Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : very | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akoho boto nangalarin' ny alinjinery : tsy very fa namangy havana. [2.558]
Akoho boto nangalarin’ ny alinjinery : tsy very, fa namangy ny havany. [2.653 #44] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Alahelo fararano : na tsy very dian' ny raharaha aza, very dian' ny sakafo betsaka. [2.558 #99] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ala nenina amy ny ho faty ny fanafody ; alanenina amy ny ho very ny lositra. [2.653 #86]
Ala nenina amin' ny ho faty ny fanafody. [2.558 #105] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ala nenina amin' ny ho very ny lositra. [2.558 #106] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.415 #4103, 1.1]
Aleo very tsikalakalan-karena, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.165 #171, 2.653 #114] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin' ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy miohatra noho ny vola. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il vaut mieux perdre son argent que de perdre les usages et les détails qui maintiennent et fortifient l'union et l' amitié. [2.415 #4103]
Il vaut mieux que ce soit la bourse qui souffre un peu, plutôt que les amitiés. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Ambarivatry nafafy amy ny tany: tsy very, fa miverina amin’ izay nangalany azy. [2.653 #122]
Ambarivatry nafafy amin' ny tany : tsy very, fa miverina amin' izay nangalana azy. [2.558 #17] Amberivatry nafafy amin' ny tany : tsy very, fa miverina amin' izay nangalany azy. [2.415 #2166] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ambrevades semées en terre : elles ne sont pas perdues, elles reviennent à l' endroit où on les a prises. [2.415 #2166] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Ampingan' ilay osa: ka verin-tenany ihany. [2.165]
Ampingan' ilay osa ka very tenany ihany. [2.558] Ampingan’ ilay osa: verin-tenany ihany. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le bouclier d' un poltron: il l' a perdu lui-même. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il l'a jeté en prenant la fuite! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Andevolahy diso | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui a manqué la distribution de viande : plutôt mourir que de ne pas avoir sa part, et il cherche à prendre la part des autres. [2.415 #507] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe disait l' avidité gloutonne des esclaves et leur acharnement à avoir leur part. [2.415 #507] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Andranobe very laona ka miandry izay hingadonany. [2.415 #1871, 2.653 #199, 2.558]
Rafotsibe very laona ka miandry izay hingadonany. [2.558] Rafotsibe very laona : tsy mahavezivezy fa miandry izay ingadonany. [2.558 #230] Randranobe very laona: miandry izay hingadonany. [2.653 #2740] Randranobe very laona, tsy mitady fa mampandry sofina. [2.558 #240] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Femme qui a perdu son mortier à piler le riz : elle attend pour le recouvrer qu' on fasse du bruit en s' en servant. [2.415 #1871] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se croient rusés et qui sont peu actifs. [2.415 #1871] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Angalisa rovi-kazo, ka anarany no sisa. [2.165 #1331]
Angalisa rovi-kazo, ka anaran-tsy very no sisa. [2.558] Angalisa rovi-kazo, ka ny anarana no sisa. [2.415 #407] Angalisa rovi-kazo : ny anarany no sisa. [2.653 #229] Basy angalisa rovi-kazo: anaran-tsy very no sisa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entimilaza zavatra, na olona koa aza, izay nahavita be tamin' ny androny, nefa efa antitra na simba ka ny anarany sisa mijanona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fusil anglais dont la crosse est usée : le nom seul lui reste. [2.415 #407]
Un fusil dont le fût est vermoulu, il n' a plus de fusil que le nom. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | "Angalisa" est le nom du mousquet à pierre introduit à Madagascar d'Angleterre, il y a une centaine d' années. [2.165]
Se disait des guerriers usés par l' âge et la maladie ; et aussi de toutes les personnes ou choses usées. [2.415 #407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Aombilahy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Ataovy am-bato tsy hahavery: katsaho ka tadiavo. [2.165 #773]
Ataovy am-bato tsy very : katsaho ka tadiavo. [2.415 #3237, 2.653 #303] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | (Pour obtenir ce que vous désirez) faites comme pour une chose cachée auprès d' un rocher et qui n' est pas perdue: cherchez. [2.165]
Traitez cette affaire comme le caillou consacré, donné après l' exorcisme pour préserver contre le mauvais destin : s' il s' égare, il faut le chercher et fouiller partout. [2.415 #3237] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Traitez cette affaire avec soin. [2.415 #3237] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ataovy tsy very ny soa, fa ny vato aza raha nanambina | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Aza atao very | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu'on ne les traite pas comme le crabe qui perd sa liberté tout en ayant une maison. [2.415 #412] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On pouvait perdre sa liberté en gardant sa maison. [2.415 #412] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [2.558]
Aza atao verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombilahy. [2.653 #373, 2.165] Sondrian' ny adin-dreniomby, ka ny adin' ombalahy no hadinoina. [2.415 #3300] Verin' ny adin-dreniomby ny adin' ombalahy. [2.415 #3300, 1.3] Very tamin' ny adin-dreniomby lahy, ny adin' ombalahy! [2.558 #4946] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Absorbé par un combat de vaches, on oublie le combat de taureaux. [2.415 #3300]
Ne manquez pas un combat de taureaux pour un combat de vaches. [2.165] Un combat de vaches fait perdre de vue un combat de taureaux. [1.3] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ne perdez pas une chose importante pour pas grand chose. [2.165]
Il néglige les grandes affaires pour s'occuper des petites. [1.3] Souvent de petites choses font oublier de plus grandes. [2.415 #3300] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Aza atao very sioka ny raharaha. [2.415 #3239, 2.558 #426, 2.653 #372] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' oubliez pas les affaires que vous avez à accomplir : que vos oreilles n' en perdent pas le son. [2.415 #3239] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Bala very foana toy ny bala natifi-takatra. [2.415 #5894, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Balle perdue comme celle qui a servi à tirer sur un oiseau takatra. [2.415 #5894]
Employé en pure perte, comme une balle ayant servi à tirer sur un "takatra" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cet oiseau ne se mangeait pas. [2.415 #5894] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Banga very antsy ka manantena fa ho kenda. [2.558]
Banga very antsy, ka ny kenda no Banga very antsy : ny ho kenda no ampoizina. [2.415 #2593, 2.653 #734, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Rehefa tsy manam-pitaovana, aoka hanampo fahavoazana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Édenté qui a perdu son couteau : il peut s' attendre à s' étouffer. [2.415 #2593]
Quand quelqu' un à qui il manque des dents a perdu son couteau, il ne s' attend plus qu' à s' étrangler avec ses aliments. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parce qu' il ne peut plus les couper comme il le faudrait. [2.165]
Se disait de ceux qui se mettent dans un mauvais pas. [2.415 #2593] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Boka very tsy misy araka. [2.165 #2020]
Boka very : tsy misy araka intsony. [2.415 #1995, 2.653 #820] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux perdu, personne ne le réclame. [2.415 #1995]
Quand un lépreux disparaît, on ne se met pas à sa recherche. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses dont la perte cause peu de chagrin. [2.415 #1995] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un ménage de rats : chacun croque ce qu' il trouve ; c' est comme une chemise à laquelle on ajoute un morceau et qui n' a plus de la chemise que le nom. [2.415 #1187]
C' est un ménage de rats : chacun croque ce qu' il voit. [2.415 #1206] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans le mariage, s' il n' y a pas entente entre les époux, il ne reste plus que le nom ; ce proverbe se disait des époux qui allaient chacun de leur côté. [2.415 #1187]
Un ménage de prodigues. [2.415 #1206] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Fatra-pitia ny hofany ho afaka, ka very ny tenany be. [2.415 #37, 2.653 #945] Fatra-pitia ny hofany ka very ny tenany be. [2.558 #1154] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se préoccuper trop de sauver la queue et perdre le corps. [2.415 #37]
Trop rechercher la queue et jeter tout le reste du corps; pourtant le corps lui-même est plus important. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit de la queue du mouton malgache qui est grosse et grasse et constitue, pour certains, un morceau délicat;. [2.165]
Trop de zèle pour l' accessoire fait parfois perdre le principal. [2.415 #37] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Fifaliana very sasaka hoatry ny manan-janaka maditra. [2.558 #1166] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Fisoko very akoholahy : sady very enjinenjina no diso manakohokoho. [2.558 #80] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Fotsimbary natao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Du riz mis dans une corbeille à mailles lâches: il s' en perd la moitié, il s' en perd le tiers. [2.165]
Riz blanc mis dans un panier à tresse simple : il s' en perd la moitié ou les trois quarts. [2.415 #2363] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui ne ménagent pas leurs biens. [2.415 #2363] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Ikotokely miandry ondry : raha tsaratsara ny sakafo, dia sady maka kitay no miandry ondry, fa raha ratsiratsy ny sakafo, ny ondry aza ahina ho very. [2.558 #1395]
Ikotokely miandry ondry : raha tsaratsara sakafo, dia sady maka kitay no miandry ondry ; ary raha ratsiratsy sakafo, ny ondry aza no ahina ho very. [2.415 #555, 2.653 #1110] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ikotokely est gardien de brebis : si on lui donne un bon repas, non seulement il garde les brebis, mais il ramasse la provision de paille à brûler ; mais quand il mange mal, il ne peut même pas garder les brebis. [2.415 #555] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des maîtres avares et cruels qui donnaient à leurs esclaves une nourriture insuffisante ; sens général : pour bien travailler, il faut être bien traité. [2.415 #555] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Izay manambosy mamarina Izay mananatra manavotra ny very. [2.415 #6501] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avertir, c' est sauver quelqu'un qui est sur le point de se perdre. [2.415 #6501]
Ceux qui montent la tête aux gens les précipitent dans l' abîme, mais ceux qui avertissent et reprennent rachètent et sauvent les gens qui se perdent. [2.415 #6502] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Izay tsy ampy ketsa, mivezivezy, izay very ondry Ny tsy ampy ketsa mivezivezy; ny very ondry | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui n' a pas assez de plants de riz pour sa rizière, erre de tout côté ; celui qui a perdu une brebis, suit les bords de la rivière ; celui dont la femme n' est pas à la maison, tourne la tête de tout côté. [2.415 #5817] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens préoccupés, des âmes en peine. [2.415 #5817] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Izay very sakay, very sioka. [2.558 #1526] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Izay very tandroho, very laoka. [2.558 #1527] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Kamboty tia toaka: ny Kamboty tia toaka : tsy ny haren-dany ihany no very, fa ny tenany koa. [2.558 #1591] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Orphelin qui aime à boire du rhum : ses richesses sont épuisées et il n' y a personne pour le gourmander. [2.415 #1032] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ivrognes et débauchés. [2.415 #1032] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Kijana maty omby lahy, ka sady very mpiaro no tsy mahare | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Kitoza raiki-molaly : anaran’ omby no sisa. [2.653 #1273]
Kitoza raiki-molaly : anaran' omby no sisa ( Kitoza raiki-molaly, ka anaran' omby no sisa. [2.165 #2206] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | De la viande boucanée couverte de suie: elle n' a pas plus de bœuf que le nom. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [1.147 #L44] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina : homan-tsosoa, raraka ivy ; homa-maina, latsaka hota ; homam-bary, misasaka amin' ny akoho ; misotro rano, very sasaka. [2.415 #2609]
Mahantra indrindra aho, hoy ilay rombina: homan-tsosoa, raraka ivy; homa-maina, latsaka ota; homam-bary, misasaka amy ny akoho; misotro rano, very sasaka. [2.653 #1407] Mahantra indrindra ilay rombina, fa homan-tsosoa, rarak' ivy, homa-maina, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis le plus malheureux des hommes, dit l' homme qui a un bec-de-lièvre : quand je mange du riz cuit avec beaucoup d' eau, ma salive coule ; quand je mange de la nourriture solide sans bouillon, je laisse tomber des parcelles déjà mastiquées ; quand je bois de l' eau, j' en perds la moitié. [2.415 #2609] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaintes de l' homme au bec-de-lièvre : on les appliquait à la perte des biens. [2.415 #2609] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Manan-jara mavoin-tena toy ny akohokely lasam-borona : very vao misidina ambony. [2.415 #2613]
Manan-jara mavoin-tena, toy ny akohokely lasam-borona: very vao nisidina ambony. [2.653 #1508, 2.974 #366] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Fortuné à la fois et malheureux, comme le poussin emporté par lin rapace : il monte, mais pour sa perte. [2.974 #366]
Heureux dans le malheur comme le poussin enlevé par un oiseau de proie : c'est dans sa perte qu' il s'élève bien haut. [2.415 #2613] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A quelque chose malheur est bon. [2.415 #2613] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Manao kodia very tsy. [2.415 #6294] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme une roue privée de son acier. [2.415 #6294] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | S'exposer et courir à sa perte. [2.415 #6294] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Manao ny ain-tsy ho zavatra. [2.415 #6298]
Manao vy very ny aina. [2.415 #6298, 2.653 #1560] Manao vy very ny ainy. [2.165 #886] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Risquer sa vie. Litt. faire de sa vie comme d' un morceau de fer perdu. [2.165]
S' exposer et sacrifier sa vie. [2.415 #6298] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Cette expression s' emploie très fréquemment, mais il est difficile d' en discerner l' origine. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Manao very tena ; mahafoy ny aina. [2.415 #6297] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | S' exposer et sacrifier sa vie. [2.415 #6298] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Manao vy very ny aina, ka manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ils exposent leur vie et cherchent la mort. [2.415 #6299] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des voleurs, des soldats, des commerçants qui vont trafiquer au loin, au risque de leur vie. [2.415 #6299] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | Mandrodona | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Marina atao | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Miasa jamba rafozana : Miasa jamba rafozana; herim-po very foana. [2.165 #1841] Miasa jamba rafozana, ka herim-po very foana. [2.415 #1450] Miasa jamba rafozana ka herim-po very maina (tsy mahazo sitraka). [2.558 #2269] Miasa tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est pour un gendre se dépenser en pure perte que de travailler en présence d'un beau-père ou d' une belle-mère aveugle. [2.415 #1450]
Labourer pour des beaux-parents aveugles, c' est de la peine perdue. [2.165] Travailler sans être vu de son beau-père ou de sa belle-mère, c' est pour un gendre dépenser sa vaillance en pure perte. [2.415 #1451] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se dépensaient inutilement. [2.415 #1450]
S' emploie fréquemment en parlant d' un travail, d' un effort, qui restent sans récompense. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 45 | Miolanolana ohatra ny banga very antsy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 46 | Mitari-bato tsy mihoraka: very ny androatokon' aina. [1.1]
Raha | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Rehefa manao zava-tsarotra ifanakonana, manome hery sy ahavitana be ny fiarahana mihorakoraka, mihirahira, fa tsy mangingina samy maka ho azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pousser une grosse pierre et ne pas crier, c’est perdre les deux tiers de ses forces ; (s’aimer et ne pas se le dire, c’est perdre les deux tiers de l’affection). [2.974 #19] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 47 | Mpanompo diso | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 48 | Nahoana no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 49 | Nahoana no mpiantoka very alohan' ny mpitrosa ? [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 50 | Na miroba aza ny tsena, ny tsy mangalatra ve dia mba ho very ? [2.415 #0, 2.653 #2014] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bien que le marché soit livré au pillage, ceux qui ne volent pas courront-ils à leur perte ? [2.415 #0] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à la législation sévère sur les vols dans les marchés. [2.415 #0] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 51 | Nataonao dia ho very angaha aho no dia narianao tamin-kabary? [2.165 #1089]
Nataonao ho very angaha aho, no narianao tamin-kabary. [2.653 #2096, 2.415] Nataonao ho very angaha aho no nariana tamin-kabary? [2.558 #2767] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Est-ce parce que vous avez cru que je serais abandonné (litt. perdu) que vous m' avez rejeté en public? [2.165]
Tu m' as cru sans doute perdu que tu m' as laissé seul dans l' embarras, sans prendre la parole pour moi ? [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui n' assistaient pas leurs parents dans l' embarras. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 52 | Na very fanahy mbola velona aza, tsy hihetsika ve ny tanana! [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 53 | Ny maty aza, raha mbola tsy very ny saina ka tsy miongana ny fanahy, dia mbola mahalala menatra. [2.415 #6461] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les morts eux-mêmes tant que leur esprit n' est pas égaré, et que leur âme n' est pas abattue, connaissent encore la honte. [2.415 #6461] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 54 | Ny soa raha atao amin’ ny tsy mahalala dia very. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le bien qu’on fait à un ingrat est perdu. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 55 | Ny soa rehetra atao tsy mba very foana. [2.415 #2973] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une bonne action n' est jamais perdue. [2.415 #2973] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 56 | Ny trosa sangin' ny very ary ny very dia very | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 57 | Ny tsy hita naman' ny very, fa ny very dia very rahateo. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 58 | Noroboroboin' ny mpanana, ka very tsy nisy mpanavotra. [2.558 #2812] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 59 | Omby mahia very namana, olon' ory vitsy sakaiza. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 60 | Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [1.147 #P7] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 61 | Rafotsibe no very sira, ka Rangahibe no voa tahamaina. [2.415 #1921, 2.165]
Rafotsibe no very sira ka Rangahibe no voa tehamaina. [2.558 #3534] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille a perdu son sel, et c' est son mari qui reçoit un soufflet (à cause de cela). [2.165]
La vieille a perdu son sel et c' est son mari qui reçoit un soufflet. [2.415 #1921] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 62 | Rafotsibe very atin-kena: hitady, menatra ny olona; hitoetra ihany, very malemy. [2.415 #1925, 2.653, 2.165]
Rafotsibe very atin-kena : hitady menatra ny olona, hitomoetra amin' izao very malemy. [2.558 #229] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui a perdu un morceau de foie: si elle se met à le chercher, elle aura honte des gens; et si elle ne bouge pas, elle perdra un bon (litt. tendre) morceau. [2.165]
Vieille qui a perdu son foie de boeuf : le chercher elle a honte ; rester tranquille elle perd une friandise. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d' un cas embarrassant. [2.415 #1925] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 63 | Raha maditra | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 64 | Raha papango no maty, | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 65 | Raha very kely, manontany ny razana; raha very lehibe, manontany fanompoana. [2.653 #2724]
Raha very kely, manontany razana; fa raha very lehibe, manontany fanompoana. [2.165 #1532] Raha very kely manontany razana, raha very lehibe manontany fanompoana. [2.558 #3679] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand on a été réduit en esclavage étant petit, on s' informe de ses ancêtres (parce qu' on est resté ignorant là-dessus); mais quand on a été réduit en esclavage une fois grand, on s' informe du travail à faire pour son maître. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 66 | Rangahibe tsy tia harahara, ary Rafotsibe tsy tia | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le vieux n' aime pas labourer et la vieille n' aime pas tisser, donc: "Séparez-vous, de peur que l' un des deux ne soit réduit en esclavage" (pour dettes). [2.165]
Vieux qui n' aime pas à labourer, vieille qui n' aime pas à tisser : séparez-vous donc de peur que quelqu' un soit réduit en esclavage pour dettes. [2.415 #1403] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 67 | Ro very tsy anariana ny isiny. [1.147 #R50] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 68 | Ro very tsy mody aby. [1.147 #R49] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 69 | Sakalava very omby: ny any ny tena hita no entina. [2.653 #2832]
Sakalava very omby, ny an' ny tena hita no enti-mody. [2.558 #3801] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 70 | Satroka | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 71 | Sikajy manebaka ny kirobo, ny very sasaka indray no toa loza, mainka izany raha mitovitovy. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 72 | Tanala very sampy, ka ny manova no haingana. [2.415 #112] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le Tanala qui a perdu son idole a vite fait de la remplacer en en faisant une autre. [2.415 #112] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Tanala habitaient les forêts et leurs idoles étaient ordinairement des morceaux de bois. [2.415 #112] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 73 | Tany tsy very lohany, omby tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un pays qui n' a pas perdu son chef, des bœufs qui ne sont pas gardés (contre les voleurs) par des charmes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 74 | Tokotany very mpangarina, very marivo karaha vazana. [1.147 #T104] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 75 | Tsaramaso mitsipika an-joro, ka tsy very fa niova toerana. [2.558 #285]
Voanemba mitsipika an-joro : tsy very fa nitady toerana. [2.415 #2264] Voanemba nitsipika an-joro : tsy very fa niova toerana. [2.558 #4988] Voanemba nitsipika an-joro: tsy very, fa nitady toerana. [2.653 #3703] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Graine de cassia tombée dans le coin réservé aux animaux : elle n' est pas perdue, elle est allée chercher sa place. [2.415 #2264] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elle a trouvé une bonne place, bien grasse, dans le fumier. [2.415 #2264] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 76 | Tsy mahafoy kirobo hamidy gadra, ka very (an-devon) telo-polo. [2.653 #3363, 2.974 #99]
Tsy mahafoy kirobo hamidy gadra, ka very telopolo. [2.558 #4509, 2.165] Tsy mety raha tsy mahafoy kirobo hamidy gadra, ka very andevon-telopolo. [2.415 #2337] Tsy mety raha tsy mahafoy sasanangy hamidy gadra, ka hamoy telopolo. [2.415 #2337] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne convient pas, pour économiser l' achat de fers de trente-trois sous, ou vingt-cinq sous, de perdre un esclave de trente piastres. [2.415 #2337]
Ne pas oser sacrifier 1 fr. 20 pour l’achat d’une chaîne et perdre ainsi un esclave de 30 piastres. [2.974] Ne pas vouloir dépenser un "kirobo" ( - 1 fr. 25) pour acheter une chaîne, et perdre ensuite trente piastres (150 frs.). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe se disait de ceux qui ne voulant pas faire une petite dépense utile, perdent beaucoup plus ; l' esclave que le maître n' enchaîne pas est exposé à s' enfuir. [2.415 #2337]
Cette dernière somme représentait le prix moyen d' un esclave. On attachait souvent avec une chaîne un esclave qu' on venait d' acheter, cela pour l'empêcher de s' échapper; celui qui, faute d'une chaîne, ne le faisait pas, courait le risque de le voir s' enfuir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 77 | Tsy mety raha ny lehilahy lehibe | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne convient pas qu' un homme siffle, mais il ne faut pas non plus qu'il tombe dans l' oubli. [2.415 #1736]
Il n' est pas convenable qu' un homme (adulte) se mette à siffler, mais il ne faut pas non plus qu' il tombe dans l' oubli. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe paraît n' être qu' un jeu de mots sur "misiotsioka" et "very sioka". [2.165]
Jeu de mots : misioka, very sioka. [2.415 #1736] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 78 | Tsy mety raha sady ho lany harena no ho very hitsiny. [2.558 #4670] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 79 | Valala voatango, ka very fanahy mbola velona. [2.165 #1025]
Very fanahy mbola velona, tahaka ny valala voatango. [2.653 #3664] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Une sauterelle aux pattes et aux ailes arrachées, elle a perdu l' esprit avant d' être morte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 80 | Vereza ny ho very, matesa ny ho faty ! [2.415 #4228] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qu' ils périssent ceux qui doivent périr ! Qu' ils meurent ceux qui doivent mourir ! [2.415 #4228] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pour nous, nous exécuterons coûte que coûte. [2.415 #4228] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 81 | Very amaso karaha vazana. [1.147 #V46] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 82 | Very Very Very | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' appartenir ni à un côté ni à l' autre, comme un homme libre devenu esclave. [2.415 #604] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui étaient entre deux partis. [2.415 #604] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 83 | Very an-tanàna, adidin' ny vohitra, ka vorio ny fokonolona. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si une chose est perdue dans le village, c' est l' affaire du village : qu' on réunisse les habitants. [2.415 #3321] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des affaires du village. [2.415 #3321] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 84 | Very an-trano, adidin' ny trano, very an-tanàna, adidin' ny tanàna. [2.558 #4936, 2.165]
Very an-trano, adidin’ ny trano ; very an-tanàna, adidin’ ny vohitra. [2.653, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pour ce qui s' est perdu dans la maison, la maison en est responsable; et pour ce qui s' est perdu dans le village, le village en est responsable. [2.165 #1087]
Si une chose est perdue dans la maison, c' est affaire de ménage ; si une chose est perdue dans le village, c' est l' affaire du village. [2.415 #3322] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | A chacun sa responsabilité. [2.415 #3322] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 85 | Very an-trano hoatry ny fanjaitra. [2.415 #3323]
Very an-trano, ohatra ny fanjaitra. [2.653] Very an-trano toa fanjaitra. [2.165 #2202, 2.558 #4937] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdu dans la maison comme l' aiguille. [2.415 #3323]
Perdu dans la maison comme une aiguille. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est affaire de ménage. [2.415 #3323]
Dans sa maison, on ne devrait pas se perdre! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 86 | Very famoriana, toy ny maty vady reni-anaka. [2.415 #6532, 2.558 #4939, 2.653 #3665] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui a perdu sa conseillère et trésorière, comme l' homme qui a perdu la mère de ses enfants. [2.415 #6532] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 87 | Very fanahy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 88 | Very fihantana toy ny maty ray aman-dreny. [2.415 #829, 2.558 #4940, 2.653 #3666] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre ceux à qui on avait recours, comme les parents. [2.415 #829] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 89 | Very Very | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdu deux fois comme des excréments de porc. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 90 | Very Ivoara fa tondraka Very Ivoara, ka tondraka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ivoara est dans le malheur car la rivière Varahina déborde par suite d' inondation. [2.415 #3161]
Ivoara s' est égaré et la rivière Ivarahina a débordé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Fâcheuse coïncidence! Ivoara serait le nom d'un bœuf, et il est difficile de se mettre à sa recherche à cause de l'inondation. [2.165]
Ravages de l' inondation ; d' autres prétendent qu' Ivoara était le nom d' un boeuf perdu, et que l' inondation empêchait d' aller à sa recherche. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 91 | Very sasaka ohatra ny Very sasaka, toy ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il s' en perd la moitié, comme dans le riz mangé par un lépreux. [2.415 #1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 92 | Very sasaka, ohatra ny fotsimbary anaty haron-kerana. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 93 | Very sasaka, very fahatelo, ohatra ny ro sotroin' ny sima. [2.653, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 94 | Very vahatry ny aina, tahaka ny maty zanaka lahi-matoa. [2.558 #4947]
Very vahin' ny aina toy ny maty zanakalahy matoa. [2.415 #8] Very | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Perdre la liane de sa vie comme celui qui perd son fils aîné. [2.415 #8] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Dans le langage figuré la liane verte était le symbole d'un appui solide. [2.415 #8] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 95 | Very zava-tsy hay. [2.415 #61] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui sait tout faire. [2.415 #61] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 96 | Sakalava very omby ka ny sisa no atao tsara (mafy) hidy. [2.558 #3800]
Vonizongo very omby : ny sisa no hatao tsara hidy. [2.415 #6263, 2.653 #3737] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Homme des Vonizongo qui a perdu un boeuf : il enfermera bien les autres. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Un homme averti en vaut deux. [2.415 #6263] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||