Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : omena | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adala nomen-tanan' ondry: na hosoloana hofany aza tsy mety. [1.1 #21]
Zaza nomen-tanan' ondry ka na soloana hofany aza tsy mety. [2.558] Zaza nomen-tanan’ ondry: raha soloan-kofany aza tsy mety. [2.415 #1553, 2.653 #3780] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo miraikitra amin' ny tiany na ny heviny ka tsy azo ahodin-doha na zavatra tsara sy marina aza no atolotra azy. [1.1 #21] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant auquel on a donné une patte de mouton : si on lui donne la queue à la place de la patte, il ne veut pas. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' enfant ne connaît pas ses intérêts, mais cherche ce qui l' amuse : la queue vaut mieux que la patte. Sens plus général : préférer une chose insignifiante à une autre qui a de la valeur. [2.415 #1553] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Anarana no Anarany no nomeny trano be, ka sondro-drahona; anarany no nomeny vala be, ka sakamaina. [2.165 #1330] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il l' appelle "grande maison" et ce n' est qu' une cabane; il l' appelle "grand champ" , et ce n' est qu' une petite rizière qu' on ne peut pas irriguer. [2.165 #1330] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Andriamanitra no hamaly ka ho tonga tohatra hiakaranareo any an- Izay homenareo anie dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que Dieu vous récompense et que votre offrande devienne l' escalier qui vous fera monter au ciel. [2.415 #3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les lépreux lorsqu' ils demandaient l' aumône. [2.415 #3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara. [2.415 #4106] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nous vous saluons, vous à qui Dieu a donné un successeur. [2.415 #4106] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Formule de félicitations à une famille à l'occasion de la naissance d' un enfant. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza atao lambamena Aza atao lambamena nomena ny maty. [2.165 #2132] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne le traitez pas comme des linceuls rouges qu' on met à un mort. [2.165]
Ne le traitez pas comme on traite le lamba de soie rouge qu' on donne aux morts. [2.415 #754] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ne l' abandonnez pas entièrement. [2.165]
Se disait de ceux qui traitaient les petits sans égards. [2.415 #754] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza tsy mahahendry hoatry ny tenda : tsy omena, maniny ; omena maniny ; satriny hihinana ihany. [2.415 #4672]
Aza tsy mahahendry, ohatra ny tenda: tsy omena, maniny ; omena, maniny : satriny hihinana ihany. [2.653] Aza tsy mahahendry toa tenda : omena maniny, tsy omena maniny, fa satriny ihany hihinana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas comme le gosier ; on a beau avoir du savoir faire, on n'en a pas à son goût : quand on ne lui donne pas, il fait des reproches ; quand on lui donne, il fait des reproches : il voudrait toujours manger. [2.415 #4672] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui ne sont jamais contents de la nourriture. [2.415 #4672] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy maro ihany. [2.558 #85]
Haja omena ny tantely no anaovana azy sorona, fa ny mamy toa azy mba misy ihany. [2.165 #851] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est par considération envers le miel qu' on l' emploie dans les sacrifices, mais il y a d' autres choses qui sont tout aussi douces. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Hanina omena andevolahy : tsy Toy ny hanina omena andevo : " Toy ny hanina omena mpanompo : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la nourriture qu' on donne aux esclaves: qu' ils l'aiment ou qu' ils ne l' aiment pas, il faut qu'ils la mangent. [2.165]
Nourriture donnée à un esclave: qu'elle soit bonne ou mauvaise à manger, il est obligé de la manger. [1.3] Nourriture qu' on donne à l' esclave : qu' elle soit bonne ou mauvaise, il est obligé de la manger. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut se contenter de tout ce qui vient des supérieurs. [1.3]
Ils n' ont pas le choix. [2.165] Se disait des travaux qu'on était obligé de faire. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Homeko azy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je lui donne le présent en échange de l' avenir. [2.415 #3643] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andriantompokoindrindra en faveur de son frère Andrianjaka, pour assurer à ses descendants, certains avantages stipulés ; elles sont passées en proverbe. [2.415 #3643] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hotetehiko hoatry ny bala ka homeko ny amboa. [2.415 #4193] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je mettrai leurs corps en morceaux aussi petits que des balles, et je le donnerai en nourriture aux chiens. [2.415 #4193] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d' Andrianampoinimerina, Radama et autres chefs contre leurs ennemis. [2.415 #4193] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ilay jamba nomena amalona : Amalona hono itony. [2.558 #1399]
Ilay jamba nomena amalona : " amalona, hono, itony, Andriamanitra " . [2.415 #2149, 2.653 #1113] Jamba nomena amalona, ka amalona hono ity, ry Andriamanitra. [2.558 #1556] Toa an' ilay jamba nomena amalona, ka amalona, hono ity, Andriamanitra. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle à qui on a donné de l' anguille : mon Dieu, dit-il, il paraît que c' est de l' anguille. [2.415 #2149] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Lany va ny arosy ka ny takatra no omen-dasiray ? [2.558 #1745]
Lany va ny arosy, no ny takatra no omen-dasiray ? [2.653 #1334] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Loza foana homena ny tanjona, fa ny heniheny tsy azo ho vary. [2.558 #1815]
Loza foana omena ny tanjona, fa ny heniheny tsy azo ho vary. [2.415 #4869, 2.653 #1384] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On accuse vainement la pointe de terre qui s' avance, le marécage ne donnera pas pour cela du riz. [2.415 #4869] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Mba ataovy toy ny voankazo an' ala ny anatra omen’ ny olona ny tena, ka ny mangidy aloa ary ny mamy atelina. [2.415 #6512]
Voankazo an' ala, ka ny mamy atelina ary ny mangidy aloa. [2.415 #6533] Voankazo an' ala, ka ny mangidy aloa, ny mamy atelina. [2.558 #4993] Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, ny mamy atelina. [2.653 #3706, 2.974 #335] Voankazo añ' ala ka ty mame | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faites comme avec les fruits de la forêt : on avale les doux et on jette les amers. [1.68]
Faites des avis qu'on vous donne, comme des fruits qu' on trouve dans la forêt : on mange les bons et on laisse les mauvais. [2.415 #6512] Gomme les fruits cueillis dans la forêt : ceux qui sont amers, on les rejette ; ceux qui sont doux, on les savoure. [2.974 #335] Quand on trouve des fruits dans la forêt, on mange les bons et on laisse les mauvais. [2.415 #6533] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On essaie les fruits, et c'est par le goût qu'on juge ; de même il faut écouter les avis et voir quels sont ceux qui sont bons ou mauvais. [2.415]
Se disait des avis reçus et des paroles entendues. [2.415 #6533] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mividy mahazo, mangataka omena, ka nony anontaniana Mividy mahazo, mangataka omena : ka nony ierana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand vous achetez, vous recevez ; quand vous demandez, on vous donne ; mais quand il s'agit d' un avis, vous trouvez bouche close. [2.415 #6513] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un avis est plus difficile à donner. [2.415 #6513] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Na dia manarona akoho aza, raha mby amy ny omen’ Andriamanitra, dia manana. [2.653]
Na dia manarona akoho aza, raha mby amin' ny omen' Andriamanitra dia manana. [2.165 #29, 2.558 #2652] Na dia manarona akoho manatody aza hianao, raha omby amin' izay omen' Andriamanitra, dia manana. [2.415 #37] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Même pour ce qui est de couvrir vos poussins, vous réussirez, si Dieu le veut. [2.165]
Ne feriez-vous que couvrir une poule pondeuse, si Dieu vous bénit, vous deviendrez riche. [2.415 #37] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à d. il ne leur arrivera pas de mal; allusion à la coutume de couvrir d'un panier la poule couveuse et ses poussins quand qu' ils sont éclos. [2.165]
Les Malgaches couvrent les poules pondeuses pour quelles se tiennent tranquilles ; on disait ce proverbe à ceux qui sont trop pressés d' avoir quelque chose. [2.415 #37] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana ? hoy Ilaisarotra, ny tenako aza Nahoana no dia izaho avy no mba angatahana? hoy Ilaisarotra : Ny tenako aza antsaky tsy homeko ka! [2.653 #2032] Nahoana no dia izaho avy no mba angatahina ! hoy Ilaisarotra. [2.558 #2670] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi me demande-t-on, dit l'avare, à moi qui refuserais presque à ma propre personne ! [2.415 #2313] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d'avare. [2.415 #2313] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Nangataka hianao nomeko, nividy nanaovako mora, ka no nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho an' ny zanako? [2.558]
Nangataka nomeko, nividy hianao nanaovako mora, ka nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho any ny zanako ? [2.653 #2082] Nangataka, nomeko ; nividy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand vous avez demandé je vous ai donné, quand vous avez acheté je vous ai vendu à bon compte, et voici que vous regardez encore ce qu' il y a dans la marmite ; alors que restera-t-il pour mes enfants ? [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Réponse aux gens trop exigeants. [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny adidy tsy omena ny olon-dratsy. [2.165 #117] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce ne sont pas les méchants qu'on blâme. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny andevo loza tompo no tsara midina, tsy ampy ny omen’ ny tompony. [2.415 #2317] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les esclaves auxquels les maîtres ne donnent pas de quoi se vêtir, revêtent les habits de leurs maîtres lorsqu' ils descendent les laver. [2.415 #2317] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des maîtres avares. [2.415 #2317] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny fitia aza atao tsy mivaly ohatra ny hanina nomena boka. [2.558]
Ny fitia aza atao tsy mivaly, toy ny hanina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que l' affection ne reste pas sans récompense, comme la nourriture qu' on donne à un lépreux. [2.165]
Que l' amour ne reste pas sans récompense comme la nourriture qu' on donne à un lépreux. [2.415 #5116] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quand on donne à manger à un lépreux, on ne désire pas qu' il vous rende la pareille! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny lamokan' atodiakoho no tsy nomen' ny vaventy ny ankizy dia fanariana dia ny rariny. [2.558 #3070]
Ny lamokan’ atody akoho no tsy nomen’ ny vaventy ny ankizy, dia fanariana ny rariny. [2.653 #2298] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Nomen' ny am-bava tsy ratsy, ka ny ao an-trano Nomen' ny am-bava tsy ratsy, ka ny ao an-trano no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Maltraiter sa propre femme en entendant parler en bien d' une autre. [2.165 #492]
On a entendu dire du bien d' une autre femme, et on maltraite la sienne. [2.415 #1321] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Omena manta : " tsy omby vilany " ; omena masaka : " sisa tsy lany " . [2.415 #1465, 2.653 #2571]
Omena ny manta ka hoe : tsy omby vilany, omena ny masaka, lazaina ho sisa tsy lany. [2.558 #3444] Rafozana be menomenona: anaterana ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona sarotra omena fahafahampo, be fanakianana na inona inona atao aminy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Donnez-leur quelque chose qui n'a pas passé au feu, ils disent qu' on le donne parce que la marmite n' a pas pu le contenir ; donnez-leur quelque chose qui est cuit, ils disent qu' on "leur donne des restes. [2.415 #1465] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe, dont le sens général s'applique aux gens qui ne sont jamais contents, se disait surtout des beaux-parents qui avaient la réputation d'être exigeants. [2.415 #1465] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Omena mody voky, kanefa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Difficile à contenter : si on lui offre de la nourriture, il refuse sous prétexte qu' il est rassasié, et puis il va voler des mets pour les manger en cachette. [2.415 #1532]
Faire semblant d' être rassasié quand on vous offre à manger, et pourtant dérober de la nourriture ensuite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des enfants, des subordonnés, des esclaves volontaires et difficiles. [2.415 #1532] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ondrin' | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Onony ny alahelo fa anjara omen’ Andriamanitra izao, fa tsy misy tsy ho any tsy akory. [2.415 #4153] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Calmez votre douleur, car c' est le partage que Dieu nous fait ; il n' y a personne qui soit dispensé d' aller là-bas. [2.415 #4153] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de consolation dites dans une visite après un deuil. [2.415 #4153] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Raha tia ady aza hianao, raha omen’ olona tsy ho tia ady aiza. [2.165 #333]
Raha tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand même vous aimez vous battre, vous reculez quand on vous offre la bataille. [2.165 #333] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Sarotr' entina toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Difficile à contenter comme des beaux-parents qui trouvent toujours à redire: on leur offre de la viande crue, (et ils disent): "C' est ce que vous n' avez pu mettre dans la marmite" ; on leur en donne de la cuite, (ils répondent): "Ce sont des restes!". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Tain' omby an-tany mena : raha tsy miomba nofo tsy miala. [2.558 #3996, 2.653 #2975]
Tain' omby an-tany mena: raha tsy miombona afo, tsy miala. [2.165 #284] Tain' omby an-tany mena : raha tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De la bouse de vache sur de la terre rouge: si on ne les met ensemble dans le feu, elles ne se séparent pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Toa an' ilay jamba nomena amalona: koa "Amalona, hono, ity, Andriamanitra!". [2.653 #3098, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pareil à un aveugle auquel on a donné une anguille, alors: "Ô Dieu, on dit que ceci est une anguille!". [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Toy ny kamboty Toy ny kamboty Toy ny kamboty | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' orphelin qui a trouvé de quoi remplir son estomac : c' est Dieu qui lui a donné de quoi être rassasié. [2.415 #57]
Pareil à l' orphelin qui a un énorme estomac, il est déjà plus que rassasié. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Certains enfants malgaches ont l'estomac fortement dilaté, et ce fait provient non de suralimentation, mais de maladie. [2.165]
Proverbe analogue au français : aux petits des oiseaux, Dieu donne la pâture. [2.415 #57] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tsy fidiny ny mahazo ny njola ka hangarika Tsy fidiny omen’ ny njola, ka hangarika | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Voninahitra an-tsobiky tsy atao am-patambary. [1.1]
Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary ihany no handraofana. [2.415 #2269] Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [2.415 #2269] Voninahitra omena ny sobiky, fa ny fatambary no azo handraofana ihany. [2.653] Voninahitra omena ny sobiky fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [2.558 #327, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny haja sy zo tokony hipetraka eo amin' ny zava-dehibe dia tsy tokony haetry amin' ny zavatra madinika. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La corbeille est considérée avec respect mais c' est le fatambary ou petite mesure de riz qui est le maître de la mesure, c' est lui qui puise dans la corbeille à riz. [2.415 #2269] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas mépriser les petits car on a souvent besoin d' un plus petit que soi. [2.415 #2269] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Voninahitra omena ny akondro, fa ny vomanga mba mamy ihany. [2.653]
Voninahitra omena ny akondro, fa ny vomanga mba mamy ihany koa. [2.558 #326] Voninahitra omena ny tantely, fa ny vomanga mba mamy ihany. [2.165 #850] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On honore le miel, mais la patate est douce aussi. [2.165 #850] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Zaza nomena ontsy ka dia mitelina. [2.415 #1552, 2.558 #5097, 2.653 #3779] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant auquel on a donné une banane : il l' avale. [2.415 #1552] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se pressaient trop, comme l' enfant qui ne prend pas le temps d' enlever la peau de la banane. [2.415 #1552] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||