| Kamban-teny (714) |
1 adirafitra andahy sy ambavy tsy tanteraka 2 ady tsy ahi-mahatratra 3 ady tsy arisika 4 ady tsy atreka 5 ady tsy efa 6 ady tsy gegehina 7 ady tsy tra-mahahery vava 8 ady tsy vinitra 9 afa-tsy 10 afo tsy mandika raty 11 afotsimaty 12 akanga tsy roa volo 13 akanjo tsy an-tsaha 14 akanjo tsy lena 15 ala tsy vaky lay 16 ampaha tsy azo tsorina 17 ampiantany tsivikinindahy 18 am-po tsy ambara 19 am-po tsy miloaka 20 andalana tsiankasa 21 andalana tsy feno 22 andevo tsy milefa 23 Andriana tsy roa 24 andro tsy fiasana 25 andro tsy maty 26 anjara tsy mitovy 27 antsanga tsy aman' orana 28 arahaba tsy maty fo aman-aina 29 arahaba tsy nanao takalo kely 30 aretina tsy mampandry fangady 31 ary vatana fa tsy ary fanahy 32 asorotanitsisatry 33 avy tsy nasaina nasesiky ny razana 34 avo ny lanitra ka tsy takatro 35 aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay 36 banga ridana tsy am-bodiakoho 37 baondy tsy resy 38 bararata tsy loaka 39 be tsy adala 40 be tsy miteny 41 biby tsy manana taolan-damosina 42 biriky tsy laitry ny afo 43 didy tsy ara-penitra 44 donga tsy minono 45 dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana 46 elanelam-bondrona roa tsy mampiavaka 47 fakofako tsy mba kitay 48 fampivadiana biby tsy mitovy karazana 49 fananahana tsy mila tsiry 50 fanazavana tsy mivantana 51 fandaharana tsy tanteraka 52 fangady tsy mahatapaka ahitra 53 fanta tsy to 54 farim-peo tsy milapa 55 fiara tsimifidilalana 56 filan-draha tsy mahita 57 fitia tsy mba hetra 58 fivoriana tsy ara-potoana 59 fizarana tsy mitovy 60 fo afaka tsy ananan-tsiny 61 foly tsimitatra 62 fotoan-tsy mihatra 63 fo tsy aritra 64 fo tsy empaka 65 hafaliana tsy ahombiazana 66 hafalian-tsy ahombiazana 67 hani-bary tsy harena 68 hanina tsy mivoaka 69 harena tsy maty 70 haren-tsy mitombo 71 hataoko tsy mahita ravin' avaratra avy amiko 72 havana tsy ahina 73 havantsy foy 74 heloka am-po tsy ambara 75 hendry ka tsy manan-ko an-teny 76 hevitra tsy azo tsy amin' olombelona 77 homan-tsy mizara kapakapa lela 78 ilay tsy vanona 79 inona fa tsy lasa izy 80 iray tsy mivaky 81 isafatsiroa 82 isa fa tsy roa 83 isa tsiankasa 84 isa tsy ankasa 85 isa tsy azo tsinjaraina 86 isa tsimifanapaka 87 isa tsimifanapaka daholobe 88 isa tsimiova 89 isa tsimivaky 90 isa tsimivaki-nanahary 91 isa tsimivaky toradroa 92 isa tsimivaky tsy voasaina 93 izay ela be tsy faingana izay 94 izay tsy izy 95 izay tsy milalao sain-kanina 96 izany raha tsy ... 97 kabaribetsimisy 98 kabary tsy efa 99 kabary tsy mahavery olona 100 kasitsiefaina 101 kely sisa tsy nahavoa 102 kiady fa tsy tompon' ny saha 103 kibo tsy manary havana 104 kibo tsy omby 105 lamako tsy mipaka 106 lambatsilena 107 lambo tsy mandry 108 lasa any amin' ny varo-tsy mifody 109 lavaka tsy hita noanoa 110 lavo tsy an-drariny 111 laza tsy leo dina 112 lefontsivakiantsody 113 lehilahy tsy boka herintaona 114 lelom-borontsiloza 115 loharano tsy mety ritra 116 lova tsy mifindra 117 loza tsy misy olona maratra 118 maika tsy faingana 119 main-tsy 120 maivan-tsy zaka 121 malemy tsy azo 122 mamba noana tsy mahamasim-panidy 123 manaiky tsy fidiny 124 manaiky tsy sazoka 125 manainga tsy ritra 126 manana amby tsy ampy 127 manan-tsy mamanga 128 manao aina tsy ho zavatra 129 manao fatotrombin' ny tsy miala vola 130 manao filan-draha tsy mahita 131 manao havako tsy meloka 132 manao kely tsy mba mamindro 133 manao lohateny tsy mitovy 134 manao mangidy tsy andramana 135 manao marina tsy to 136 manao ny halako bika tsy tiako tarehy 137 manao ranomaso tsy mahatana aina 138 manao ranomaso tsy miaraka amam-paty 139 manao teny tsy tsaroana 140 manao tsy lian-tsofina 141 manao tsy omby aloha 142 manao vain-drahalahy tsy mba maharary 143 manarangaran-tsy manohatra 144 mandefa teny tsy voahevitra 145 mandeha tsy voizina 146 mandidy tsy zehena 147 mandihy tsy afa-tavony 148 mandihy tsy tora-damba 149 mandihy tsy torahan-damba 150 mandry tsy amana afo 151 mandry tsy aman' afo 152 mandry tsy lavo loha 153 mandry tsy matory 154 mandry tsy rangaranga 155 mandrora tay maina 156 mandrora tsy maimbo 157 manentan-tsy ritra 158 manome tsifoifoy 159 manome tsy foifoy 160 manome tsy mahafoy 161 marina raha tsy 162 maty tsy miteny 163 matory tsy mifoha 164 mbola tsy 165 miandry an-drazaka tsy hivalana 166 miandry nifin' akoho tsy haniry 167 mianiana tsy to 168 mianian-tsy 169 miasa tsy hitan-drafozana 170 mifanohantohan-tsy ho lavo 171 mihaino fe tsy mihaino 172 mihomehy tsy vaky 173 mila voa tsy ary 174 miloloha tsy mihalana 175 milomano tsy mikobaka 176 misambo-boa tsy latsaka 177 misia ange tsy tonga e 178 misolitiditika tsy mahadio tena 179 misotro ny mangidy tsy telina 180 misotro rano tsy tiana 181 mitahiry an-karona tsy azom-boalavo 182 mitanina andro tsy manavy 183 mitari-bady tsy lasam-bodiondry 184 mitondra entana tsy voafehy 185 mitondra ny tsy eran' ny aina 186 mitondra teny tsy voafehy 187 mitsiky tsy ravo 188 mpanao teny tsy valiana 189 mpizara isa tsimivaky iray 190 ny afindrafindrao tsy azo avela 191 ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra 192 ny arivo lahy tsy maty indray andro 193 ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra 194 ny ratsy tsy kely lalana 195 ny voa tsy hendry: ny azony adala 196 nony tsy 197 odiana tsy hita 198 olona tsy ampoka 199 olona tsy mandarà 200 olona tsy manjary 201 olona tsy misy famavany 202 olona tsy vaky afero 203 olona tsy vaky atatra 204 olon-tsy heny 205 ombalahy tsy mihosy 206 ombelahitsimanosy 207 omby tsy fotsy ra 208 oro tsihay 209 paraky tsi-lefy 210 raha tsy 211 raha tsy izany 212 raha tsy manantena ho lahy ve hianefitra 213 raha tsy voa tsy hendry 214 ranomaso tsy mahatana aina 215 ranomaso tsy miaraka amam-paty 216 ranombary tsy masaka 217 rano raraka tsy azo raofina 218 refy tsy miampatra 219 resy tsy miady 220 ririnin-dasa tsy tsaroana 221 ro tsy atoraka 222 safatsiroa 223 safatsiroa aman-tany 224 sakay tsy lanina dimy lahy 225 salama tsy marofy 226 sendra ny mangidy tsy telina 227 silaka tsy feno 228 sira latsaka an-drano ka tsy himpody intsony 229 sitran-tsy miody 230 songon' ahitra tsy may 231 tabilaon'ny toradroan' ny isa tsimivaky 232 tay tsy raha 233 tamboho tsy vikinin-dahy 234 taon-dasa tsy tsaroana 235 tapa-porohana sisa tsy may 236 Tapia tsy miakatra any Imerina, ary ambarivatry tsy midina any Imamo 237 taratasy tsy mandry 238 tarika tsy mifangaro razana |
239 teboka tsy miova toerana 240 tendro tsy tratra 241 teny imaso tsy mba kilema 242 teny tsy ambina 243 teny tsy lo 244 teny tsy loa-body 245 teny tsy tsaroana 246 teny tsy valiana 247 tetanosy tsy tanteraka 248 tetezana tsy efa 249 toa tsy ary 250 toboka tsimiraika 251 toeran-tsy zaka 252 toetra tsy laitra 253 toetra tsy mazava 254 toetra tsy voakiky 255 tokantrano tsy ahahaka 256 tomban-tsy ambolena 257 tonga ny tsy mahamafy rakitra 258 tonon' andro tsy maha-lehilahy 259 tsara fa tsy angatra 260 tsara tsy marofy 261 tsentsin-tsy omby 262 tsy a- 263 tsy abeky 264 tsy adala tsy hendry 265 tsy afa-bela 266 tsy ahamana-menaka 267 tsy ahita-mitsinjo 268 tsy ahoana 269 tsy ahoan-tsy ahoana 270 tsy ahombiazana 271 tsy aiza tsy aiza 272 tsy akory 273 tsy alahady tsy andavanandro 274 tsy am-bady 275 tsy ambaka noho 276 tsiambandrafy 277 tsiambanindahy 278 tsiambanindrafy 279 tsiambaratelo 280 tsy amboa tsy lambo 281 tsiambohibatana 282 tsy am-peo 283 tsy ampy fanahy 284 tsy ampy ra 285 tsy ampy taona 286 tsy an-dray 287 tsy an-drariny 288 tsy anify 289 tsianjery 290 tsy an-jery 291 tsy ankanavaka 292 tsiankasa 293 tsy an-ketsika 294 tsy an-kijanona 295 tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa 296 tsy anononana 297 tsy an-tsitrapo 298 tsy arahin-katina 299 tsy ara-potoana 300 tsy ary ambony tsy ary ambany 301 tsy asiana miangana 302 tsy atao eo imason' olona 303 tsiatosidahy 304 tsiatosika 305 tsy avy miaina 306 tsy azo akisoka 307 tsy azo atao ahoana amin' ahoana 308 tsy azo atao amin' ahoana 309 tsy azo avadika 310 tsy azo bidibidina 311 tsy azo ihodivirana 312 tsy azo ivalozana 313 tsy azo levonina 314 tsy azom-panafana 315 tsy azon-kevitra 316 tsy azon' ny kely vola 317 tsy azo tenenina 318 tsy azo tsapaina 319 tsy azo tsorina 320 tsy azo veroka 321 tsy beky 322 TsyCoolKoly 323 tsy endrehin-kaingo 324 tsienimposa 325 tsy enina 326 tsy fahefa 327 tsy fahita afa-tsy ao 328 tsy fahita firy 329 tsy fahita firy ohatra ny gisa mainty 330 tsy fahita matetika 331 tsy fahitan-tory 332 tsifampimirana 333 tsifampimirana mitondra mankamin'ny ambaratonga voalohany 334 tsy fampiseho masoandro 335 tsy fampitranga vahoaka 336 tsy fanahy iniana 337 tsy fananana horohoro 338 tsy fananana tahotra am-po 339 tsy fidiny 340 tsy filo tsy fihatsaka 341 tsifimirana 342 tsifimirana amin'ny heviny hentitra 343 tsifimirana amin'ny heviny malalaka 344 tsifimirana gauchy-schwarz 345 tsy firaharahana 346 tsy firaharahana môraly 347 tsy firy 348 tsy fitebitebena 349 tsifitoviana 350 tsifitoviana ara-paritra 351 tsy fohy 352 tsy foy 353 tsy fola-mandefitra 354 tsy foto-tsarika 355 tsy hanindroa tsy hanintelo 356 tsy hanin-kahavoky fa voninahitra ifanomezana 357 tsy hita 358 tsy hita avanavana 359 tsy hita fetra 360 tsy hita fototra 361 tsy hita hirangirana 362 tsy hita isa 363 tsy hita itra 364 tsy hita izay ozany 365 tsy hita izay tena hozany 366 tsy hita lany 367 tsy hita lavadavaka 368 tsy hita mangirana 369 tsy hita menimenenina 370 tsy hita ny vazan' aina akory 371 tsy hita noanoa 372 tsy hita paipaika 373 tsy hita pesipesenina 374 tsy hita poka 375 tsy hita polopolorina 376 tsy hita popòka 377 tsy hita velively 378 tsy hita veroka 379 tsy hita zambazamba 380 tsy ho azon-tambana 381 tsy ho azon-tsampona 382 tsy ho faty raha tsy hianjeran' ny tanan-tsotro 383 tsy ho tay tsy ho siritra 384 tsy ho vaky bilady anie! 385 tsy Ikoto tsy Ikala 386 tsy ... intsony 387 tsy izaran' ny olona henamaso 388 tsy izy 389 tsy kamboty kely fa kamboty lehibe 390 tsy kibay tsy fively 391 tsy kitay tsy vary maina 392 tsy lafo voamena 393 tsilaiby 394 tsilaimby 395 tsilaitra 396 tsy laitra 397 tsy laitra anarina 398 tsy laitran' ny aretina 399 tsy laitran' ny mamy 400 tsy laitra rarana 401 tsy laitra tenenina 402 tsy laitra toroana 403 tsy laniko velively izany 404 tsy lany lanina 405 tsy lany velively 406 tsy latsa-danja noho ny 407 tsy leo entin-tody 408 tsy leo laza 409 tsileomparimbona 410 tsileondoza 411 tsy leo tohika 412 tsy lian-tsofina 413 tsy mahahetsika 414 tsy mahay abidy 415 tsy mahay am-bavany 416 tsy mahay foto-tsarika 417 tsy mahay miaina 418 tsy mahay olakolaka 419 tsy mahakehaka 420 tsy mahakehana 421 tsy mahalala abidy 422 tsy mahalala forin-daka 423 tsy mahalala kely 424 tsy mahalala lahy 425 tsy mahalala menatra 426 tsy mahalala sasatra 427 tsy mahalala tsy misy 428 tsy mahaleo 429 tsy mahaleo ny sarany ny vidiny 430 tsy mahamafy rakitra 431 tsy mahandry andro zomà 432 tsy maharay tena 433 tsy mahari-boankena 434 tsy maharitra ny mena masoandro 435 tsy maharitra ny mena miraviravy 436 tsy mahasehaka 437 tsy mahatafitena 438 tsy mahatan-damba 439 tsy mahateny tsy mahavolana 440 tsy mahatsiaro tena 441 tsy mahavaly bontana 442 tsy mahavaly vava amboa 443 tsy mahava-tena 444 tsy mahavita tena 445 tsy mahavokatra 446 tsy mahazaka loloha 447 tsy mahazo an-tsahala 448 tsy mahazo nofo 449 tsy mahita izay ambonin' ny tany 450 tsy mahita izay atsimo sy avaratra 451 tsy mahita mangirana 452 tsy mahomby 453 tsy maika 454 tsy maintsy 455 tsy main-tsy lena 456 tsy maka sarotra 457 tsy mamoaka afo 458 tsy mamono anaka 459 tsy mamo tsy merina 460 tsy mampandry fangady 461 tsy manafina 462 tsy manamohamo 463 tsy manam-paharoa 464 tsy manana 465 tsy manana aina 466 tsy manana amboa akory 467 tsy manana hazondamosina 468 tsy manan-dray 469 tsy manan-droa hamolahana 470 tsy manan-kambo 471 tsy manan-kasoka amin' izany aho 472 tsy manan-kenatra 473 tsy manan-tsahala 474 tsy manati-mindrana 475 tsy mandady amin' ny hazo tsy fantatra 476 tsy manda-ra |
477 tsy mandeha amin' ny laoniny 478 tsy mandia tany 479 tsy mandika taona 480 tsy mandina 481 tsy mandray ravin' avaratra 482 tsy mandray ravin-deno 483 tsy mandry lalana 484 tsy mangora-po 485 tsy maninona 486 tsy maninon-tsy maninona 487 tsy manjary 488 tsy manotraka firy 489 tsy manotraka zary 490 tsy marary tsy mari-koditra 491 tsy marevaka 492 tsy maro 493 tsimarofy 494 tsy marofy 495 tsy mataho-maty 496 tsy mataho-tody 497 tsy matanjaka 498 tsy maty am-bavany 499 tsy maty manota 500 tsimatinarivolahy 501 tsy maty tsy akory fa mbola matory 502 tsy maty voalavo an-kibo 503 tsimatoalaza 504 tsimbilaotra 505 tsy mbola 506 tsy mena-milahatra 507 tsy mena-mitaha 508 tsy mena mivadika toa andro ririnina 509 tsy menatra 510 tsy metimety 511 tsy miaina 512 tsy miala vehana 513 tsy miato 514 tsy midi-drova 515 tsy miditra amin' izay izy 516 tsy mifaditra ovana 517 tsy mifaditrovana 518 tsy mifanerana 519 tsy mifetoka 520 tsy mihambahamba 521 tsy ... mihitsy 522 tsy mihontsina 523 tsy mikehina 524 tsy mikely soroka 525 tsy mila lafatra 526 tsy milamina 527 tsy miloa-bava 528 tsy miloa-peo 529 tsy miondan-tanana 530 tsimiovatantana 531 tsy mipy 532 tsy mipy maso 533 tsy miraika 534 tsy misangy hajan-tena 535 tsy misatry fanahy 536 tsy miseho 537 tsy miseho itra 538 tsy misy 539 tsy misy antony 540 tsy misy dikany 541 tsy misy fahofaho 542 tsy misy fahompahony 543 tsy misy fahony 544 tsy misy hafa 545 tsy misy heviny 546 tsy misy horaotina 547 tsy misy kitotony 548 tsy misy loto 549 tsy misy madilana hotentenana 550 tsy misy madilana maito hotohizina 551 tsy misy mangataka voa tehamaina 552 tsy misy miangana 553 tsy misy mipika 554 tsy misy raorao 555 tsy misy renty 556 tsy misy romoromo 557 tsy misy sakany sy lavany 558 tsy misy tapik' olona na iray akory aza 559 tsy misy toa azy 560 tsy misy tombo sy hala 561 tsy misy tomika 562 tsy misy tonony 563 tsy misy valaka 564 tsy misy vato mifanongoa 565 tsy misy vidiny 566 tsy misoro-doza 567 tsy misorona 568 tsy mitandro hasasarana 569 tsy mitelin-kafatra 570 tsy miteny 571 tsy miteny fa vola baoritra 572 tsy miteny tsy mivolana 573 tsy mitety ny lany 574 tsy mitondra roa 575 tsy mitsaha-tsy feno 576 tsy mitse-po 577 tsy mitsitsy 578 tsy mivaky 579 tsy mivalam-pa miorika 580 tsy mivilivily 581 tsy mivohovoho 582 tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa 583 tsy ... na aiza na aiza 584 tsy nahafahana 585 tsy nahy 586 tsy nahoana 587 tsy namono anaka 588 tsy nampoizina 589 tsy ... na oviana na oviana 590 tsindry tsy manetsika lohasoratra 591 tsy ny maty no ranjoana fa ny velona 592 tsy niniana 593 tsy nisy andro nihiratra androany 594 tsy nisy niangana 595 tsy nopizin-tory 596 tsy omby alinalina 597 tsy omby fampana 598 tsy omby kibo 599 tsipika mahitsy tsy voafetra 600 tsy rahany 601 tsy re dona 602 tsy refesi-mandidy 603 tsy re kotroka 604 tsy re maty 605 tsy re poka 606 tsy re tsaika 607 tsy re velona 608 tsy riba vao 609 tsy roa aman-tany 610 tsy rony tsy ventiny 611 tsy rototra 612 tsy sahirana 613 tsy sarotiny 614 tsy satry 615 tsy sazoka 616 tsy seheno 617 tsisy 618 tsisy hevitra 619 tsisy maso 620 tsisy pentina 621 tsy tahotra tsy henatra 622 tsy takatra 623 tsy takatra alaina 624 tsy takatra heverina 625 tsy takatra ifangehana 626 tsy takatra jerena 627 tsy takatra pesipesenina 628 tsy takatra polopolorina 629 tsy takatry ny malahelo 630 tsy takona afenina 631 tsy takon-afenina 632 tsy tambo 633 tsy tambo heverina 634 tsy tambo hotononina 635 tsy tambo isaina 636 tsy tamy 637 tsy tana 638 tsy tan-dalàna 639 tsy taova tsy volovolo 640 tsy tia 641 tsy tia hiherika 642 tsy tia mainty 643 tsy tia maizina 644 tsitiamivonto 645 tsy tia mololo 646 tsitiamoty 647 tsy tian-drofy 648 tsy tia tari-joro 649 tsy tia velona 650 tsy tia veroka 651 tsy tia zava-boribory 652 tsy tody tsy angatra 653 tsy tohatsy 654 tsy tohinina 655 tsy toko tsy forohana 656 tsitondroina 657 tsy tonga marika 658 tsitongandronono 659 tsy tonga volana 660 tsy tontan' ny ela 661 tsitrabadimantsaka 662 tsy trabady mantsaka 663 tsy tra-drano 664 tsy tra-maso mipy 665 tsy tsara 666 tsy tsara loatra 667 tsivadibadika 668 tsy vadin' ny maro lahy 669 tsy vaky afero 670 tsy vaky atatra 671 tsy vaky atonta 672 tsy vaky holatra 673 tsy vaky lay 674 tsy vaky ravi-natototra 675 tsivakivolo 676 tsy vaky volo 677 tsy valahara 678 tsy ... velively 679 tsy velon-komana 680 tsiverianala 681 tsy very telo 682 tsivikinindahy 683 tsy vikinin-dahy 684 tsivinitra 685 tsy voavidim-bola 686 tsy zarizary 687 tsy zehena 688 vakantsilaiby 689 vakantsileondoza 690 valalatsimandadiharona 691 vanja may tsy harena 692 varingarina tsy mivadi-pihodinana 693 vary tsy lavo an-tany ratsy 694 varotra tsy miverim-bodiondry 695 varo-tsy mifody 696 vatotsileondoza 697 vato tsy voapaika 698 vava tsy ambina 699 vava tsy ratsy 700 very zava-tsy hay 701 vilany tsy maty 702 vy tsy mikitrana irery 703 voahangy tsy arahin-katina 704 voatavo tsy mifandraka 705 voatsiary 706 vohontany tsy mitovy 707 vola tsy vaky 708 zafy tsy havana 709 zafy tsy torana 710 zavatra tsy ambarambara 711 zavatra tsy mihetsika 712 zava-tsy 713 zaza tsy an-tranon-dreny 714 zaza tsisy ray |
| Anaram-biby (2) | 715 vorombetsifihinana | 716 vorontsiloza |
| Anaram-javamaniry (33) |
717 anantsinahy 718 anantsinahilahy 719 anantsinahimbazaha 720 anantsinahivavy 721 betsimihilana 722 nantohazotsiariana 723 nantohazotsiriana 724 ovitsimanandena 725 taimborontsiloza 726 tsiafakomby 727 tsiafakomby |
728 Tsiafakomby 729 tsialai-manatrika 730 tsy alai-manatrika 731 tsiambanilaza 732 tsiambanindahy 733 tsiandravina 734 tsiatosika 735 tsiatosilahy 736 tsilaitra 737 tsilavondria 738 tsileomparimbona |
739 tsimanandramadinika 740 tsimarofy 741 tsirangorangombalala 742 tsitakatrakoho 743 tsitiamoty 744 tsitoavina 745 tsivadrenikely 746 tsivoky 747 tsivory 748 voantsivory 749 voatavotsiafakamboa |
| Anaram-poko (3) | 750 Betsileo | 751 Betsimisaraka | 752 Zanaharitsimandry |
| Anaran' olona (2) | 753 Manjakatsiroa | 754 Ratsitamoraina |
| Lohateny (16) |
755 Dokotera tsy fidiny 756 Essai de Dictionnaire Betsileo-Merina-Français 757 Fitenena Betsileo 758 Fomba Betsileo 759 Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' 760 Ilay reny tsy miteny 761 Kaonty tsy vita 762 Lamby nefa tsy rota 763 Les Tangalamena 764 Rehefa tsy misy ny dokotera 765 Tantara Betsileo 766 Tsy embona 767 Tsy fidiny 768 Tsy hitony tsy akory 769 Tsy manaiky aho 770 Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka |
| Anaran-toerana (10) |
771 Ambohitsilaozana 772 Antsahatsiroa 773 Betsiboka 774 Betsimitatatra |
775 Tsiafajavona 776 Tsiafakomby 777 Tsianaloka 778 Tsiazompaniry |
779 Tsimaloto 780 Tsiroanomandidy |
| Kamban-teny (2) | 781 dia tsy manina | 782 dia tsy rotitra |
| Kamban-teny (2) | 783 famokarana tsy | 784 tioba tsy |
| Anaram-javamaniry (1) | 785 tsiazonafo |
|
|