Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : aleo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aleo adaladala andriana, toy izay adaladala loholona. [2.415 #273] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un roi insensé est moins à redouter que des chefs insensés. [2.415 #273] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andrianampoinimerina pour dire que les sages conseillers rendent le pays heureux et que les mauvais conseillers perdent le royaume. [2.415 #273] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Aleo adala tena toy izay adala renianaka. [2.165]
Aleo adala tena, toy izay adala vady renianaka. [2.415 #2059] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux que ce soit vous qui soyez fou plutôt que votre femme, la mère de vos enfants. [2.415 #2059]
Il vaut mieux que ce soit vous qui soyez imbécile, plutôt que votre femme, la mère de vos enfants. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aleo anana Aleo sosoa Aleo sosoa | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut le sosoa accompagné de soupirs compatissants que la viande grasse donnée avec mauvaise humeur. [2.974 #65] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aleo andrasan' olona, toy izay miandry olona. [2.558 #109] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aleo anenenan' olona toy izay manenina amin' olona. [2.165 #1112, 2.415 #6408] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être regretté des autres que d' avoir des regrets à cause des autres. [2.415 #6408]
Il vaut mieux, soi-même, être regretté des autres, plutôt que d' avoir, soi-même, des regrets du fait des autres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aleo enjehin' ny omby masiaka toy izay enjehin' ny fieritreretana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny hamafin' ny fanjohian' ny eritreritra raha toa ka nisy ratsy nataon' ny tena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aleo eranambatry " manomboa " toy izay ariary zato " aza manombo " . [2.415 #698]
Aleo eranambatry mitombo, toy izay ariary tsy miakatra. [2.558 #110] Aleo eranambatry mitombo, toy izay ariary tsy mitombo. [2.165 #763] Aleo ny eranambatry "manomboa," toy izay ariary "aza manombo". [2.415 #4265, 2.653 #109] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux avoir un sou qui augmente (ou rapporte) qu' une piastre qui n' augmente pas (ou ne rapporte rien). [2.165 #763]
Mieux vaut la soixante-douzième partie d' une piastre bien acquise et qui peut prospérer, que cent piastres mal acquises et chargées de malédictions. [2.415 #698] Mieux vaut la soixante-douzième partie d' une piastre bien acquise et qu' on peut faire fructifier, qu' une piastre entière mal acquise et qu' il est interdit de faire fructifier. [2.415 #4265] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Petite somme bien acquise. Vaut mieux que grands biens mal acquis et auxquels s'attache comme une malédiction. [2.415 #4265]
Se disait de ceux qui prenaient injustement le bien d'autrui. [2.415 #698] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aleo fahavalo fantatra, toy izay sakaiza manody. [2.558 #111]
Aleo ny fahavalo miharihary toy izay ny sakaiza manody. [2.415 #5323] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un franc ennemi qu' un ami perfide. [2.415 #5323] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Aleo halan' Andriana, toy izay halam-bahoaka. [2.165 #1414, 2.415 #274, 2.558 #112, 2.653 #88] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être haï par le souverain, que d' être haï par le peuple. [2.165]
Mieux vaut être détesté du souverain que du peuple. [2.415 #274] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui est détesté du peuple a tout le monde contre lui ; on disait ce proverbe à ceux qui ne s'entendaient pas avec leurs voisins. [2.415 #274]
Parce que, si on est haï par le peuple, il n' y a plus personne pour intercéder auprès du souverain. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être haï par le souverain que d'être haï par le peuple. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Aleo ho faty ampitso, toy izay ho faty Aleo maty | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux mourir demain qu' aujourd' hui. [2.165 #2099] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Aleo homam-boatavo mahamay sa aleo adala havana? [2.415 #1050] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lequel est préférable : manger une citrouille brûlante ou avoir des parents insensés? [2.415 #1050] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des parents qui créaient des ennuis par leur conduite. [2.415 #1050] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Aleo irin' olona toy izay maniry olona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Matoa irin' olona ny tena, manana ny tsara sy ny ampy, fa ny maniry na mitsiriritra olona kosa dia mitory fa latsa-danja noho izy ny tena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Aleo joko mihasolanga, toy izay solanga mihajoko. [2.653 #90, 2.974 #249] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut pour un homme voûté d’avoir à se redresser, que pour un homme droit de devoir se voûter. [2.974 #249] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty foana. [2.165 #1624]
Aleo kely fanahy sitrak' olona, toy izay be fanahy maty maina. [2.558 #114] Tsara ny kely fanahy sitrak’ olona, fa ratsy ny be fanahy maty foana. [2.558 #4407, 2.653 #3285] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut n' être pas trop malin mais aimé, que d' avoir trop d' esprit et en souffrir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Aleoko | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | J' aime mieux être Hova ou homme libre dans la prospérité que noble dans la misère. [2.415 #467] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait l' amour pour les richesses. [2.415 #467] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Aleo lahy adala zanaka lahimatoa toy izay adala loholona. [2.415 #275] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un fils aîné insensé que des chefs insensés. [2.415 #275] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles du roi Andrianampoinimerina : un fils aîné insensé peut être rejeté, tandis que des chefs insensés conduisent le royaume à la ruine. [2.415 #275] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Aleo lozabe ahombiazana toy izay malemy tsy azo. [2.165 #379, 2.415 #6337, 2.558 #115] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux un méchant qui entend raison qu'un doux qui s'obstine. [2.415 #6337]
Mieux vaut un méchant (ou cruel) qui sait entendre raison, qu' un faible qui ne veut rien savoir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Aleo mahantra an-tanindrazana, toy izay malahelo any an-tanin' olona. [2.558 #116] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Aleo mahantra arin' ny azy, toy izay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Aleo mahia mahatratra, toy izay matavy Aleo mahia mahatratra toy izay matavy mialim-bolo. [2.415 #2273, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un maigre secourable qu' un gras qui reste enfermé chez lui. [2.415 #2273] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un pauvre secourable vaut mieux qu'un riche avare et égoïste. [2.415 #2273] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Aleo mahia ondry andrasana, toy izay mahia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut garder des brebis maigres que d’avoir à son service des hommes décharnés. [2.974 #250] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Aleo malahelo arin' ny azy toy izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un pauvre qui se suffit à lui-même qu' un riche ruiné. [2.415 #2480] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Aleo malaza ho sarotra, toy izay hitondra alahelo mody. [2.415 #5643, 2.653 #91]
Aleo malaza ho sarotra, toy izay mitondra alahelo mody. [2.558 #120] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut emporter la réputation d' un homme difficile et bourru que de rapporter chez soi le malheur. [2.415 #5643] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Aleo mamonjy aina, hanaiky na handositra, fa manao vy manidina Andriamanelo. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut sauver sa vie : il faut se soumettre ou s' enfuir, car Andriamanelo fabrique du fer volant. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles furent dites par les Vazimba, premiers habitants du pays, lorsqu' Andriamanelo, inventeur des sagaies en fer, s' empara de la contrée ; les Malgaches conservèrent du respect pour les Vazimba et offrirent des sacrifices à leurs mânes. [2.415 #63] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Aleo mandao ny harena, toy izay ilaozany. [2.415 #2164] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux laisser les richesses que d' être abandonné par elles. [2.415 #2164] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le sens est qu' il faut les conserver jusqu' à la mort. [2.415 #2164] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Aleo mandà tsy handeha toy izay hanaiky tsy ho lasa. [2.558, 1.1]
Aleo mandà tsy handeha, toy izay manaiky tsy ho lasa. [2.653 #95, 2.974 #75, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy tokony hanaikinaiky foana, nefa hamitaka nony avy eo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux refuser d' aller que d' y consentir et ne pas le faire. [2.165]
Mieux vaut refuser de marcher, que dire oui et ne pas s’exécuter. [2.974 #75] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Aleo mandroso ho faty, toy izay miverin- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut marcher à la mort que de s’exposer par la fuite à être brûlé vif. [2.974 #28]
Mieux vaut s’avancer en risquant d’étre tué, que de reculer pour être brûlé [1.3] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux prévenir le remords, que de le subir ensuite. [2.415 #6409]
Il vaut mieux se repentir avant qu' après. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Aleo Aleo manontanitany foana hihomehezana, toy izay hanaonao foana hotezerana. [2.974 #251] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut provoquer le rire par des questions naïves, que de provoquer la colère par des actions irréfléchies. [2.974 #251] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Aleo maty hafoy toy izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut mourir et être enterré que de vivre pour souffrir. [2.415 #2838] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Aleo maty Aleo maty | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa latsa-bidy noho ny vilany ny olona kamo. [1.1]
Enti-milaza ny fahatsinontsinon' ny olo-malaina, kamo (ny fahafatesany dia tsy mitondra fahavoazana firy miolotra amin' ny fahavakisam-bilany any an' efitra, izay mafy tokoa satria tsy ahitana na inona na inona horaisina hahandroan-kanina any. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux laisser mourir un serviteur paresseux plutôt que de casser une marmite quand on est en voyage dans un désert, - où on ne peut s' en procurer une autre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Aleo maty reniomby mahia, toy izay resy tohika. [2.558 #129]
Aleo maty reniomby toy izay ho resy tohika. [1.1] Aleo maty reniomby, toy izay resy tohika. [2.415 #6338, 2.653 #101] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona be didoha tafaohatra ka aleony iharam-patiantoka bevava toy izay ho resy lahatra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre une vache que de céder quand on s' est entêté. [2.165]
L' obstiné est semblable à celui qui aime mieux perdre sa vache plutôt que céder. [2.415 #6338] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Aleo maty toy izay menatra. [2.165 #1122]
Aleo maty toy izay menatra olona. [2.653 #102, 2.974 #100] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux mourir que d' être un objet de honte. [2.165 #1122]
Mieux vaut la mort que le déshonneur. [2.974 #100] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Aleo matoky tapany, toy izay mangovitra erany. [2.165 #977, 2.653 #98]
Aleo matoky tapany, toy izay mangovitr' erany. [2.415 #2684, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux se fier un peu que trembler tout à fait. [2.165]
Mieux vaut être sûr d' une moitié que de trembler pour le tout. [2.415 #2684] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Proverbe analogue au français : un tiens vaut mieux que deux tu auras. [2.415 #2684] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Aleo meloka amin' ny olombelona toy izay meloka amin' Andriamanitra. [2.415 #1, 2.558]
Aleo meloka amin’ olombelona, toy izay meloka amin’ Andriamanitra. [2.653 #103, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être coupable aux yeux des hommes qu'aux yeux de Dieu. [2.415 #1]
Il vaut mieux être coupable envers les hommes que d' être coupable envers Dieu. [2.165 #20] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Aleo miadan- Aleo miadan- | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana ny fihetsiky ny tanora raha vao mahita zavatra: tsy mba mandinika firy na milamina toy ny zokiolona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux aller lentement et prendre de la taille (litt. être une vache), que de se presser et rester chétif (litt. n' être qu' une génisse). [2.165]
Il vaut mieux avoir la gravité de la poule que la légèreté frivole du poulet. [2.415 #4716] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des paroles bien pesées, et aussi de la dignité de la conduite. [2.415 #4716] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Aleo miady toy izay mankany Ankaratra tsy misy olona. [2.165]
Ankaratra tsy misy monina ka aleo miady. [2.558] Ankaratra tsy misy olona, ka aleo miady. [2.415 #410, 2.653 #238, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux se battre que de s' en aller dans l' Ankaratra où il n' y a personne. [2.165]
Mieux vaut aller guerroyer dans l' Ankaratra contre des ennemis qui évacuent leurs positions, que de déserter pour être ensuite brûlé vif. [2.415 #410] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Encore un autre proverbe montrant la sociabilité des Malgaches, qui préfèrent avoir de mauvais voisins plutôt que de ne pas en avoir du tout. [2.165]
L'Ankaratra est inhabité : mieux vaut aller combattre. [2.415 #410] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Aleo midon- Aleo mitsangan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux s' élever jusqu' à un sou que de s' abaisser jusqu' à une piastre. [2.165]
Il vaut mieux un petit bien qui croîtra, qu' une piastre qui reste stationnaire, parce qu' elle est mal acquise et qu' il est interdit de la faire fructifier. [2.415 #4264] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. il vaut mieux partir de bas et s' élever, même doucement, que d' être riche d' abord pour s' appauvrir de plus en plus. [2.165]
Petit bien dont l' origine est bonne, vaut mieux que grand bien, mal acquis. [2.415 #4264] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Aleo mifanena amy ny mpamosavy, toy izay mifanena amy ny mpandainga. [2.653 #105]
Aleo mifanena amin’ ny mpamosavy, toy izay mifanena amin’ ny mpandainga. [2.974 #136] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut rencontrer un semeur de maléfices qu’un menteur. [2.974 #136] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Aleo Aleo | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Aleo mitsimozimozy mamaha, toy izay mitsimozimozy misambotra. [2.558 #136]
Aleo mitsimozimozy mamaha toy izay mitsimozimozy mitady. [2.415 #2165, 2.653 #108] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être lent à délier la bourse que lent à faire fortune. [2.415 #2165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Aleo mpanjato anilan' ny havana, toy izay mpanarivo tsy atrehin' olon-tiana. [2.558 #18] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana malemy fanahy. [2.415 #183]
Aleo ny andriana lozabe toy izay andriana rainazy. [2.415 #183] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut un souverain sévère qu' un souverain trop débonnaire. [2.415 #183] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Aleo ny iray tampo tsy tiana, toy izay ny fati-dra. [2.415 #143] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux un frère issu du même sein qu'un frère de sang, alors même qu' on ne l'aimerait pas. [2.415 #143] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait la force du lien entre parents ; l' alliance par le serment du sang était sacrée, cependant elle n'était rien à côté du lien de parenté. [2.415 #143] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Aleo ratsy tarehy ka tsara fanahy, toy izay tsara tarehy ka ratsy fanahy. [2.165 #93] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être laid et bon, que d' être beau et méchant. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Aleo ratsy tarehy manam-panahy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut rencontrer un sorcier qu'un menteur. [1.68] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Aleo tsaroan-tsy enina, toy izay voky tsy tsaroana. [2.558 #140, 2.653 #111] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Aleo tsy Aleo tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il faut mieux ne pas être aimé de sa femme, que de ne pas l' être par ses beaux-parents. [2.165]
Mieux vaut ne pas être aimé de son épouse que de ne pas l' être des beaux-parents. [2.415 #1435] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait l'autorité et l'influence des beaux-parents. [2.415 #1435] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Aleo vandana imaso, toy izay vandana ivoho. [2.165 #483, 2.558 #142, 2.653 #113] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux être tacheté en face que par derrière. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaut mieux refuser en face que par derrière. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Mieux vaut refuser en face que par derrière, car une parole franche ne mérite, pas de reproche. [2.974 #483] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.415 #4103, 1.1]
Aleo very tsikalakalan-karena, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.165 #171, 2.653 #114] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin' ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy miohatra noho ny vola. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre son argent que de perdre les usages et les détails qui maintiennent et fortifient l'union et l' amitié. [2.415 #4103]
Il vaut mieux que ce soit la bourse qui souffre un peu, plutôt que les amitiés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Aleo volo hala ataon-drafy, toy izay fifoloana ataon-kavana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Andevolahy diso | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui a manqué la distribution de viande : plutôt mourir que de ne pas avoir sa part, et il cherche à prendre la part des autres. [2.415 #507] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait l' avidité gloutonne des esclaves et leur acharnement à avoir leur part. [2.415 #507] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Atao vikina alina: aleo manana amby, toy izay tsy ampy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha misy zavatra mampatahotra na mampisalasala, aleo manao miohatra noho izay tokony hatao toy izay manao latsaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Atao vikin’ alina : aleo miohatra toy izay ho latsaka. [2.653, 2.974]
Ataovy vikin' alina, ka aleo miohatra toy izay ho latsaka. [2.165] Vikin' alina ka aleo miohatra toy izay latsaka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faire comme celui qui saute de nuit un jossé : mieux vaut un saut trop long que trop court. [2.974 #214]
Faites comme lorsqu' on saute (un fossé) de nuit; il vaut mieux sauter trop loin que pas assez et tomber (dans le fossé). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Aza manao horirika Ambohipeno, ka aleo lo toy izay ho an-kavana. [2.558]
Aza manao Horirika Ambohipeno : aleo lo toy izay ho an-kavana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme les gens d' Ambohipeno font de leurs arums comestibles: ils préfèrent les voir pourrir que de les donner à leurs amis (ou parents). [2.165]
Ne faites pas comme les gens d' Ambohipeno qui aiment mieux voir pourrir leurs feuilles d' arum plutôt que d' en donner à leurs parents ou amis. [2.415 #5360] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des égoïstes qui ne veulent pas partager. [2.415 #5360] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro hihaonana; fa aleo masoandro be lohataona, ka tsy mba manam-pahasosorana. [2.165]
Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro hihaonana ; fa aleo masoandro lohataona, ka tsy mba manam-pahasosorana. [2.415 #3097] Aza manao masoandro ririnina, ka manjombona andro ihaonana. [2.558 #545] Aza masoandro ririnina ka vao mihaona dia manjombona. [2.558 #702] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le soleil d' hiver qui est couvert lorsqu'on le rencontre mais faites comme le soleil de printemps qui apporte la joie. [2.415 #3097]
Quand on vous rencontre, n' ayez pas un visage sombre tel un soleil d' hiver, mais ayez plutôt un visage gai comme le brillant soleil du printemps. [2.165 #1259] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Entretenez la joie. [2.415 #3097] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny manome sira kely no ankasitrahany. [2.415 #1449] Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany fa ny manome sira tsaroan' ny lelany no ankasitrahany. [2.558 #130] Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny nanome sira kely no ankasitrahany. [2.653 #1468] Rafozana jamba, ka aleony sira ren' ny lelany toy izay lamba tsara. [2.558 #3540] Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira kely no isaotsaorany. [1.3 #498] Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira no isaotsaorany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona mahatsiaro ny soa kely fa tsy mahatsiaro ny soa lehibe atao azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Belle-mère aveugle: si on lui donne un lamba, elle ne voit pas, mais si on lui donne un peu de sel, elle remercie avec effusion [1.3 #498]
Ne faites pas comme une belle-mère aveugle, qui aime mieux qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau lamba. [2.415 #1438] Ne faites-pas comme une belle-mère aveugle, qui préfère qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau "lamba" . [2.165] Visitez votre belle-mère aveugle et donnez-lui un lamba, elle ne le voit pas ; donnez-lui un peu de sel, cela lui est agréable. [2.415 #1449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Comme elle est aveugle, il lui importe peu quelle soit bien mise. [2.165]
Elle ne voit pas le lamba. [2.415 #1438] Le tout n'est pas de donner, il faut savoir donner ; autre sens : oublier un grand service et se montrer reconnaissant d'un petit service. [2.415 #1449] Sensible aux petits services, insensible aux grands [1.3 #498] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ingara attachant un chien: il aime mieux le faire périr que de le voir s' échapper. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Indrindra hiseho ihany dia mananety, fa indrindra raha tsy hiseho aleo Indrindra hiseho ihany, dia mananety ; fa indrindra raha tsy hiseho ihany, dia aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous voulez vous montrer, faites qu' on vous voie bien; mais si vous ne le voulez pas, cachez-vous sous l' herbe. [2.165]
Si vous voulez vous montrer, montrez-vous bien ; mais si vous ne voulez pas vous montrer, il vaut mieux vous cacher sous l' herbe. [2.415 #5795] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Faites une chose ou l'autre, mais ne tergiversez pas. [2.165]
Pas d' hésitation : l' un ou l'autre. [2.415 #5795] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 63 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 64 | Mitolona amin' olon-tiana ka aleo Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo Tolona amin' olon-tiana, ka aleo Tolona | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lutte avec une personne aimée : il vaut mieux se laisser vaincre que de vaincre soi-même. [2.415 #3520]
Quand on lutte avec un ami très cher, on préfère être renversé par lui que de le renverser. [2.974 #22] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 65 | Mizara hana amin' Mizara hena amin' ny Mizara hena amin' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Partage de viande avec les têtus : mieux vaut une petite part propre, qu' une grande part sale. [2.415 #6366]
Partager de la viande avec des gens têtus; il vaut mieux en avoir un peu moins que sa part, plutôt que de l' avoir toute sale. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans la dispute la viande est salie. [2.415 #6366]
Parce que s' il y a dispute, la viande tombera dans la poussière. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 66 | Mpanompo diso | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 67 | Papango miohatra an' i Lohalambo : aleo tsy miohatra toy izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Oiseau de proie qui essaie de passer par-dessus la montagne Lohalambo : mieux vaut ne pas passer que de passer avec honte. [2.415 #6322] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des présomptueux. [2.415 #6322] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 68 | Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana: aleo ve Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana : aleo ve Rafotsibe mitorovoka eo an-doha fasana : aleo ve | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieille femme assise devant le tombeau : ne vaut-il pas mieux pleurer les nombreux morts qui sont dans le tombeau, que de rester à ne rien faire ? [2.415 #1910] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 69 | Raha fanambadiana ratsiratsy, aleo mianadahy mifanaja. [2.415 #1160]
Raha fanambadian-dratsy, aleo mpianadahy mifanaja. [2.558 #3562] Raha tsy mifanaja ho mpivady, aleo mifanaja ho mpianadahy. [2.165 #1830, 2.415 #1401] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ceux qui ne s' entendent pas comme mari et femme, feraient mieux de s' entendre comme frère et sœur. [2.165]
Mieux vaut un frère et une soeur qui s' aiment et se respectent, qu' un mariage qui tourne mal. [2.415] Si vous ne vous entendez pas comme époux, il vaut mieux vous entendre comme frère et soeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut vous séparer à l'amiable. [2.415 #1401]
Ils devraient se séparer à l' amiable. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 70 | Raha fanambadiana tsy ho raikitra, Raha fanambadiana tsy ho vanona, andeha mody hamelon-jaza. [2.415 #1399] Raha fanambadian-tsy ho vanona, aleo mody hamelon-jaza. [2.165 #1835] Raha fanambadian-tsy ho vanona, andeha mody hamelon-jaza. [2.558 #3563, 2.653 #2646] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si notre mariage ne doit pas être plus stable et si notre ménage ne doit pas mieux marcher, allons-nous en à la maison de nos parents élever nos enfants. [2.415 #1399]
Si votre second mariage ne va pas, il vaut mieux retourner chez vous élever le ou les enfants (de votre premier mariage). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de la femme qui voulait échapper à la tyrannie d' un mari exigeant, et retourner chez ses parents ; sens plus général : occupons-nous d' une affaire plus utile. [2.415 #1399] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 71 | Raha Raha Raha | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui mangera dans deux maisons sans être. [2.415 #5818] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 72 | Raha hitsangana ka tsy hahay, aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous vous levez (pour danser) et que ne sachiez pas, il vaut mieux vous rasseoir et rester tranquille. [2.165 #1655] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 73 | Raha | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 74 | Raha indrindra ho faty ihany, aleo Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' anabavy. [2.165] Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo maty ny zanaky Ranaotra. [2.165] Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo Raha indrindra ho faty ihany, dia aleo Raha samy ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' anabavy. [2.165] Raha samy ho faty ihany, dia aleo maty ny zanak' Ranaotra. [2.165] Raha samy ho faty ihany, dia aleo Raha samy ho faty ihany, dia aleo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Puisqu'il faut bien que quelqu' un (ou: que chacun) meure, il vaut mieux que ce soit l' enfant de ma sœur (ou: mon beau-frère), (plutôt que moi). [2.165 #2100]
S'il faut que nous perdions, il vaut mieux que ce soit l' enfant de notre soeur qui nous fasse perdre, ou bien notre beau-frère. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il vaut mieux que tout se passe en famille. [2.415 #1124] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 75 | Raha indrindra ho Raha indrindra | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' il faut être dévoré par les bêtes, il vaut mieux être piqué par des abeilles, car elles ont mangé des douceurs ; s' il faut être garrotté avec des lianes, il vaut mieux être attaché avec des ignames, car on en a tiré des fruits. [2.415 #732] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des grands qui exploitaient le peuple, mais en y mettant des formes. [2.415 #732] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 76 | Raha mamindro tsy mafana, aleo mitoetra ao Raha mamindro tsy mafana, tsy mahaleo ny mitoetra ao Raha mamindro tsy mafana, tsy mahaleo ny mitoetra eo | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si on se chauffe sans se réchauffer, autant rester derrière les autres. [2.415 #250] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe s' appliquait aux courtisans ; le souverain était comparé au feu auprès duquel on se chauffait ; on est un sot si on ne profite pas de l' occasion. [2.415 #250] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 77 | Raha mananatra ny adala, aleony matory toy izay mba hihaino ; ary raha mananatra ny hendry, ny ao an-tsaina be, ny an' olona alainy koa. [2.415 #6525, 2.653 #2687] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on fait la leçon à un étourdi, il aime mieux dormir que d' écouter ; mais quand on fait la leçon à un sage, il a déjà bien des choses dans sa tête, et cependant il recueille encore ce qui lui vient des autres. [2.415 #6525] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 78 | Raha mitsangan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Plutôt que d' être grand mais de vilaine couleur comme un "valanirana" il vaut mieux n' être qu' une branche. [2.165]
Si on est grand et vilain comme l' arbre valanirana, mieux vaut être une simple branche. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le "valanirana" est un arbre à bois dur; le mot "mavo" veut dire aussi méprisé, au sens figuré. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 79 | Raha samy ho avy ihany ny loza dia aleoko | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 80 | Raha sery ho Raha sery ho vitan' ny anamalaho ihany, nahoana no mitady vantotr' akoho ho sahirana? [2.415 #2822] Raha sery vitan' anamalaho, aza amonoana Sery vitan' anamalaho ka handaniana vantotr' akoho. [1.1] Sery vitan' ny anamalaho, ka no hamonoana | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Nampiasain' ny Ntaolo ho ody sery ny anamalaho noho izy mafanafana ka raha mbola misy anamalaho koa, naleony nitsitsy nanao ro misy anamalaho toy izay namono vantotr' akoho. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si c'est un rhume que la plante anamalaho peut guérir, pourquoi chercher un poulet et se donner tant de peine? [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut proportionner les remèdes aux maux à guérir. [2.415 #2822] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 81 | Raha tanora tsy ho jejo, dia aleo maty ho razana. [2.165 #1770, 2.415 #3060] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les jeunes gens ne sont pas dissipés, mieux vaut qu' ils meurent pour être ancêtres. [2.415 #3060]
Si les jeunes ne sont pas dissipés, il vaut mieux qu' ils meurent pour être ancêtres. Ceci est un encouragement à la mauvaise conduite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Comparez: "il faut que jeunesse se passe" . [2.165]
Excuses à la mauvaise conduite. [2.415 #3060] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 82 | Raha tsy mahatelina ny manavy, aleo ho an' ny manetsetra. [2.558 #3669] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 83 | Sasa lamban’ Antananarivo: aleo rovitra toy izay tsy hadio. [2.558 #250, 2.653 #2879, 2.415] Sasa lamban' Antananarivo : aleo rovitra toy izay tsy madio. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lavage de linge à Tananarive : on aime mieux le déchirer à force de le laver que d' y laisser une tache. [2.415 #2459]
Le lavage des lamba à Tananarive: on préfère les user plutôt que de ne pas les rendre propres. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A Tananarive on est fier et coquet. [2.415 #2459] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 84 | Tefy vilany tany io, ka aleo ampiana toy izay anesorana. [2.415 #2249] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme lorsqu' on fait des marmites en terre : il vaut mieux y ajouter qu'en enlever. [2.415 #2249] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe fait allusion à ce que la marmite en terre se rétrécit en cuisant ; il se disait des biens qu' il faut accroître et non diminuer. [2.415 #2249] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 85 | Tsy misy mora atao, toy ny malemy, nefa aleon' ny kamo matory. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||