|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  be
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  betsaka [Tanala, Tanosy, Taimoro] [1.78]
4  maro, lehibe, ngeza [1.481]
5  betsaka, maro, sesehena (alohan' ny anarana mandrakariva): Be trano itỳ tanàna itỳ
6  lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. He! izato kibo beny
7  lehibe, be vava (aorian' ny anarana): Harem-be ~ Fatiantoka be izany
8  lehibe, maro karazana, malaza (aorian' ny anarana): Fihinanam-be re izao! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  much, many, numerous, large, great, loud. See betsaka, lehibe. This word is extensively used in compound words, especially before nouns, as bevava, besofina, great-mouthed, large-eared, etc; before other words for names of tribes, as Betsileo, etc; and after other nouns, as raibe, great grandfather, sinibe, a big water-pot, etc. It governs the accusative case, as: any aminay no be azy (There are many of them with us). [Mal. Besar, Jav. Rabe.] [1.2]
10  much, many, great
11  old [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  étant grand [1.109#44]
13  beaucoup, nombreux; gros, grand
14  vieux [1.8]
Haiendriteny 
15  Tsotra :
16  Filaza mandidy :
Sampanteny 
17  Matoantenin' ny mpanao :
18  Matoantenin' ny iharana :
19  Matoantenin' ny fameno :
20  Anarana :
21  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 
Ohabolana  150  Ohabolana misy io teny be io

Teny iditra (2/3)151  be
Sokajin-teny  152  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao to
Tsanganana sy sary iray takila  153  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)154  Be
Sokajin-teny  155  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  156  Singa mivaingana, fahefatra amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  157  beryllium [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  158  béryllium [3.1]
Voambolana  159  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  160  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/08