Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mahita | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akanga tsara soratra takalozana akoho taman-trano. [1.1 #41, 1.3]
Aza atakalo akanga tsara soratra ny akoho taman-trano. [1.5] Mahita ny akanga tsara soratra ka manary ny akoho taman-trano. [2.165 #1667, 2.415 #1377, 2.558 #1887, 2.653 #1427] Ny akoho taman-trano atakalo akanga mandositra. [2.415 #1388] Tsy mety raha ny akanga tsara soratra, no andaozana ny akoho taman-trano. [2.415 #1412] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Zavatra marevaka ivelany anariana zava-tsoa maharitra. [1.1 #41] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce n' est pas bien d' abandonner pour une pintade au beau plumage, la poule domestique habituée à la maison. [2.415 #1412]
Changer une poule domestique habituée à la maison, pour prendre une pintade coureuse. [2.415 #1388] Échanger un bien solide contre un bien fallacieux de brillante apparence. [1.3] N'échangez point un bien solide contre un bien fallacieux. [1.5] Voir une pintade au beau plumage et abandonner pour elle la poule domestique habituée à la maison. [2.415 #1377] Voir une pintade de belle couleur et se défaire de la poule qu' on avait depuis longtemps. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait du mari abandonnant la mère de ses enfants pour prendre une coureuse de belle apparence ; il se disait aussi des gens qui laissaient un bien sûr, pour un autre moins sûr. [2.415 #1412]
Se disait des maris qui laissaient leur femme pour prendre une coureuse de belle apparence. [2.415 #1377] Se disait du mari se laissant séduire par une femme de belle apparence et quittant pour elle la mère de ses enfants. [2.415 #1388] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Andevolahy mahita entan-kitay, ka mahatsiaro ny fanompoana fanao. [2.415 #510, 2.653 #179]
Mpanompo mahita an' entan-kitay ka mahatsiaro ny fanompoana fanao. [2.558 #2599] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui aperçoit une charge de paille à brûler : il se rappelle la corvée qu' il a l' habitude de faire. [2.415 #510] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La tâche à faire est toujours là. [2.415 #510] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atao fiantontana raha resy ny havana. [2.558]
Aza atao filana raha tsy mahita, na fiantontana raha resy ny havanao. [2.415 #806, 2.165] Aza atao filana raha tsy mahita ny havana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' allez pas demander à vos parents quand vous n' avez rien trouvé ailleurs, et n' ayez pas recours à eux quand vous êtes battu. [2.165]
N' attendez pas de n' avoir rien trouvé ailleurs pour demander à vos parents, n' attendez pas d' être vaincu pour recourir à eux. [2.415 #806] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza atao hoatry ny kifafa : mipepipepy Aza atao ohatra ny kifafa: mipepipepy Aza atao toy ny kifafa : mipepipepy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne le traitez pas comme le balai : du matin au soir, il va à droite et à gauche, toujours occupé, sans jamais recevoir un témoignage de satisfaction, sans pouvoir jamais se reposer. [2.415 #753] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas accabler de travail les petits sans les encourager. [2.415 #753] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza atao tsy mahita hiainana : raha misioka, atao hoe Aza tsy hita hiainana: raha misioka, atao hoe : Misioka, ataony hoe : " Misioka ataony hoe : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas difficile au point de ne pas laisser de repos aux gens : si on siffle, vous dites qu' on siffle sans motif ; si on ne siffle pas, vous dites qu' on fait la sourde oreille. [2.415 #759]
Si vous sifflez, on dit que vous sifflez pour rien et que vous tuez le temps ; si vous ne sifflez pas, on dit que vous faites semblant de ne pas entendre le coup de sifflet pour ne pas répondre. [2.415 #5815] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe fait allusion à la manière malgache de s' appeler en sifflant ; il se disait des maîtres trop exigeants qui étaient toujours à gronder leurs inférieurs. [2.415 #759]
Les Malgaches sifflaient pour appeler. Le sens est : quoi qu'on fasse, on sera blâmé. [2.415 #5815] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza mahita ny faty ka tonga | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao halatra ondrin' Imahakà : raha misy mahita, hizahako ny havesany, nony tsy misy mahita dia lasany tokoa. [2.558]
Aza manao halatr' ondrin' Imahakà: ka mody mizaha ny havesany. [2.165] Aza manao halatr’ ondrin’ Imahakà : mody manao hoe: "Hizahako izay havesany". [2.653] Halatra ondrin' Imahakà : raha tsy misy mahita dia lasana, fa raha tran' ny olona dia hitsapako ny havesany. [2.558 #1253] Halatr’ ondrin’ Imahaka : raha hitan’ olona dia hoe : Mba hizahako ny havesany ; fa nony tsy misy mahita, dia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne volez pas des moutons à la façon d' Imahakà, lequel (en soulevant un mouton pour l' emporter) prétendait seulement le soupeser. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Imahakà est, avec son compère Ikotofetsy, un fripon fameux des contes malgaches. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza manao tovolahy mahita fotsimbary, ka arotsahy ihany. [2.558 #597]
Toy ny tovolahy mahita fotsimbary, ka "Arotsahy, arotsahy ihany" . [2.165 #1920] Tovolahy mahazo fotsimbary, ka " arotsahy ihany " . [2.415 #1590] Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa izay ho farany, fa ny "arotsahy ihany". [2.558 #4232] Tovolahy mahita fotsimbary : tsy mitsapa ny farany, fa " arotsahy ihany " . [2.415 #1590, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme un jeune homme trouvant du riz blanc (c.à.d. décortiqué) et disant: "Mettez-le dans la marmite" . [2.165]
Jeune homme qui a du riz décortiqué : il ne songe pas à l' avenir mais il dit : faites-en toujours cuire, et il le consomme. [2.415 #1590] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce n' est pas lui qui a eu la peine de le produire, et il ne pense pas non plus au lendemain. [2.165]
Se disait des prodigues et des imprévoyants. [2.415 #1590] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aza milaza miara-mahita. [2.165]
Aza milaza miara-mahita, tahaka ny adin’ ombilahy an-tsena. [2.653 #628] Aza milaza miara-mahita, tahaky ny adin' ombalahy an-tsena. [2.415 #4738] Aza milaza miara-mahita toy ny adin' ombalahy an-tsena. [2.558 #779] Milaza miara-mahita, tahaka ny adin' ombalahy. [2.558 #2343] Milaza miara-mahita, toy ny adin’ ombilahy. [2.653 #1788] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne parlez pas (à quelqu' un) d' une chose qu' il a vue comme vous. [2.165]
Ne racontez pas des choses que tout le monde a vues, comme les combats de taureaux au marché. [2.415 #4738] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui racontent ce que tout le monde sait. [2.415 #4738] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Didimaso an-danonana, ka mitomany mahita ny soa. [2.165]
Didimaso an-danonana : mitomany mahita ny soa. [2.415 #2597] Didimaso an-danonana : mitomany mahita soa. [2.653 #842] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chassieux au milieu des réjouissances publiques : il pleure en voyant de belles choses. [2.415 #2597]
Un chassieux avec un bon oreiller: il dort tout en étant malade. Un chassieux assistant à une réjouissance publique: il pleure en voyant ce qui est bon (c.à.d. la fête). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il pleure sans le vouloir. [2.165]
Se disait de ceux qui pleurnichent toujours. [2.415 #2597] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Didimaso maro anaka, ka tsy mahita ny efa nihinana. [2.165]
Didimaso maro anaka : tsy mahita ny efa nihinana. [2.415 #908] Didimaso maro anaka : tsy nahita ny efa nihinana. [2.653 #845] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme aux yeux chassieux qui a beaucoup d' enfants : elle ne distingue pas quels sont ceux qui ont déjà mangé. [2.415 #908]
Un chassieux ayant beaucoup d' enfants: il ne voit pas ceux qui ont déjà mangé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des mères négligentes. [2.415 #908] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Fotsy maso an-danonana, tsy vatra ny hiondrika, ka aseho vahoaka sao tsy mahita ny hitan' ny olona. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Hianareo no maso mahita ny ditsika, ary kibo mahalala ny noana. [2.653 #1070]
Hianareo no maso mahita ny ditsoka sy kibo mahalala ny noana. [2.558] Maso mahita ny ditsika ary kibo mahalala ny noana. [2.974 #345] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Œil qui discerne les grains de poussière, estomac qui discerne l’heure du repas. [2.974 #345] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ilaikamo Ilay kamo Ilay kamo Lay kamo Ny kamo | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le paresseux emprunte une bêche : puissé-je, dit-il, ne pas en trouver. [2.415 #3952]
Le paresseux qui voudrait emprunter une bêche : " Puissé-je ne pas en trouver ! ". [2.974 #187] Un paresseux cherchant une bêche à emprunter dit: "Puissé-je n'en pas trouver" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Prétexte pour ne pas travailler. [2.415 #3952] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Commissionnaires d' Ingahimbazo : ce sont toujours ceux qui sont au courant, qui partent. [2.415 #3800] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui abusent des gens de bonne volonté. [2.415 #3800] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Izaho tsy mahalala akoho bevohoka, fa rehefa mikakaka izy saronako. [1.1]
Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa izay mikakakaka, saronako. [2.558 #104] Izaho tsy mahita izay akoho bevohoka, fa raha mikakaka saronako. [2.415 #6227, 2.653 #1168] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny zava-miseho ety ivelany, toy ny feo, izay mazana entina mitsara ny tena toe-javatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je ne vois pas si une poule va avoir des poussins, mais quand son gloussement annonce qu' elle va pondre, je la couvre avec la corbeille. [2.415 #6227] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Jamba mamintana andro : mahita masoandro ho an' olona, fa tsy mahita masoandro ho an-tena. [2.558]
Jamba Jamba mamintan' andro : mahita masoandro ho an' olona, fa tsy mahita masoandro ho an' ny tenany. [2.415 #2151, 2.974 #443] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui prend le jour à l'hameçon, c'est-à-dire qui manque de ponctualité : il voit le soleil pour les autres, mais il ne le voit pas pour lui. [2.415 #2151]
Aveugle qui se fait devin pour les jours à venir ; il voit le soleil pour les autres, mais pour lui-même ne voit rien. [2.974 #443] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui apprécient les choses différemment pour eux et pour les autres. [2.415 #2151] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Jamba Jamba misikidy: mahita masoandro ho an' olona, fa tsy mahita mazava ho an-tena. [2.165 #2073] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui pratique l' art divinatoire : il voit pour les autres auxquels il prédit l' avenir, mais pas pour lui. [2.415 #2152]
Un aveugle qui pratique l' art divinatoire y voit bien pour les autres (puisqu' il prétend lire leur avenir), mais il n' y voit pas pour lui-même. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' était une croyance populaire que, certains, ordinairement des pauvres, étaient capables d'obtenir tout ce que l' on désirait. [2.415 #2152] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Jamba mitanina andro : finaritra ny hafanany fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.415 #2154]
Jamba mitanina andro : ny hafanana dia lavorary fa ny famirapiratana no tsy hita. [2.558 #1543] Jamba mitanin' andro: finaritry ny hafanany, fa tsy mahita ny famirapiratany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui se chauffe au soleil : il se réjouit de sentir sa chaleur, mais il ne voit pas sa lumière. [2.415 #2154]
Un aveugle se chauffant au soleil: il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita ary ny iray mahita fa tsy miteny. [2.558]
Jamba mizaha fitaratra, ka mifampitsirika samy ratsy : ny iray mijery fa tsy mahita, ny iray mahita fa tsy miteny. [2.653 #1210, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aveugle qui regarde un miroir : ce sont deux malheureux qui sont en présence : l' un regarde et ne voit pas, l'autre voit et ne parle pas. [2.415 #2156] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut s' entraider entre malheureux. [2.415 #2156] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un aveugle pratiquant l'art divinatoire : il voit bien pour les autres, mais il ne voit pas pour lui-même. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un aveugle se chauffant au soleil : il est content de sentir sa chaleur, mais il ne peut voir son éclat. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Lahy antitra manina : hitsinjo tsy mahita, handeha tsy afaka. [2.415]
Lahy antitra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un vieillard s' ennuyant après ses parents (ou ses amis): il voudrait regarder, mais ne peut pas voir; il voudrait aller (auprès d' eux), mais ne peut plus marcher. [2.165 #1954]
Vieux qui a la nostalgie et veut revoir ses parents et son pays : il veut regarder et il ne voit pas, il veut marcher et il ne peut pas. [2.415 #1823] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des désirs inutiles ou impossibles. [2.415 #1823] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Lambo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sanglier qui se tapit sous les herbes : il ne voit pas l' orage précédé d' éclairs. [2.415 #4239] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait du coupable qui ne voit pas le châtiment imminent. [2.415 #4239] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Lozan' izay mahita ka tsy milaza, ary lozan' izay ilazana ka tsy mino. [2.415 #6506, 2.653 #1387] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Malheur à celui qui voit et n' avertit pas, malheur à celui qui est averti et ne veut rien croire. [2.415 #6506] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Mahita amboa miady taolana ka mahatsiaro ny hena fony nandro. [2.653 #1423, 2.558, 1.1]
Mahita ny amboa miady taolana, ka mahatsiaro ny hena fony nandro. [2.415 #2510, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny fisehoanjavatra izay mamohafoha ny fotoana teo aloha; zavatra kely mampahatsiahy ny lasa, na soa izany na ratsy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | En voyant des chiens se disputer des os, on se souvient de la viande (abondante) de la Fête passée. [2.165]
Voir des chiens qui se disputent un os et se rappeler la viande qu' on a mangé aux réjouissances de la fête du Bain royal. [2.415 #2510] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Au moment du Fandroana (Fête du bain), on tuait beaucoup de bœufs, et même les chiens mangeaient de la viande à ce moment-là. [2.165]
Se disait des pauvres gens qui ne font guère liesse qu' au premier jour de l' année ; se disait aussi des gourmands à qui l'eau revenait à la bouche au souvenir du festin. [2.415 #2510] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Mahita anay irery tena ka mandroaka maizim-bolana. [2.558 #1883]
Mahita anay lavi-kavana ka miady mena masoandro. [2.558 #1884] Mahita anay lavi-kavana, ka miady mena masoandro ; mahita anay irery tena, ka mandroaka anay maizim-bolana. [2.415 #1093, 2.653 #1424] Sao mahita anay lavi-kavana ka mandroaka mena-masoandro. [2.558] Sao mahita anay lavi-kavana ka miady mena-masoandro. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on voit que nos parents habitent loin, on nous suscite des procès à l' heure où le soleil est rouge et sur le point de se coucher ; quand on nous voit sans enfants, on nous chasse par une nuit sans lune. [2.415 #1093] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le malheur des gens sans famille, sans appui ; sens plus général : on profite de nos difficultés pour nous susciter des procès. [2.415 #1093] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Mahita anay votsa vava ka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Mahita loza aho, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [2.415 #1571, 2.653]
Mahita loza, ry ikaky sy ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no anarian' ny olona ahy! [2.165 #2203] Mahita loza ry Ikaky sy Ineny, hoy ny akofa, fa ny hiako ihany no nanarian' ny olona ahy. [2.558 #1886] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis dans la détresse, ô mon père et ma mère, dit la balle (du grain), car ce n' est qu' à cause de ma maigreur qu' on me rejette (au lieu d' avoir pitié de moi)! [2.165]
Le malheur m' accable, ô mon père et ma mère, dit le grain de riz coulé, car si les hommes m' ont rejeté, c' est à cause de ma maigreur. [2.415 #1571] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaintes de jeune personne qui ne trouve pas à se marier. [2.415 #1571] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Mahita loza Ikalamomba, fa misambo-balala ho Mahita loza, ry kala momba! misambo-balala ho any ny zanak’ olona. [2.653 #1426] Mahita loza ry kala momba : misambo-balala ho an' ny zanak' olona. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La femme stérile est bien malheureuse, car elle ramasse des sauterelles pour les enfants des autres. [2.165]
Malheureuse la stérile : elle ramasse des sauterelles pour les enfants des autres. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait le malheur des femmes stériles ; il fait allusion à une femme de la légende qui ramassait des sauterelles pour l'enfant d' une autre femme. [2.415 #1768] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Mahita ny akohokelinay matavy, ka andeha hilalao ry zavavy. [2.415 #919, 2.653 #1428]
Mahita ny akohokelinay matavy, ka "andeha hilalao ry zazavavy". [2.558 #1888] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On voit que nos enfants sont dodues et on leur dit : allez vous amuser, filles. [2.415 #919] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Mahita ny faty avy lavitra, ka Mijery ny faty avy lavitra, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | En voyant le cadavre rapporté de loin, toutes les douleurs se réveillent. [2.415 #2866] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches aimaient rapporter dans le tombeau de famille, le cadavre de celui qui était mort au loin. [2.415 #2866] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Mahita vola Mahita volana alohan' ny biby. [2.415 #353, 2.558 #1890, 2.653 #1430, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Répandre de faux bruits et en remontrer aux sages et aux chefs, c' est comme si on prétendait voir la lune avant les animaux. [2.415 #353]
Voir la lune avant les animaux. [1.68, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Être vantard. [1.68]
Les Malgaches croyaient que les animaux apercevaient la lune avant les hommes, aussi appelaient-ils le second jour de la lune : le jour où les animaux voient la lune hitam-biby ny volana ; ce proverbe dans son sens général signifiait : prétendre en remontrer à plus habile que soi. [2.415 #353] Se dit de quelqu' un qui discourt sur une chose dont il ne sait rien. Les Malgaches croient que les animaux, ayant meilleur vue, voient la nouvelle lune dès le second jour du mois, alors qu' eux mêmes ne l' aperçoivent que le troisième. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Mananatra ny tsy mpankasitraka : sasatra, nefa tsy mahita soa amin' izy ireo. [2.415 #6473] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Admonester des gens qui le prennent mal : on se fatigue mais on n' en retire pas de profit. [2.415 #6473] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Manao | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Mandefera, izay mandefitra mahita soa. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Soyez patient : ceux qui savent supporter sont heureux. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les parents ou les amis, aux époux dans les difficultés du ménage. [2.415 #1295] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Maso mahita vola. [2.415 #4392] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Son oeil voit l' argent et il cède l' objet. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne peuvent pas résister à la vue de l' argent, et cèdent l'objet en voyant le prix. [2.415 #4392] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Mirediredy ho lambolahy, fa rehefa mahita ny ampombo malemy, miketraka ho reni-kisoa. [2.165 #806]
Tsy misy henjana hoatry ny lambo : fa raha mahita ny ampombo, miketraka ho kisoa. [2.415 #4636] Tsy misy henjana ohatra ny lambo, fa raha mahita ny ampombo miketraka ho kisoa. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a pas d' animal aussi vigoureux que le sanglier ; mais quand il voit du son, il s' amollit comme un porc. [2.415 #4636]
Se vanter d' être un sanglier, puis, en voyant le son pâteux, descendre au rang de truie (en le mangeant, comme un porc domestique). [2.165 #806] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les passions et l' intérêt amollissent. [2.415 #4636] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Monina amoron' ala ka mahita ny mahitsy hokapaina. [1.1]
Raha monina amoron' ala, mahita ny mahitsy hokapaina. [2.558 #3624] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa ny fisian' ny tena amin' ny toerana iray dia ahalalana miohatra an' iza na iza izay rehetra mikasika an' io, na koa: izay zatra mifampikasokasoka amin' olona na zavatra maro no mahalala izay tokony hatao. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Mpisikidy tsy mahita tena. [2.415 #131] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le devin ne sait rien sur ce qui le concerne lui-même. [2.415 #131] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S'il est malade, il ne peut pas se guérir lui-même ; le sens est analogue au proverbe : un médecin ne se guérit pas lui-même. [2.415 #131] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Mpitery mahita ny tohany, ary mpandrohy mahita ny traingony. [2.165 #2290, 2.558 #2626] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Na nanao tsy hitsangana aza ny vahiny, raha mahita ny ranom-bary | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L'hôte a beau s'être promis de ne pas se lever, s' il voit que l' eau où l' on fait cuire le riz arrive jusqu' au genou, il parlera. [2.415 #6517] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Devant une sottise évidente, on ne peut se retenir de donner des conseils. [2.415 #6517] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Ny Ny ao Ny eo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est au bord du jossé qu’on est bien placé pour voir le précipice ; c’est au bord de l’eau qu’on peut constater la profondeur du fleuve. [2.974 #89]
Ceux qui sont au bord du fossé voient le précipice ; ceux qui sont au bord de l' eau en voient la profondeur. [2.415 #6240] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L'expérience rend prévoyant et prudent. [2.415 #6240] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Ny eritreritra ohatra ny omby haolo ka raha mahita tady miranga. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Ny lahy mamindra Ny lehilahy, raha mandingana Ny lehilahy raha mandingana Ny lehilahy, raha mandingana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Au mari, il suffit de faire trois pas pour trouver son idée; mais il faut que la femme se penche quatre fois pour trouver la sienne. [2.165]
Il suffit à l'homme de faire trois pas pour trouver la décision à prendre ; la femme doit s' incliner profondément jusqu' à quatre fois avant de savoir que faire. [2.415 #1678] Que l’homme fasse trois pas, et il mûrira son idée ; que la femme s’incline quatre fois, et elle aura la lumière. [2.974 #327] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Drôle de façon d'exprimer la supériorité intellectuelle du sexe fort. [2.165]
L' homme l' emporte sur la femme dans l' art de discuter et de raisonner. [2.415 #1678] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany mahita ny fotony. [2.415 #6146, 2.653 #2332, 2.558]
Ny manontany sy ny tsy manontany : ny manontany no misimisy kokoa. [2.165 #1164, 2.415 #6243] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Différence entre celui qui interroge et celui qui n' interroge pas : c' est celui qui interroge qui voit le fond des choses. [2.415 #6146]
Interroger et ne pas interroger : il vaut mieux interroger. [2.415 #6243] Interroger et se taire:. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut examiner et approfondir. [2.415 #6146]
interroger est préférable. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Ny tsy mahita no miantraitraika, fa ny mahita fola-drairay. [2.415 #4887, 2.653 #2520, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est le propre de celui qui ne voit pas, de critiquer sans cesse ; mais celui qui voit se déclare satisfait. [2.415 #4887] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les ignorants sont toujours enclins à critiquer. [2.415 #4887] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Raha mahita ny manantsody dia Raha mahita ny manantsody, ny manantsody dia | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Raha tsy mahita ny antonona hianao, dia ho sehatry ny tonony. [2.558 #3670] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Sakafo mahita havana. [2.415 #1126, 2.558 #3790, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est un repas qui rencontre un parent. [2.415 #1126] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ce qui arrive à propos. [2.415 #1126] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [2.558 #4055] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Toy izay mandrara-boanjo Toy izay mandrara-boanjo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui a répandu des arachides sur une natte : lui seul qui les a mises à sécher, les a entendues sonner. [2.415 #3310]
Comme celui qui a répandu les arachides sur une natte: lui seul, qui les a mises sécher, en a entendu le bruit. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est celui qui s' est occupé d'me affaire qui la connaît bien. [2.415 #3310]
C' est celui qui s' est occupé d' une chose qui sait comment elle s' est passée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Tonta ny ela, fa ho avy ny vao : ny maso mahita ny vao, fa ny ela tsy manaja ny vao. [2.415 #3146, 2.653 #3142]
Tonta ny ela, fa ho avy ny vao, ny maso no manaja ny vao fa ny ela tsy manaja ny vao. [2.558 #4201] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qui dure depuis longtemps est vieux et usé, mais le neuf va venir : les yeux voient ce qui est nouveau, mais le temps ne respecte pas le neuf. [2.415 #3146] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tout passe. [2.415 #3146] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Tsangan' afon' Tsangan' afon’ Tsangan' afon' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Signaux de feu à Anjanana : ceux qui sont sur les hauteurs les voient, ceux qui sont dans les endroits bas les voient. [2.415 #3313] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une chose évidente, d'une affaire claire. [2.415 #3313] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Tsy mahita fetry ny lanitra, tsy manjehy ny masoandro, tsy mandrefy ny tany. [2.415 #262]
Tsy nahita fetry ny lanitra, tsy nanjehy ny masoandro, tsy nandrefy ny tany. [2.653 #3557] Tsy nahita ny fetry ny lanitra, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On ne voit pas les bornes du firmament, on ne mesure pas le soleil par empans, on ne mesure pas la terre à la brasse. [2.415 #262] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de la puissance et de la grandeur du souverain, afin d' inspirer au peuple crainte et confiance. [2.415 #262] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Tsy mahita masoandro. [2.415 #2925] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les morts et les prisonniers ne voient plus le soleil. [2.415 #2925] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Tsy mba ny ambiaty mahita ny ao am-pon' ny lanitra. [2.415 #3152, 2.558 #4547, 2.653 #3389] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je ne suis pas l' arbuste ambiaty qui voit au sein du ciel et dont la floraison annonce le printemps. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est qu' on ne sait pas. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Tsy mety raha atao hoatry ny Tsy mety raha atao ohatra ny Tsy mety raha atao toy ny tery | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas traiter quelqu' un comme les lattes du toit de la maison : si elles sont dedans elles n'ont pas la faculté de sortit, et si elles sont dehors elles n'ont pas la faculté de rentrer. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Tsy misy mahita kilema momba tena. [2.165 #136, 2.653]
Tsy misy mahita kilema momba tena, na tsiny amin' olon-tiana. [2.558 #4723] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nul ne s' aperçoit de ses propres défauts. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Voanjo natoraka Voanjo natoraka Voanjo natoraka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Arachides jetées sur une grande natte formée de deux nattes cousues ensemble : celui qui les fait sécher sait bien où elles sont tombées. [2.415 #5883] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il les couve du regard. [2.415 #5883] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | Vody fahitra ka mahita ny tena atiny. [2.558 #5007] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Vorondolo sa matoriandro, no tratry ny mazava vao tsy mahita Vorondolo sy matoriandro, ka mahita mazava vao jemby. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||