Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tarehy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akanjon-goaika, ka enti-maty hoatry ny tarehy. [2.415 #5247] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Collier blanc des corbeaux : ils l' emportent avec leur tête en mourant. [2.415 #5247] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses qui durent, par exemple d' une amitié fidèle. [2.415 #5247] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy ka ratsy fanahy. [2.165 #93] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être laid et bon, que d' être beau et méchant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aleo ratsy tarehy manam-panahy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ampinga Ampinga | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bouclier en feuilles de gouet : le visage est bien caché mais la vie n' est pas à l' abri. [2.415 #3450] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' une défense qu' on perce facilement à jour, ou bien d' un succès de peu de durée. [2.415 #3450] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy ; fa ny fitia tsy mila tarehy. [2.653]
Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy ; fa raha tiana, mitombo tarehy. [2.415 #1268, 2.653] Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy : ny tia tsy mila tarehy. [2.415 #1268] Aza manadidy ny soa tia ratsy fa izay tiana mitombo tarehy. [2.558 #477] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne reprochez pas à Rasoa d' aimer quelqu' un de laid, car celui qui est aimé devient beau. [2.415 #1268]
Ne reprochez pas à Rasoa d' aimer quelqu' un de laid : l' amour n' a pas besoin de beauté. [2.415 #1268] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' amour est aveugle. [2.415 #1268] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao : " tsy tiako tarehy, halako bika " . [2.415 #5499] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme celui qui dit : je n' aime pas sa figure, je déteste son air. [2.415 #5499] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la partialité. [2.415 #5499] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza ny tarehy mavomavo no izahana, fa ny havany any Ny tarehiko mavomavo angaha no izahanao, fa tsy ny havana avy any Ny tarehiko ratsy angaha no izahanao, fa tsy ny havana avy any | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous ne regardez probablement que ma vilaine figure et vous ne voyez pas le parent qui vient de Dilambato. [2.415 #1226] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la légende d'une personne laide qui comptait sur ses parents pour se marier. [2.415 #1226] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Boka miteraka Alahamady, ka hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.415 #1975, 2.165]
Boka niteraka Alahamady, ka hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.415 #24, 2.653 #814] Boka teraka alahamady : hitan' Andriamanitra ny tarehiny. [2.558 #948] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui lance quelque chose à la nouvelle lune d' Alahamady : Dieu voit sa figure. [2.415 #1975]
Pauvre lépreuse qui enfante pendant le grand jour de fête d' Alahamady : Dieu seul voit sa face. [2.415 #24] Un lépreux qui lance quelque chose en haut au mois d' Alahamady: Dieu voit sa figure. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à l' ancienne coutume de lancer des morceaux de bouse de bœuf à la lune lors de la nouvelle lune d' Alahamady, le premier mois de l'année malgache; en ce faisant, le lépreux découvrait son visage défiguré qu' il n' aurait pas voulu montrer. [2.165]
Ce proverbe disait l' éloignement des Malgaches pour les lépreux, et s' employait pour signifier une chose dont il n'y a pas à tenir compte. [2.415 #24] Il la découvre pour lancer ; on lançait de la bosse de boeuf à la nouvelle lune du mois d' Alahamady. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [2.558]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Enti-maty toa tarehy. [2.558 #71]
Enti-maty, toy ny tarehy. [2.653 #873, 2.974 #466] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Inséparable, comme le visage qu' on emporte dans la mort. [2.415 #620]
Qu’on garde jusqu’à la mort, comme le visage. [2.974 #466, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses invétérées, inséparables. [2.415 #620] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ilay boka naka ody fitia : ny tarehiko anie efa simba fa izay hataonao no sisa! [2.558 #1397]
Ilay boka nitokoa ody fitia: "Ny tarehiko anie efa rava, fa ny hataonao no sisa e!". [2.415 #2001, 2.653 #1111] Ilay boka sy ny odiny : ny tarehiko anie efa simba, fa ny hataonao no sisa. [2.415 #73, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui parle à son ody ou amulette : voilà que ma figure est gâtée ; il te reste à faire ton oeuvre si tu le peux. [2.415]
Lépreux qui prononce des imprécations en demandant de l'efficacité aux philtres d' amour : ma figure est ravagée, dit-il, mais il reste votre efficacité, je compte sur vous. [2.415 #2001] Un lépreux parlant à son amulette: "J' ai le visage ravagé (par la maladie c' est vrai), mais agis maintenant si tu y peux quelque chose". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Izay tiana mitombo tarehy. [2.415 #1283] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A la personne aimée, on trouve beau visage. [2.415 #1283] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Menaka sy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Miaramila be molotra : tsy mitady tarehy, fa tavy no ilaina. [2.415 #438]
Miaramila sima : tsy mila tarehy tsy be angesongeso, fa tavy ihany kosa no tadiavina. [2.415 #438] Miaramila sima : tsy mitady tarehy, fa tavy no ilaina. [2.558 #2267, 2.653 #1731] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soldats à grosses lèvres et soldats à bec-de-lièvre : ils ne cherchent pas la beauté ni les apprêts mais ils soignent la graisse de leurs joues. [2.415 #438] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens grossiers et mangeant bien. [2.415 #438] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mitovy ny tarehy, fa ny famindra no samihafa. [2.415 #1662, 2.653 #1892, 2.165]
Mitovy tarehy fa ny famindra no samy hafa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny toetra no samy manana ny azy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les figures sont semblables mais la démarche est différente. [2.415 #1662]
Le visage est le même, mais la démarche est différente. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Mpiasabe raha ny tarehy fa jiolahy ny ao anaty. [2.558 #2614]
Mpiasabe tarehy, fa jiolahy anaty. [2.653 #1976] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Ny anarana mampody mandry, fa ny tarehy Ny anarana mampody mandry fa ny tarehy mampiverina ilalana. [2.558, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy arakaraka ny anarany ny tarehiny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le nom vous fait passer la nuit dehors (en voyage) mais la figure vous fait revenir chez vous le même jour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit de quelqu' un s' en allant chercher femme au loin; s' il entend parler favorablement d' une jeune personne au nom engageant, il continuera son voyage; mais s' il peut juger de visu de celle qui aurait pu devenir sa femme, et que sa figure lui déplaise, alors découragé, il s' empresse de retourner chez lui. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Ny be vola maro sakaiza ary ny harena mampitombo tarehy. [2.558 #2921] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny firavaka azo atentina, fa ny tarehy tsy azo atentina. [2.165 #1284]
Ny firavaka no azo atentina, fa ny tarehy tsy azo atentina. [2.415 #2449, 2.653 #2231] Ny firavaka no azo atentina fa tsy ny tarehy. [2.558 #2993] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des ornements, on peut s' en mettre, mais quant à sa figure, on ne peut rien y changer. [2.165]
On peut ajouter des parures, mais on ne peut pas ajouter un beau visage. [2.415 #2449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny harena tsy mahaleo ny tarehy sy ny fanahy. [2.415 #1221] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut la beauté et les qualités morales que la fortune. [2.415 #1221] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny henatra mampiova ny tarehy. [2.165 #1120]
Ny henatra mampiova tarehy. [2.415 #6458, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La honte change le visage. [2.415 #6458]
La honte fait changer la figure. [2.165 #1120] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny lamba ratsy no azo enti-mivily, fa ny tarehy ratsy tsy mba azo enti-mivily. [2.415 #2452, 2.653 #2294]
Ny lamba ratsy no azo enti-mivily, fa ny tarehy ratsy tsy menatra hifanena. [2.558 #3068] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un mauvais lamba peut se dissimuler mais un visage laid et vilain ne le peut pas. [2.415 #2452] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ny tandra vadin-koditra, ny tarehy enti-maty. [2.558 #3260] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Ny tarehy an-dRahiratra, fa ny vintana an-dRasitamoraina. [2.415 #851]
Ny tarehy an-dRahiratra; fa ny vintana an-dRatsitamoraina. [2.653] Ny tarehy an-dRahiratra fa ny vintana an-dRatsitamorainy. [1.1] Ny tarehy no an-dRahiratra fa ny vintana an-dRatsitamoraina. [2.558 #3267, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina milaza fa tsy ny tarehy akory no hahazoana vady tsara na fiadanana, fa ny vintana izay mahatonga ho moramorainy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La beauté est à Rahiratra, mais l' heureux destin est à Rasitamoraina. [2.415 #851]
Rahiratra a la beauté pour elle, mais Ratsitamoraina, par contre, a été favorisée par le sort. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A chacun son sort. [2.415 #851]
De ces deux femmes, la seconde, avec moins d' avantages physiques que la première, a pourtant été mariée avant, ce qui montre que le sort lui a été favorable. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Ny tarehy no ratsy ka ny volo no Ny tarehy no ratsy, ka ny volo no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celle qui est laide tresse (litt. tord) ses cheveux, pour tâcher de racheter, autant que possible, la laideur de son visage. [2.165 #1758]
Sa figure est laide et elle la pare en tressant ses cheveux. [2.415 #2454] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Une femme laide qui se pare, cherche ce qui ne convient pas ; autre sens : dissimuler un défaut. [2.415 #2454] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny tarehy no tsy azo ovana, fa ny toetra mora ovana. [2.558 #3269]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana. [2.415 #3053, 1.1] Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa raha ny fanahy mora foana. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny bika aman' endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan' ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin' ny sitrapon' ny tena ny mahatsara na maharatsy azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une vilaine figure ne peut pas être changée mais une mauvaise conduite peut facilement être changée. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On peut corriger sa conduite. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana ihany. [2.974 #455, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne peut changer une figure laide ; mais on peut changer une âme laide. [2.974 #455] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny tarehy soa verin' ny hanina an-dany vazana. [2.653, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un beau visage gâté par la nourriture entre les dents et les joues. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit d' une femme qui malgré sa beauté se nettoie la bouche avec son doigt, ce qui décourage les prétendants possibles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Ny tarehy tsy mahaleo ny fanahy. [2.653 #2435, 2.974 #440] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un beau visage ne vaut pas la vertu. [2.974 #440] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny teny tahaka ny vato Ny teny toy ny vato | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Ny tsiny toy ny rivotra : mikasika ny tena fa tsy hita tarehy. [2.165 #150, 2.415 #6482, 2.558 #3335, 2.653 #2526] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le blâme, c' est comme le vent : il touche et on le sent, mais on ne le voit pas. [2.415 #6482]
Le blâme est comme le vent: on le sent sans le voir. [2.165 #150] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana. [2.415 #4558, 2.653 #2488, 2.974]
Ny voky tsy mahaleo ny tsaroana, ary ny tarehy tsy mahaleo ny fanahy. [2.415 #1228] Voky tsy mahaleo ny tsaroana. [2.558 #5013] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La mémoire du coeur vaut mieux que les aliments qui rassasient, et un beau caractère vaut mieux qu' un beau visage. [2.415]
L' attention vaut mieux que le repas. [2.415 #4558] Le fait que quelqu' un s' est souvenu de vous (pour vous faire un présent), vaut mieux que le présent lui-même. [2.165] Le rassasiement ne vaut pas un souvenir. [2.974 #387] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est bien d'être rassasié, mais ce qui vaut encore mieux c' est d' avoir été invité. Paroles dites par les invités. [2.415 #4558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Papango didimaso tsy fihinana : samy ratsy, ka aza Papango didimaso, Papango didimaso, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Papangue, oiseau chassieux qu' on ne mange pas, regarde-toi avant de dire du mal des autres. [2.415 #4890]
Papangues, oiseaux chassieux qu' on ne mange pas, vous êtes tous vilains, ne vous moquez pas les uns des autres ; papangue, oiseau chassieux qu' on ne mange pas, enlève ta chassie avant de me parler. [2.415 #4889] Un papango aux yeux chassieux, un oiseau qu' on ne mange pas: regardez votre propre visage avant de dire du mal des autres. [2.165 #569] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des médisants. [2.415 #4890] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Ratsy tarehy Ratsy tarehy Ratsy tarehy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Laide à qui le malheur porte bonheur : c' est quand elle a les cheveux éparpillés et en désordre en signe de deuil, qu' elle commence à être bien. [2.415 #1784]
Une femme laide qui profite par son malheur, car quand ses cheveux sont défaits, elle parait jolie. Les femmes malgaches se défont les cheveux pour marquer leur deuil. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe correspond à: A quelque chose malheur est bon. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Ratsy tarehy handeha hilanona, ka maraina ihany no izy. [2.165 #1290]
Ratsy tarehy handeha hilanona, ka ny maraina ihany no izy. [2.558 #3727] Ratsy tarehy handeha hilanona : maraina ihany no izy. [2.415 #1785, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme laide qui va voir les réjouissances publiques : elle n' y va que le matin. [2.415 #1785]
Une femme laide voulant se rendre à une fête publique: c' est de bon matin qu' elle doit se mettre en route. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle a honte. [2.415 #786]
Pour ne pas trop se faire remarquer. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Ratsy tarehy maka vady, ka ny anaran-dray no enti-mila. [2.558 #3728]
Ratsy tarehy mila vady, ka ny anaran-dray no enti-mila. [2.415 #1233, 2.653 #2773] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on est laid, c' est en faisant valoir le nom de son père qu' on trouve à se marier. [2.415 #1233] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait souvent des animaux de moins belle apparence, mais de bonne race. [2.415 #1233] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Ratsy tarehy manam-bintana aho, ka ny soa no manatona ho vady. [2.653 #2771]
Ratsy tarehy manam-bintana, ka ny soa no manatona ho vady. [2.558 #3729] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Ratsy tarehy miantsena : mividy maraina dia lasa. [2.415 #786, 2.558 #3730, 2.653 #2772] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme laide qui va au marché : elle achète vite ses provisions de bon matin et elle se hâte de rentrer. [2.415 #786] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle a honte. [2.415 #786] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Tahaka an' ilay boka mihaingo : tsy avelan' ny tarehy tsy ho fantatra tsy akory. [2.415 #2023] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme une lépreuse qui se pare : elle attire l' attention sur sa figure. [2.415 #2023] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se trahissaient eux-mêmes. [2.415 #2023] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Tahaka ny mananasy : marokoroko tarehy tsy aritry ny malandilandy. [2.558 #259] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Tahaka ny mananasy, mirokoroko tarehy fa mamy anaty. [2.974 #436]
Tahaka ny mananasy : mirokoroko tarehy ihany, fa ny hamaminy no fatratra,. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme l’ananas : aspérités dans les apparences, en réalité, douceur exquise. [2.974 #436] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Tanora vady, ka tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Tarehy enti-maty, tandra enti-milevina. [2.558 #4104] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Tarehy ratsy Tarehy ratsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La personne à qui Dieu a donné une figure trop laide, ne peut pas la cacher. [2.415 #54]
Si le Créateur vous a fait une vilaine figure, il ne sert à rien de vous couvrir la tête. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut se contenter de ce qu'on a. [2.415 #54] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Toy ny bibilava sy vitsika : samy hafa tarehy fa mianaka. [2.558 #4270]
Toy ny bibilava sy vitsika : samihafa tarehy ka mianaka. [2.415 #1135, 2.653 #3187] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme le serpent et les fourmis : ils n' ont pas la même forme, et pourtant ils sont parents. [2.415 #1135] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion au serpent renimandotra qu' on prétendait habiter les fourmilières et se faire nourrir par les fourmis ; ce proverbe se disait des parents de conditions différentes ou des gens de pays différents, qui contractent amitié. [2.415 #1135] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Tsara tarehy petaka orona ka voatondro iray no tsy | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Zavatra kely matetika dia ampy hanimba zavatra iray izay mety ho tsara amin' ny ankapobeny. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Tsara tarehy tsy Tsara tarehy tsy Tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Beau visage auquel les parures ne vont pas : il n' a qu' à rester dans l' état où le Créateur l' a fait. [2.415 #2471] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des personnes sur qui les parures jurent. [2.415 #2471] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Tsiboboka sy toho: rano no iraisana, fa ny tarehy samy hafa. [2.165 #314, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un têtard et un poisson: tous deux sont dans l' eau, mais ils n' ont pas la même forme. [2.165 #314] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Tsy misy ratsy natao valan' ondry, fa izay tiana mitombo tarehy. [2.558 #4742] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [2.415 #1794, 2.653 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601] Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [2.165 #1298] Vehivavy tsara tarehy Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601, 2.653 #3785] Zazavavy tsara voavitsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [2.415 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [2.415 #1601] Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [2.415 #1601] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Volamena latsaka Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra. [2.415 #2265, 2.653 #3724, 2.974 #437] Volamena latsaka am-bovoka: tsy avelan' ny tarehiny tsy hihiratra. [1.1] Volamena latsaka am-bovoka: tsy avelan' ny volony tsy hihiratra. [1.1] Volamena latsaka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona mendrika sy marina, ka na haratsina aza dia tsy maintsy miseho ihany ny hasoany. [1.1]
Ilazana ny zava-tsoa izay tsy maintsy ampamirapiratin' ny hatsarany eny ihany, na aiza na aiza misy azy. [1.1] Tsy saro-pantarina fa miavaka eny ihany ny zava-tsoa sy saro-bidy na dia very amin' ny toerana tsy mendrika ary aza. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De l’or tombé dans la poussière, ne laisse pas de briller tout de même. [2.974]
L' or tombé dans la poussière : sa beauté ne lui permet pas de ne pas briller. [2.415 #2265] Or tombé dans la poussière, sa beauté reste resplendissante. [1.6] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Même cachée, la vérité est toujours découverte. [1.6]
Se disait des belles personnes, des jolies choses, des avantages et qualités qu'on ne peut cacher. [2.415 #2265] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Zanak' | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||