|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : alahelo

Ohabolana 1Akoholahy maneno an-tsena: tsy hery, fa alahelo ny tanana nilaozana. [2.653 #63]
Akoholahy maneno an-tsena : tsy hery fa hanina ny tany nilaozana. [2.558]

Ohabolana 2Alahelo fararano, ka veri-dian’ ny havokisana. [2.653 #80, 2.415, 2.558]
Dikanteny frantsayChagrins d' automne : ils sont compensés par la bonne chère. [2.415 #3093]
Fanazavana frantsayA l' automne il y avait abondance et cette abondance était une compensation dans le chagrin ; ce proverbe se disait des chagrins qui ne sont pas sans consolation. [2.415 #3093]

Ohabolana 3Alahelo fararano : na tsy very dian' ny raharaha aza, very dian' ny sakafo betsaka. [2.558 #99]

Ohabolana 4Alahelom-behivavy, ka ranomaso no fiahina. [2.415 #1255, 2.558 #100, 2.653 #81]
Dikanteny frantsayDeuil et chagrin de femme : il ne lui reste que la force de sucer ses larmes. [2.415 #1255]
Fanazavana frantsayNe pas pouvoir répondre ni se venger. [2.415 #1255]

Ohabolana 5Alahelon-dehilahy : mampitombo herim-po; alahelom-behivavy : mampitombo ranomaso. [2.558]

Ohabolana 6Alahelon-dehilahy tsy maharitra hateloana. [1.1 #538]
Fanazavana malagasyManindrahindra ny herimpon-dehilahy izay tsy mba mitanondrika ela amin' ny fahoriana. [1.1 #538]

Ohabolana 7Aleo malaza ho sarotra, toy izay hitondra alahelo mody. [2.415 #5643, 2.653 #91]
Aleo malaza ho sarotra, toy izay mitondra alahelo mody. [2.558 #120]
Dikanteny frantsayMieux vaut emporter la réputation d' un homme difficile et bourru que de rapporter chez soi le malheur. [2.415 #5643]

Ohabolana 8Andevolahy diso hena ratsy : ny tompon' alahelo no ataony ratsy lanja. [2.415 #504, 2.653 #175]
Dikanteny frantsayEsclave qui a manqué la distribution de viande aux funérailles : il se venge en portant mal le maître du deuil. [2.415 #504]
Fanazavana frantsayCe proverbe disait le caractère bas et intéressé que les Malgaches prêtaient aux esclaves ; on l' appliquait à tous les travailleurs qui se vengeaient en travaillant mal. [2.415 #504]

Ohabolana 9Andevolahy mikalo hariva: tsy alahelo fa kibo tsy feno. [2.165]
Andevolahy mikalo maraina, na hariva : tsy alahelo, fa kibo tsy voky. [2.415 #524]
Andevolahy mikalo maraina : tsy alahelo, fa kibo tsy voky. [2.653 #189]
Mpanompo mikalo hariva : tsy alahelo fa kibo tsy feno. [2.558 #2601]
Dikanteny frantsayEsclave qui fait entendre, le matin ou le soir, des chants plaintifs : ce n' est pas le chagrin qui le fait gémir, mais c' est qu' il n' a pas le ventre plein. [2.415 #524]
Un esclave chantant plaintivement le soir: ce n' est pas de tristesse, mais de faim. [2.165 #1583]
Fanazavana frantsayCe proverbe était dit par ceux qui avaient à travailler, le ventre vide. [2.415 #524]

Ohabolana 10Ataovy hanin’ omby : sady mimamà no miraoka ; fa ny alahelo tsy efan-joretra. [2.653, 2.165, 2.415, 1.1]
Ataovy hanin’ omby : sady mimamà no miraoka ; fa ny alahelo tsy ny hanina. [2.653]
Fanazavana malagasyTsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana. [1.1]
Dikanteny frantsayFaites comme le bœuf, il beugle mais en même temps il broute, car ce n' est pas par la mélancolie qu' on chasse le besoin. [2.165]
Imitez la vache qui regrette son veau : elle beugle et paît en même temps, car le malheur ne se guérit pas dans la mélancolie. [2.415 #2845]
Fanazavana frantsaySe disait comme paroles de consolation aux personnes en deuil qui ne veulent pas manger : que le malheur n' empêche pas de manger et de travailler, il ne faut pas se laisser abattre. [2.415 #2845]

Ohabolana 11Aza mahita ny faty ka tonga mampahatsiatsiahy ny alahelo. [2.558 #36]

Ohabolana 12Bevohoka nisaoram-bady ka avo sasaka ny alahelo. [2.558 #888]

Ohabolana 13Boka manankarena, ka ny hafaliana tsy mahatsindry ny alahelo. [2.415 #1954, 2.653 #780]
Boka manankarena, ka ny harena tsy mahaleo ny alahelo. [2.558 #911]
Dikanteny frantsayLe lépreux peut devenir riche, mais aucune joie ne saura tempérer sa tristesse. [2.415 #1954]
Fanazavana frantsayIl ne peut y avoir de joie pour le lépreux. [2.415 #1954]

Ohabolana 14Didimaso miditra am-paty, ka torana alohan' ny malahelo. [2.415 #4126, 2.558 #989]
Didimaso miditra am-paty: torana alohan’ ny malahelo. [2.653 #846]
Didimaso mitsapa alahelo, ka torana alohan' ny tompon' alahelo. [2.415 #4126]
Dikanteny frantsayPersonne aux yeux chassieux qui fait une visite de condoléances : elle est prise de larmes, avant les parents du défunt qu' elle est venue consoler. [2.415 #4126]

Ohabolana 15Didimaso mitsapa alahelo, ka ny volo hivaha no sisa. [2.415 #4125, 2.558 #991, 2.653 #849]
Dikanteny frantsayPersonne aux yeux chassieux qui fait une visite de condoléances après un décès : elle n' a plus qu' à laisser ses cheveux en désordre puisqu'elle pleure déjà. [2.415 #4125]

Ohabolana 16Faly sembanin' alahelo toy ny tera-dahy sima. [2.558 #1065]

Ohabolana 17Hitraka, tsy avelan' ny alahelo; hiondrika, tsy avelan' ny voninahitra. [2.165 #997, 2.653 #1078, 2.415, 2.974]
Hitraka tsy avelan' ny alahelo, hiondrika tsy avelan' ny voninahitra, toy ny amboninjato mahantra. [2.558 #1345]
Dikanteny frantsayPour lever la tête, on est trop pauvre; et pour la baisser, on est trop fier. [2.165 #997]
Que la douleur empêche de lever la tête, mais que la dignité empêche de courber le front. [2.974 #347]
Si on veut relever la tête, la douleur ne le permet pas ; si on veut la baisser, c' est l'honneur qui s' y oppose. [2.415 #2791]
Fanazavana frantsayDans la maladie ou dans le deuil il faut garder une certaine force d'âme pour régler tout avec honneur. [2.415 #2791]

Ohabolana 18Mahita ny faty avy lavitra, ka mamohafoha ny alahelo. [2.415 #2866, 2.653 #1429]
Mijery ny faty avy lavitra, ka mamohafoha ny alahelo. [2.415 #2866, 2.653 #1429]
Dikanteny frantsayEn voyant le cadavre rapporté de loin, toutes les douleurs se réveillent. [2.415 #2866]
Fanazavana frantsayLes Malgaches aimaient rapporter dans le tombeau de famille, le cadavre de celui qui était mort au loin. [2.415 #2866]

Ohabolana 19Mamandrika akoho atsimon-trano, ka ny any tena ihany no voa ka maty, ka maka alahelo ho any ny tena. [2.653]
Mamandrika akoho atsimon-trano, ka ny an' ny tena ihany no voa. [2.558 #1941]
Mamandrika akoho atsimon-trano, ka ny an' ny tena ihany no voa ka maty, ka maka alahelo ho an' ny tena. [2.415 #5002]
Dikanteny frantsayQuand on tend des pièges à poules au sud de la maison, on y prend ses propres poules ; elles meurent, et c' est pour soi qu' on rencontre le malheur. [2.415 #5002]
Fanazavana frantsaySe prendre à son propre piège. Les volailles étaient toujours à l' angle sud-est de la maison. [2.415 #5002]

Ohabolana 20Manao toy ny alahelon-dreniondry : efa any alatrano vao mibarareoka. [2.415 #2614]
Dikanteny frantsayC' est comme le chagrin de la brebis : elle ne commence à bêler que lorsqu' elle est dehors. [2.415 #2614]
Fanazavana frantsaySe disait de ce qui arrive en retard, par exemple les larmes des pleureuses après que les funérailles sont terminées, les femmes répudiées qui regrettent trop tard. [2.415 #2614]

Ohabolana 21Mangidy vao ny alahelo. [2.415 #2619, 1.1]
Fanazavana malagasyEo amboalohany no mila tsy ho tanty ny alahelo namoy havan-tiana fa rehefa ela mihamalefaka ihany. [1.1]
Dikanteny frantsayC' est au commencement que le chagrin est le plus amer. [2.415 #2619]
Fanazavana frantsayL'affliction est grande au commencement mais diminue peu à peu. [2.415 #2619]

Ohabolana 22Maso sy orona, ka alahelo no iraisana. [2.165 #256]
Dikanteny frantsayLes yeux et le nez, c' est le chagrin qui les rapproche. [2.165 #256]

Ohabolana 23Maso sy orona, ka iray alahelo; ary tanan-kavia sy havanana, ka izay didia-maharary. [2.974 #408, 2.653]
Dikanteny frantsayLes yeux et le nez s’unissent dans la douleur ; la main droite et la main gauche souffrent de la même blessure. [2.974 #408]

Ohabolana 24Matin' ny ebo ka ataon' ny alahelo mitokiky. [2.558 #2181]
Matin' ny ebo kely ka ataon' ny alahelo mitakiky. [2.165 #1478]
Dikanteny frantsayAyant, par vanité, dépensé ce qu' il avait, il est plongé dans la pauvreté. [2.165]

Ohabolana 25Mitovy laharana ka iray alahelo, fa ny tsy mahonon-tena no lefaka. [2.558 #2486]

Ohabolana 26Nahoana moa hianao no sarotin' alahelo, ka tia tsiri-pasana ? [2.415 #2637, 2.653 #2027]
Nahoana moa no sarotin' alahelo ka no tia tsiri-pasana ? [2.558 #2662]
Raha sarotin-kalahelo, aza tia tsiri-pasana. [2.558 #3652]
Sarotin' alahelo ka no tia tsiry fasana. [1.1]
Sarotin' alahelo ka no tia tsiri-pasana, tsy tia ady ka no misahato olona. [2.558 #3852]
Sarotin' alahelo ka tia tsiri-pasana. [2.165 #1022]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona sarotin-javatra iray, nefa dia fatra-panao io zavatra io indrindra; "tsy tia ady ka no misahato olona", "sarotin-doiloy, ka no mihinampatsa manta". [1.1]
Dikanteny frantsayPuisque vous vous affligez facilement, pourquoi allez-vous voir le tombeau? [2.415 #2637]
Sous l' empire d' un grand chagrin, il aime à aller voir souvent au tombeau. [2.165]
Fanazavana frantsayPourquoi cherchez-vous les occasions de chagrin ? [2.415 #2637]

Ohabolana 27Ny alahelo aza ifandatsana. [2.558 #2845]
Ny alahelo tsy mba ifandatsana. [2.415 #2642, 2.653 #2141]
Samy mitodika miantsinanana ihany, ka ny alahelo tsy mba ifandatsana. [2.415 #2746]
Dikanteny frantsayChacun se tourne vers l' est pour prier : on ne peut donc faire un reproche à personne d' être malheureux. [2.415 #2746]
Le deuil et le chagrin n'entendent pas plaisanterie : il ne faut pas les railler, mais les respecter. [2.415 #2642]
Fanazavana frantsayLe sens est que ce n' est pas la faute du malheureux s' il est dans le malheur, car il a prié, mais il n' a pas été exaucé. [2.415 #2746]

Ohabolana 28Ny alahelo itafian-damba tsy antonona ny tena. [2.558 #2846]
Ny alahelo no itafian-damba tsy antonona ny tena. [2.165 #1459, 2.653 #2136, 2.415]
Dikanteny frantsayC' est le deuil ou la pauvreté qui nous fait revêtir un vêtement qui ne nous sied pas. [2.415 #2638]
C'est parce qu' on est pauvre qu' on s' habille insuffisamment. [2.165]
Fanazavana frantsayCe n' est pas par choix. [2.165]

Ohabolana 29Ny alahelom-behivavy dia toy ny fandihin' ampela, ka any an-trano vao misamonina. [2.415 #1308]
Dikanteny frantsayIl en est du chagrin des femmes comme du tournoiement des fuseaux : c' est dans la maison que cela éclate en murmures. [2.415 #1308]
Fanazavana frantsaySe disait des plaintes qui se terminaient sans être portées aux juges. [2.415 #1308]

Ohabolana 30Ny alahelo ny havana tsy tohan' ny zanaka lasa-davitra. [2.415 #983]
Dikanteny frantsayLe regret des parents accable l' enfant qui est éloigné d' eux. [2.415 #983]
Fanazavana frantsayLa nostalgie des Malgaches était légendaire. [2.415 #983]

Ohabolana 31Ny alahelo no itafiam-boro-damba. [2.415 #2542]
Ny fahoriana no itafiam-boro-damba. [2.165 #1460]
Ny fahoriana no itafiam-boro-damba ary isentoana anivon' ny maro. [2.558 #2947]
Dikanteny frantsayC' est la misère qui fait porter des guenilles. [2.165 #1460]
C' est par misère qu' on va déguenillé. [2.415 #2542]

Ohabolana 32Ny alahelo raki-malala, ka tsy ambara raha tsy amin' olon-tiana. [1.1 #49]
Ny alahelo toy ny raki-malala: ka raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana azy. [2.165 #1016]
Ny alahelo toy ny raki-malala, ka raha tsy ny tiana tsy amborahana azy. [2.558 #2847]
Ny alahelo toy ny raki-malala: raha tsy ny olon-tiana tsy amerahana. [2.653 #2137]
Ny alahelo toy ny raki-malala: raha tsy olon-tiana tsy amosahana. [2.974 #374]
Dikanteny frantsayLa douleur est un trésor précieux : on ne la découvre qu’à ceux qu’on aime. [2.974]
Le chagrin est comme un grand trésor: on ne s' en ouvre qu' à ses intimes. [2.165]

Ohabolana 33Ny alahelo toy ny rahona : rehefa mavesatra mianjera. [2.165 #1018, 2.415 #5566]
Dikanteny frantsayLe chagrin est comme un nuage : quand il devient assez lourd, il tombe. [2.415 #5566]
Le chagrin est comme un nuage: quand il est assez lourd il tombe. [2.165 #1018]

Ohabolana 34Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana iray fatambary isan' andro, ka ho levona ihany no farany. [2.415 #2639, 2.653]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra : ahafahana isan' andro, ka levona ihany no farany. [2.558 #2848]
Ny alahelo toy ny vary an-tsompitra: ka ahafahana iray fatambary isan-andro, dia ho levona ihany no farany. [2.165 #1019]
Dikanteny frantsayLa tristesse est comme la provision de riz dans le grenier : tous les jours on en enlève une petite mesure, et à la fin il n' en restera plus rien. [2.415 #2639]
Le chagrin est comme le riz dans le grenier: chaque jour il diminue d' une petite mesure, et à la fin il n' en reste plus. [2.165]
Fanazavana frantsayLe temps est un grand maître. [2.165]
Le temps vient à bout des chagrins. [2.415 #2639]

Ohabolana 35Ny alahelo tsy ahaleovana. [2.415 #2640]
Dikanteny frantsayLe malheur est insupportable. [2.415 #2640]
Fanazavana frantsayProverbe fait d' assonance. [2.415 #2640]

Ohabolana 36Ny alahelo tsy ahaleovana, ny trosa mahaleo monina. [2.558 #2849, 2.653 #2139]

Ohabolana 37Ny alahelo tsy efan-joretra. [2.415 #2641, 2.653 #2140, 2.558]
Dikanteny frantsayCe n'est pas par la mélancolie qu' on vient à bout de la tristesse. [2.415 #2641]
Fanazavana frantsayIl faut réagir contre le deuil et l'affliction. [2.415 #2641]

Ohabolana 38Ny alahelo tsy mba fandatsana. [2.165 #1458]
Dikanteny frantsayLa pauvreté n' est pas un déshonneur. [2.165]
Fanazavana frantsayComparez: Pauvreté n' est pas vice. [2.165]

Ohabolana 39Ny ranomaso no ho latsaka, ny ao an-kibo no be alahelo. [2.415 #2649, 2.653 #2397]
Dikanteny frantsaySi les larmes vont tomber, c' est que le coeur est plein de chagrin. [2.415]

Ohabolana 40Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany. [2.165 #2090, 2.415 #2816]
Ny sitran-tsy miody mba tsara ihany, fa ny maty tsy vita ala nenina dia avo telo heny ny alahelo. [2.558]
Dikanteny frantsayIl est bon de guérir sans prendre de remèdes. [2.415 #2816]
Il n' est pas mauvais de guérir sans prendre de remèdes. [2.165]

Ohabolana 41Ny tompon' alahelo leo ihany, fa ny mpamendrofendro no tsy tanty. [2.165 #1027, 2.415 #2911, 2.653]
Ny tompon' alahelo mahazaka ihany fa ny mpamendrofendro no tsy toha. [2.558 #3311]
Dikanteny frantsayPasse encore pour le chagrin des proches parents du défunt, mais ce qui rend la douleur insupportable, ce sont les pleureuses et pleureurs qui amènent les larmes aux yeux. [2.415 #2911]
Voir (la douleur de) ceux qui viennent de perdre l' un des leurs est supportable, mais les pleureurs (officiels) sont insupportables. [2.165 #1027]
Fanazavana frantsaySe disait des gens qui par leurs paroles ou leurs procédés aggravent le malheur. [2.415 #2911]

Ohabolana 42Onony ny alahelo fa anjara omen’ Andriamanitra izao, fa tsy misy tsy ho any tsy akory. [2.415 #4153]
Dikanteny frantsayCalmez votre douleur, car c' est le partage que Dieu nous fait ; il n' y a personne qui soit dispensé d' aller là-bas. [2.415 #4153]
Fanazavana frantsayParoles de consolation dites dans une visite après un deuil. [2.415 #4153]

Ohabolana 43Raha revom-potaka, ny rano no manala ; raha revon-teny, ny vava no manala ; raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.415 #4814]
Raha revom-potaka, ny rano no manasa ; raha revom-bava, ny harena no manala. [2.415 #4815]
Raha revom-potaka, rano no manadio azy, raha revon-kabary, ny vava no manala azy, raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.558 #3649]
Raha revom-potaka, rano no manala ; raha revon-teny, ny vava no manala ; raha revon’ alahelo, ny havana no itarainana. [2.653 #2709, 2.974 #379]
Raha revom-potaka, rano no manala; raha revon-teny, vava no manala; raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.165]
Raha revom-potaka, rano no manasa; raha revon-teny, vava no manala; raha revon' alahelo, havana no itarainana. [1.1]
Fanazavana malagasyFitenenana somary ohabolana enti-milaza fotokevitra iray, dia ny hoe: raha misy mahavoa ny tena dia any amin' ny havana no idodododoana. [1.1]
Dikanteny frantsayC’est l’eau qui vous lave de la boue; c’est la réplique qui nous venge des mauvaises langues ; ce sont les parents qui sont le refuge dans l’affliction. [2.974 #379]
Quand on est couvert de boue, on se lave avec de l' eau; quand on s' est attiré des difficultés par son langage, on s' en tire avec des paroles; et quand on est dans la peine (ou le chagrin), c' est à ses amis (ou parents) qu' on s' adresse. [2.165]
Quand on est plein de boue, on se lave avec de l' eau ; quand on s' est mis dans l' embarras par ses paroles, on s' en tire avec des excuses ; quand on est dans le chagrin on se console en racontant ses peines à ses parents. [2.415 #4814]
Si on s' est couvert de boue, on s' en débarrasse avec de l' eau ; si on s' est mis dans l' embarras par son langage, on s' en tire avec de l' argent. [2.415 #4815]

Ohabolana 44Raha tsarovanareo, afaka alahelo. [2.415]
Dikanteny frantsayPusque vous vous souvenez de nous, nous n'avons plus de tristesse. [2.415]
Fanazavana frantsayRéponse faite par ceux qui sont visités et complimentés après un malheur ou un accident. [2.415]

Ohabolana 45Tezi-manina, ka misarintona ; tezitra alahelo, ka miasa alina. [2.165 #1477, 2.415 #5631, 2.558 #4125, 2.653 #3088]
Tezi-manina ka misarintona, tezitr' alahelo ka miasa alina. [2.415]
Dikanteny frantsayAvoir des regrets et s' en aller en colère; être en colère d' être pauvre et travailler la nuit. [2.165 #1477]
Ceux que la passion excite vont vers l' objet de leur passion et de leurs soupirs ; ceux que le malheur excite travaillent nuit et jour pour sortir de la misère. [2.415]
Quand on est de mauvaise humeur à la suite de soupirs et de regrets, on se démène de colère ; quand c' est par suite de la misère, on travaille la nuit. [2.415 #5631]

Ohabolana 46Toy ny alahelon-dreniomby : ka sady mimà no miraoka. [2.558 #4253]

Ohabolana 47Toy ny alahelon-takatra : faly miara-mitakiky, ory miara-mitakoko, lohataona, toa manjokaiky, ririnina, manjoretra. [2.558 #4252]
Toy ny alahelon-takatra: raha faly, miara-mitokaka; ary raha ory, miara-mitokiky. [2.165]
Toy ny alahelon-takatra : raha faly miara-mitokaka ; raha ory miara-mitokiky. [2.415 #5233, 2.653 #3175]
Dikanteny frantsayC' est comme la tristesse des oiseaux takatra : contents, ils rient ensemble aux éclats ; tristes, ils sont malheureux ensemble. [2.415]
Pareil au chagrin des "takatra" : (cigognes) quand ils sont joyeux ils s' égayent ensemble; et quand ils sont tristes ils le sont ensemble. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe, fait de ressemblance entre les mots mitokaka et mitokiky, disait l' union dans la bonne et dans la mauvaise fortune. [2.415 #5233]

Ohabolana 48Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.653]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.165 #1021]
Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [2.558 #4265]
Dikanteny frantsayLe chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [2.165]

Ohabolana 49Tsapa alahelon' Imaneva, ka vitan-kafatra ihany. [2.165 #1028, 2.415 #4069, 2.558 #4397]
Dikanteny frantsayLa visite de condoléance d' Imaneva, il la fait en envoyant simplement un message. [2.165]
Visites de condoléances d'Imaneva : il s' en acquitte en envoyant un message. [2.415 #4069]
Fanazavana frantsayCe qui est impoli au possible. [2.165]
C' était une impolitesse. [2.415 #4069]

Ohabolana 50Tsikovo-mainty avara-tanàna : alahelo tsy entin' ny irery. [2.558 #4431]
Tsikovo-mainty avara-tanàna : alahelo tsy nentin’ irery. [2.653]

Ohabolana 51Tsy misy be alahelo tahaka ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.653 #3511]
Tsy misy be alahelo tahaky ny maty vady, fa raha manitsaka androngo, mitsinjaka. [2.415 #1345]
Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha mandray lavenona mitehaka. [2.558 #302]
Tsy misy be alahelo toy ny maty vady, fa raha manitsaka androngo mitsinjaka. [2.558 #4705]
Dikanteny frantsayPersonne n' a autant de chagrin qu' une femme qui vient de perdre son mari, et cependant quand elle foule aux pieds un lézard, elle danse. [2.415 #1345]
Fanazavana frantsayLe sens est que toute douleur doit cesser dans certains cas et quelle cesse avec le temps. [2.415 #1345]

Ohabolana 52Valala maty fahavaratra aho, ka mamikitra ahitra irery, tsy misy mpanala alahelo. [2.415 #2933]
Dikanteny frantsayJe suis une sauterelle morte pendant l' été ; solitaire, je me cramponne à l' herbe sans que personne vienne me consoler. [2.415 #2933]
Fanazavana frantsayPlaintes dites par les gens abandonnés, tristes et solitaires. [2.415 #2933]

Fizahan-teny