Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mora | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoho vahiny mora lanim-posa. [1.147 #A29]
Akoho tsy maneno | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Anao aho ka mora; fa raha an' olona aho dia sarotra. [2.165 #181]
Anao aho ka mora, fa raha an' olona aho ka sarotra. [2.415 #4361, 2.653] Anao aho ka mora fa raha an' olona aho sarotra. [1.1] Anao aho ka mora, fa raha an' olona sarotra. [2.558 #202] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Matetika tsy dia raharahaina firy ny zavatra raha eny amin' ny tena, fa raha vao lasan'olona iny, mahasarotiny izaitsizy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est parce que je suis à vous que je suis bon marché ; si j' étais à un autre je serais cher. [2.415 #4361]
Je suis à vous et c' est facile; si j' étais à un autre, ce serait difficile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à ce que dans les ventes, le vendeur dit que c'est bon marché afin de vendre cher, et l' acheteur dit que c' est trop cher pour acheter bon marché. [2.415 #4361] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atao andry ombin' ilay adala, ka ny aloha Aza atao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne gardez pas les boeufs comme ce sot qui lance des pierres aux comes de ceux qui sont devant et frappe ceux qui sont derrière ; mais imitez la douceur de celui qui appelle ceux qui vont trop vite et caresse ceux qui sont derrière. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la manière de traiter et de conduire les gens : il ne faut pas les traiter avec méchanceté. [2.415 #2064] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza atao fitia rano-trambo : be fihavy ka mora ritra ; fa ataovy tahaka ny rano am-pasika : tsy nampoizina hisy ka nahazoana. [2.974]
Aza ataonao fitia ranon-trambo : be fihavy, ka mora ritra ; fa ataovy tahaky ny rano am-pasika : tsy nampoizina hisy, ka nahazoana. [2.415 #5074] Aza ataonao fitia rano-trambo: be fihavy, ka mora ritra; fa ataovy tahaka ny rano am-pasika: tsy nampoizina hisy, ka nahazoana. [2.653 #375] Aza dia atao toy ny ranotrambo ny fitia, ka be fihavy fa mora tankina. [2.558 #434] Aza manao fitia ranotrambo: be fihavy, fa mora mianina. [2.653 #443] Aza manao fitia ranotrambo: be fihavy, fa mora ritra. [2.653 #443] Aza manao fitia rano trambo: be fihavy, ka mora lasa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que l’amour n'imite pas les fortes ondées : abondantes mais vite épuisées; mais qu’il soit comme l’eau cachée dans le sable : on n'y comptait pas, et l’on en trouve. [2.974 #9]
Que votre amitié ne soit pas comme l' eau d' un torrent: elle vient en grande abondance, mais disparaît en peu de temps. [2.165] Que votre amour ne soit pas comme le torrent qui se déverse à grands flots et tarit vite ; mais qu' il soit comme l' eau dans le sable : on n' espérait pas en trouver et cependant on a pu en recueillir. [2.415 #5074] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza mamono biby mora. [2.165 #438] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne tuez pas une bête inoffensive (un serpent). [2.165 #438] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas comme la pirogue trop courte qui se retourne facilement. [2.415 #5328] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe betsimisaraka : soyez fidèle et constant. [2.415 #5328] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao mora hielezana, fa manaova sarotra hiangonana. [2.653 #483, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas facile à dépenser mais soyez dur à entasser. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la route : impossible de la transporter, mais rien de plus aisé que de la déplacer. [2.974 #260] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Faty be mora efaina. [2.415 #3338] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On se tire facilement d' une affaire où il y a beaucoup de complices. [2.415 #3338] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hividy aza hatao, ka mahazo vao mifararemotra. [2.653 #1080]
Hividy sarotra atao, ka mahazo mora vao mifararemotra. [2.558 #1353] Hividy sarotra hatao, ka mahazo mora vao mifendrofendro. [2.653 #1082] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Izay tsy faly amin' ny fitiavam-badiny, mora hozongozonina ho diso. [2.558 #1522] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Kitapo mora feno : vady miara-mihary. [2.415 #1199]
Mpivady miara-mihary mora feno kitapo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny fifanampian' ny mpivady amin' ny fitadiavana dia mety hahangonany harena haingana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le sac se remplit promptement, c' est que le mari et la femme travaillent ensemble. [2.415 #1199] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ménages diligents, prospères, en bon accord. [2.415 #1199] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Lambon-dRatsikonkona : sady tsy mora tsy miady. [1.147 #L8] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Lehibe nangataka : ny miloa-bava mora ihany, fa ny Lehibe no mangataka : ny miloa-bava mora ihany fa ny mamerin-tanana no tsy toha. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le coton malgré son étroitesse ne se rompt pas, faible il ne se brise pas, et s' il est brisé, il se raccommode facilement. [2.415 #5275] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la patience et de la douceur qui conservent l' amitié. [2.415 #5275] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mamia fotaka malemy : giazana mafy, miporiatra amy ny Mamia fotaka malemy : giazana mafy, miporiatra amin' ny elakela-tanana ; hazonina moramora, lany mitsika. [2.415 #293] Mamia fotaka malemy : giazana mafy miporitsaka, tazonina mora lany mitsika. [2.558 #1950] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Serrer dans les mains de la vase coulante : si on la serre fortement, elle s' échappe par les intervalles des doigts ; si on la retient mollement, elle s' en va tout entière goutte à goutte. [2.415 #293] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le gouvernement des hommes est difficile : il faut éviter les excès de sévérité et de faiblesse. [2.415 #293] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Manantena tsy misy no sarotra, fa raha mamoy mora foana. [2.415 #5856]
Ny manantena tsy misy no sarotra, fa ny mamoy mora foana. [2.653 #2318, 2.974 #272] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Espérer ce qui n' est pas est pénible, mais une fois qu' on a abandonné cette espérance, cela ne coûte plus. [2.415 #5856]
Espérer, pour aboutir à la déception, est dur ; tandis qu’il est facile de se désister d’avance. [2.974 #272] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaut mieux dire la vérité que de faire de vaines promesses. [2.415 #5856] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Manao vilaniben' Amboanjobe : tsy miherin' andro akory dia vaky. [2.558 #134]
Manao vilanin' Amboanjobe, vao miherina andro ka vaky. [2.415 #2613] Tefy vilanin' Amboanjobe : malady ihany fa mora vaky. [2.415 #3820, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme la marmite d' Amboanjobe : à peine l' a-t-on gardée une semaine qu' elle est cassée. [2.415 #2613]
Marmites façonnées à la manière de celles d' Amboanjobe : elles sont faciles à s' échauffer mais elles sont fragiles. [2.415 #3820] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Amboanjobe avait la réputation de ne pas faire les marmites solides ; ce proverbe se disait des bonheurs et des biens de peu de durée. [2.415 #2613]
Se disait d' un travail fait rapidement mais pas soigné. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Mandady mora tsy folaka, | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Miadam-pandeha ny fahalainana, ka mora tratry ny fahoriana. [2.974 #490] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La paresse va si lentement que bientôt la misère l’a atteinte. [2.974 #490] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Mihazakazaka avy orana: handeha mafy toa maninana ny lanitra, handeha mora kotsakotsa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Mora manembona ny efa zatra. [2.415 #2635] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On regrette une chose à laquelle on était habitué. [2.415 #2635] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ainsi les enfants regrettent leur mère. [2.415 #2635] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Mpividy mora. [2.415 #4308] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Recéleurs sont gens qui achètent à bon compte. [2.415 #4308] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Nangataka hianao nomeko, nividy nanaovako mora, ka no nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho an' ny zanako? [2.558]
Nangataka nomeko, nividy hianao nanaovako mora, ka nitsirika ny ao am-bilany indray, ka inona kosa no mba ho any ny zanako ? [2.653 #2082] Nangataka, nomeko ; nividy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand vous avez demandé je vous ai donné, quand vous avez acheté je vous ai vendu à bon compte, et voici que vous regardez encore ce qu' il y a dans la marmite ; alors que restera-t-il pour mes enfants ? [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Réponse aux gens trop exigeants. [2.415 #4542] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Ny ambany no tsy zaka, fa raha mby an-koditra mora foana. [2.415 #2643] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' appréhension d' un malheur est intolérable, mais une fois échu le malheur se porte facilement. [2.415 #2643] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ny fihavanana tsy azo vidina. [2.165 #160]
Ny fihavanana tsy azo vidina : angatahina, mora foana. [2.653 #2228] Ny fihavanana : vidiana sarotra, angatahina mora. [2.558 #2987] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' amitié ne s' achète pas. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Ny fitia ketsa ka mora afindra. [2.558]
Ny fitia ketsa ka mora mifindra. [2.558] Ny fitia toy ny ketsa, ka raha afindra dia maniry. [2.165 #1812] Ny fitia toy ny ketsa : raha afindra, maniry. [2.415 #5118, 2.653 #2236] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' amour est comme un jeune plant de riz, transplanté, il repousse ailleurs. [2.165]
Les affections sont comme les plants de riz, quand on les transplante, elles poussent. [2.415 #5118] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'amour est changeant. [2.415 #5118] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny hanin-jarai-mora lany, ny entan-jarai-mora zaka, ny sakafo lany mahatsara vava! [2.558 #3029] Ny hani-zarai-mora lany ; ny raharaha-zarai-mora vita. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny havana ataovy toy ny andry ombin' ilay mora: ny aloha voasafosafo, ary ny aoriana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Traitez vos parents (ou vos amis) comme un doux pâtre traite ses bœufs: il caresse ceux qui vont devant et il tapote ceux qui viennent derrière. [2.165 #197] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Ny lainga mora atentina fa sarotra ialana. [2.165 #469, 2.415 #4942, 2.558 #3056, 2.653 #2291] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le mensonge est facile à ajouter, mais il est difficile de s' en dédire. [2.165]
Le mensonge se plaque facilement ; mais une fois plaqué, il est difficile de s' en défaire. [2.415 #4942] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est tenace et bien difficile à réparer. [2.415 #4942] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Ny lainga tahaka ny fasika: ka mora Ny lainga tahaka ny fasika : mora | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le mensonge est comme le sable: il paraît doux quand on s' y couche, mais dur quand on se lève. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Ny mandainga mora, fa ny manala sarotra. [2.415 #4946] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mentir c' est facile; réparer c' est difficile. [2.415 #4946] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Ny mianjona mora fa ny ianjonana no sarotra. [2.558 #3143] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Ny mihambo mora, fa ny manana tsy efa foana. [2.558 #3146] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il est facile de diriger sa route, mais il est difficile de diriger sa vie. [2.974 #434] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Ny mitondra tehina mora, fa ny mitondra tena sarotra. [2.165 #1166, 2.653 #2351] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il est facile de porter un bâton (ou une canne), mais il est difficile de se conduire (Litt. de se porter soi-même). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Ny olombelonamora soa, mora ratsy. [2.415 #2739, 2.653]
Ny olombelonamora soa sy mora ratsy. [2.165 #1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes peuvent être facilement bons comme ils peuvent être facilement mauvais; se dit aussi de la bonne et la mauvaise santé. [2.165]
L' homme est facilement bon, facilement mauvais. [2.415 #2739] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' inconstance humaine. [2.415 #2739] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Ny raharaha ifanakonana mora efa, izay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Ny rariny no singam-bolo mandavo ny vositra, rohy mora tsy afaky ny omby. [2.415 #3393, 2.653 #2400] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La justice est un cheveu qui terrasse un boeuf, une corde peu serrée que les vaches ne peuvent pas rompre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les grands et les puissants sont tenus à la justice comme les autres. [2.415 #3393] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Ny tarehy no tsy azo ovana, fa ny toetra mora ovana. [2.558 #3269]
Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana. [2.415 #3053, 1.1] Ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa raha ny fanahy mora foana. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny bika aman' endrika dia sarotra ovana satria efa izao no nanaovan' ny Nahary azy, fa ny toetra amam-panahy kosa dia miankina amin' ny sitrapon' ny tena ny mahatsara na maharatsy azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une vilaine figure ne peut pas être changée mais une mauvaise conduite peut facilement être changée. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On peut corriger sa conduite. [2.415 #3053] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Ny teny malemy mahamora harena. [2.165 #375, 2.653 #2440, 1.1]
Ny teny mora mahamora harena (tsy Teny malemy mahamora harena. [2.974 #68] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny resaka am-pilaminana sy an-kamorana mahatonga ny tompontrosa halefaka, na ny teny malemy mampitony ny hatezerana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les paroles douces facilitent (l' acquisition de) la richesse. [2.165 #375]
Une parole douce rend suaves les relations. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Ny volo : ahandroina, tsy masaka ; atono, levona. [2.415 #4559, 2.653 #2492]
Ny volo : ahandroina tsy masaka, atono mora foana. [2.558 #3369] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Cheveux et plumes : si on les fait cuire, ça ne cuit pas ; si on les fait griller, cela se consume. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Bon à rien. [2.415 #4559] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Ody fitian-dRamorabe : alao mora fa ho entina ela. [2.558 #3391] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Ranonando ny harena : mora mihintsana. [1.147 #R36] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Salasala toa mpantsaka tratr' orana : miadana, toa miandry loza ; mihazakazaka, toa maninana ny lanitra. [2.415 #791]
Salasala toy ny mpantsaka tratr' orana: miadana, toa miandry ny loza; mihazakazaka, toa maninana ny lanitra. [2.165 #988] Salasala toy ny olona mantsaka tratr' orana : mandeha mora toa miandry loza, mihazakazaka toa maninana ny lanitra. [2.558 #3819] Salasala, toy ny olona mantsaka tratr' orana: miadana, toa miandry loza ; mihazakazaka, toa maninana ny lanitra. [2.653 #2851] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Indécis comme le porteur d' eau surpris par la pluie : s' il va lentement, il s' expose au malheur ; s' il court, il a l' air de rivaliser avec le ciel. [2.415 #791]
Qui ne sait trop que faire comme un porteur d' eau atteint par la pluie; s' il continue à marcher lentement, il semble attendre le malheur; mais s' il se met à courir, il paraît vouloir rivaliser avec le ciel. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui étaient chez les seigneurs ou les chefs et ne savaient comment faire pour les contenter ; et aussi des gens perplexes qui ne savent comment faire parce qu'ils ont toujours tort. [2.415 #791] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Sarotra loatra : tsy mahay monina, mora loatra, tsy manan-ko an-tena. [2.558 #3854]
Sarotra loatra, tsy monina amin' olona; mora loatra, tsy manan-ko an-tena. [2.415 #6004, 2.653 #2874] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est trop sévère est détesté de tout le monde ; celui qui est trop bon est la proie de tout le monde et ne garde rien pour lui. [2.415 #6004] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Tsy mahaleo mora, ohatra ny mpantsaka. [2.165]
Tsy mahaleo mora, toa mpantsaka. [2.558 #4514, 2.653] Tsy mahaleo mora toy ny mpantsaka. [2.415 #3992] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui ne sait pas choisir le moment favorable, est semblable aux porteuses d' eau qui renvoient au soir ou au dernier moment pour aller chercher de l' eau, alors qu' il y aura encombrement ou mauvais temps. [2.415 #3992]
Qui ne peut pas résister à ce qui est faible, comme un porter d' eau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce qui est faible, c' est l' eau, le fluide qu' on porte sur la tête, dans une cruche; c' est donc l' eau qui occupe la position la plus élevée, de là le proverbe. [2.165]
Laisser passer le moment favorable, par paresse ou négligeance. [2.415 #3992] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Tsy mahaleo mora, toa mpividy vary. [2.415 #3991, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui ne sait pas choisir le moment favorable, est comme l' acheteur de riz qui ne sait pas choisir son temps, et remet au dernier moment, alors que le riz sera très cher ou qu' il n' y en aura plus. [2.415 #3991] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Tsy misy mora atao, toy ny malemy, nefa aleon' ny kamo matory. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Vidian-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.558 #4948]
Vidin-tsy azo, alaina mora foana. [2.165 #1186] Vidin-tsy azo, ka alai-mora foana. [2.653 #3673] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' on ne peut pas acheter, mais qu' il est facile d' obtenir par un autre moyen. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est à dire en le demandant). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Vorona ambo loha : mora | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Zato iray alinalina; arivo iray hetsihetsy. [2.653 #3766]
Zato iray alinalina, arivo iray hetsihetsy, mora lazaim-bava fa tsy araky ny tanana kiraina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |