Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hanina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être tellement amoureux qu' on ne voit pas la nuit venir, quand il faudrait retourner chez soi. [2.165]
Pressé par l' amour et le regret, il ne connaît plus le coucher du soleil. [2.415 #5064] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des débauchés. [2.415 #5064] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Ataovy hanin’ omby : sady mimamà no miraoka ; fa ny alahelo tsy Ataovy hanin’ omby : sady mimamà no miraoka ; fa ny alahelo tsy ny hanina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy tokony hitanondrika foana amin' ny alahelo, fa na malahelo aza, tsy azo avala ny asa fitadiavam-pivelomana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Faites comme le bœuf, il beugle mais en même temps il broute, car ce n' est pas par la mélancolie qu' on chasse le besoin. [2.165]
Imitez la vache qui regrette son veau : elle beugle et paît en même temps, car le malheur ne se guérit pas dans la mélancolie. [2.415 #2845] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait comme paroles de consolation aux personnes en deuil qui ne veulent pas manger : que le malheur n' empêche pas de manger et de travailler, il ne faut pas se laisser abattre. [2.415 #2845] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hanina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akoholahy maneno an-tsena: tsy hery, fa alahelo ny tanana nilaozana. [2.653 #63]
Akoholahy maneno an-tsena : tsy hery fa hanina ny tany nilaozana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Atao adala ka tezitra: vary misy ro ka haronina, sisan' Atao adala ka tezitra: vary misy ro ka haronina, sisan' ny Atao adala ka tezitra, vary misy ro ka haronina, Atao ho adala ka tezitra, nefa vary misy ro ka haronina, sisan' Atao ho adala ka tezitra, nefa vary misy ro ka haronina, | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tezitra raha atao hoe adala, kanefa ny toetra amam-pombany rehetra mitory toetran' olona adala. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il s' irrite de ce qu' on le traite de sot, et cependant il met la main dans le riz cuit avec de la sauce, il la plonge sans s' être lavé et il mange les restes d'Idalo. [2.415 #2060]
On le traite d' imbécile et il se fâche: pourtant il prend avec la main du riz sur lequel on a mis de la sauce, et il mange les restes d' Idalo (nom de quelqu' un de malpropre, très probablement). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui protestent contre ce qu' on dit d' eux et qui cependant, par leur conduite, montrent la vérité de ce qui est allégué contre eux. [2.415 #2060] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Aza atao hala maina, hoatry ny vorondolo : tsy hohanin-kena, tsy Aza atao hala maina ohatra ny vorondolo: tsy ho hanin-kena, tsy Aza atao hala maina toa vorondolo : tsy ho hanina, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne haïssez pas sans motif comme on hait le hibou ; on ne le mange pas, on n' en fait pas de bouillon, mais on le tue pour rien. [2.415 #5645]
Ne haïssez pas sans raison comme on hait le hibou; on ne le mange pas, on n' en fait pas du bouillon, mais on le tue pour rien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aza manao tahaka ny ambiaty hianao : mahalala ny Aza manao tahaka ny ambiaty : mahalala Toy ny ambiaty : mahalala taona fa tsy misy voany ho hanina. [2.558 #274] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Aza manao Aza manao | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que ce ne soit pas comme le fruit du tapia : on en avale un, ou en crache trois. [2.415 #5650] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Esprit de contradiction. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Hanina am-bolony. [2.415 #286] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Traiter les affaires sérieuses sans examen et sans discernement, c' est comme si l' on mangeait une poule avec les plumes. [2.415 #286] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Hanina azy fa toa tsy hahazo, hoy ilay boka Hanina azy, toy ny boka Hanina azy, toy ny boka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pur regret, comme le lépreux qui est monté sur un figuier. [2.415 #1999] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l'impuissance. [2.415 #1999] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Hanina omena andevolahy : tsy Toy ny hanina omena andevo : " Toy ny hanina omena mpanompo : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la nourriture qu' on donne aux esclaves: qu' ils l'aiment ou qu' ils ne l' aiment pas, il faut qu'ils la mangent. [2.165]
Nourriture donnée à un esclave: qu'elle soit bonne ou mauvaise à manger, il est obligé de la manger. [1.3] Nourriture qu' on donne à l' esclave : qu' elle soit bonne ou mauvaise, il est obligé de la manger. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut se contenter de tout ce qui vient des supérieurs. [1.3]
Ils n' ont pas le choix. [2.165] Se disait des travaux qu'on était obligé de faire. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Hanina voaray maty afo ka ny vava tsy mba maizina. [2.558]
Hanina voaray maty afo : ny vava tsy mba maizina. [2.415 #4489, 2.653 #1027] Hanina voaray maty jiro ka ny vava tsy mba maizina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nourriture prise au moment où le feu s' éteint : la bouche n' est jamais dans l' obscurité. [2.415 #4489] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les Malgaches prenaient leur repas autour du feu et restaient ensuite à causer ; le feu s' éteignait peu à peu. Le sens est qu' il n'y a pas besoin d'y voir pour manger. [2.415 #4489] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hoatry ny Hoatry ny zaza Zaza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Enfant élevé par sa grand-mère : il est bien repu, mais il ne grandit pas en sagesse. [2.415 #971] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des enfants auxquels on laissait de la fortune mais qu' on avait mal élevés. [2.415 #971] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka hanina anao no androatokon' aretina. [2.558 #1396]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androatokon' aretina. [2.165 #1990] Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androa-tokon' ny aretina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous me laissez avant que je sois guéri, et le désir que j' ai de vous voir fait les deux tiers de ma maladie. [2.415 #2793]
Vous me quittez avant que je sois guéri, et l' ennui de vous forme les deux tiers de ma maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Irery tena Irery tena | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Kamboty tsy mba midongy sao lanin' ny velondray aman-dreny ny hanina. [2.558 #1596] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Lokan' ankizy, ka izay azo dia hanina. [2.415 #2381]
Lokan' ankizy ka ny azo dia hanina. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny loka omena eo no ho eo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Jeux d'enfants : ce qu' ils attrapent, ils le mangent. [2.415 #2381] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens ne sachant pas économiser, mais dépensant l' argent à mesure qu' ils en ont. [2.415 #2381] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mampisalasala ohatra ny mitsako vozon' akoho : hatelina toa taolana, haloa toa nofony. [2.558]
Mampisalasala, ohatra ny mitsako vozon’ akoho ; hatelina, toa taolana; haloa, toa nofony ihany. [2.653] Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora. [1.1] Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany. [1.1] Salasala Salasala toa vozon' akoho tanora : haloa toa nofony, hatelina toa taolana. [2.558 #3816] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra tsy hita hatao ho tsara na ratsy ka manahirana ny saina ny manapaka na hitana na hamela azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ambigu ou équivoque comme le cou d’un jeune poulet : le rejeter? mais c’est de la chair ; l’avaler ? mais c’est de Vos. [2.974 #280]
Ni l' un ni l' autre, tel le cou d' un poulet : si on veut le rejeter, il semble cependant que c' est de la chair ; si on veut l' avaler, il semble que c' est un os. [2.415 #4590] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait pour signifier l' incertitude, quand on se demandait par exemple si un procédé dénotait amitié ou hostilité. [2.415 #4590] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Manafaingana tena toy ny marary be tsy homan-kanina. [2.415 #2800]
Manafaingan-tena ohatra ny marary tsy homan-kanina. [2.558] Manafaingan-tena ohatra ny marary tsy mahatelin-kanina. [2.558] Manafaingan-tena toy ny marary be tsy homan-kanina. [2.165 #2110, 2.653 #1488] Marary be tsy mahatelin-kanina, ka manafaingana ny ainy. [2.165 #2003, 2.415 #2804] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est gravement malade et ne peut plus rien avaler accélère sa fin. [2.165]
Hâter sa fin comme un malade qui ne mange plus rien. [2.165 #2110] Hâter sa perte comme un malade qui ne mange même plus les choses qu' il aimait. [2.415 #2800] L' homme gravement malade qui ne peut plus prendre de nourriture hâte sa fin. [2.415 #2804] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Celui qui ne pouvait plus manger allait mourir. [2.415 #2804]
Les malgaches pensent que quand quelqu' un ne peut plus manger, il doit être près de sa mort. [2.165] On faisait manger beaucoup les malades ; quand un malade refusait de manger, son entourage disait qu'il hâtait sa mort ; ce proverbe se disait de ceux qui ne font pas leur possible pour se tirer d' embarras. [2.415 #2800] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Mangahazo mangidy malemy: hanina amin' ny Mangahazo mangidy malemy, ka hanina amin' ny | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Raha tsy maintsy mandray vola na zavatra manana toetra mifangaroharo, ny toetra tsara ananany no jerena. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le manioc amer et tendre: c' est sa tendreté qui le fait manger. [2.165]
Le manioc amer et tendre, on le mange à cause de sa tendresse. [2.415 #5960] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Maniry hanina Maniry manitra ohatra ny alika Nahoana no maniry manitra tahaka ny alika | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Entina milaza olona mitsiriritra zava-tsoa izay lavitra azy sy mety ho sarotra ny hahazoana azy nefa tsy lavitra azy dia efa misy an'io zavatra tsiriritiny io saingy tsy azony alaina ho azy akory. [1.62]
Entina milaza olona tsy lavitra zava-tsoa iray, nefa tsy afaka haka azy fa mitsiriritra lava eny. [1.1] Eo akaikin' ny zavatsoa iray lalandava, nefa tsy afaka hanararaotra. [1.1] Maniry hahazo zavatra mahafinaritra izay eo akaikin' ny tena lalandava, nefa tsy ho azo na oviana na oviana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Désirer une nourriture qu' on a à la gorge, c' est comme le chien qui a un collier en peau. [2.415 #5859] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Matin-kenamaso, ka homam-barim-boka. [2.415 #6306, 1.1]
Matin-kenamaso, ka homan-kanina voa mosavy. [2.415 #6305] Matin-kenamaso ka mihinam-barim-boka. [2.165 #1118, 2.558 #2180, 2.653 #1678] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona apanaikinaiky foana noho ny henatra, na dia zava-dratsy aza no atolotra azy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Par fausse honte, il mange le riz d' un lépreux. [2.165]
Victime du respect humain, il mange des mets ensorcelés. [2.415 #6305] Victime du respect humain, il mange les restes de riz d' un lépreux. [2.415 #6306] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Refuser de manger avec quelqu' un est très impoli; pour ne pas l'être, on mange avec un lépreux, ce qui est regardé avec horreur; de deux maux, choisir non le moindre, mais le pire. [2.165]
Se disait des gens qui s'exposent imprudemment par respect humain. [2.415 #6306] Se disait du respect humain. [2.415 #6305] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny ankizy no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tonotono. [1.1]
Ny zaza no tia Ny zaza no tia tsapa fatana, ny ray aman-dreny no tia tono hanina. [2.415 #992, 2.653 #2534] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny toetran' ny lehibe izay tsy miafina amin' ny ankizy ka mazàna no alainy tahaka. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les enfants aiment à tripoter le feu, c' est que les parents aiment à manger des grillades. [2.415 #992] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les enfants imitent les parents. [2.415 #992] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny fitia aza atao tsy mivaly ohatra ny hanina nomena boka. [2.558]
Ny fitia aza atao tsy mivaly, toy ny hanina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Que l' affection ne reste pas sans récompense, comme la nourriture qu' on donne à un lépreux. [2.165]
Que l' amour ne reste pas sans récompense comme la nourriture qu' on donne à un lépreux. [2.415 #5116] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quand on donne à manger à un lépreux, on ne désire pas qu' il vous rende la pareille! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny jinjanay, ny ambeo no hanina, fo era. [2.415 #5816] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La récolte est brûlée, la réserve est mangée, que faire ? mon coeur est en délibération. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ny vitsika no keliray, ny fanompoana no mafy : mivoaka, mitondra tany ; miditra, mitondra hanina ; kanefa nony tonga, ny tsy naka no homana. [2.415 #731, 2.653 #2481] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les fourmis sont chétives, c' est que leur corvée est rude : en sortant elles portent de la terre ; en rentrant elles apportent des provisions ; mais quand elles arrivent, c' est celui qui n' a pas amassé qui mange tout. [2.415 #731] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe qui s'appliquait aux exacteurs, fait allusion au serpent renimandotra ; les Malgaches disaient que ce serpent habitait les fourmilières et était nourri par les fourmis qui à leur tour mangeaient son cadavre. [2.415 #731] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Rafotsibe Rafotsibe Rafotsibe | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui veut manger un unique hanneton: si elle le partage en deux, elle l' écrase; si elle n' en fait qu' une bouchée, il est bientôt avalé (et le plaisir est de bien courte durée). [2.165]
Vieille qui n' a qu' un hanneton à manger : si elle le partage, elle le presse et il ne reste plus que la peau ; si elle l'avale, il est vite mangé. [2.415 #1919] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des pauvres. [2.415 #2500] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Raha noana hianao atakalonao hanina. [2.415 #5473] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous avez faim, vous m' échangerez pour ce qui se mange. [2.415 #5473] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles de femmes, pour reprocher à un homme son peu d'amour. [2.415 #5473] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Rano tsy androana, tsy mahafatseroka, lamba tsy atafy, tsy mahafana, ny vary tsy hanina, tsy mahavoky, ny raharaha tsy atao, tsy lavorary. [2.558 #3714]
Rano tsy androana tsy mahafa-tseroka, ny lamba tsy atafy tsy mahafana, ny vary tsy hanina tsy mahavoky, ny raharaha tsy atao tsy mety lavorary. [2.165 #725, 2.415 #3969] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' eau dans laquelle on ne se baigne pas n' enlève pas la crasse; un vêtement qu' on ne met pas ne préserve pas du froid; le riz qu' on ne mange pas ne rassasie pas; le travail qu' on ne fait pas ne peut réussir. [2.165]
L' eau dans laquelle on ne se trempe pas n' enlève pas la crasse, le vêtement qu' on ne porte pas ne réchauffe pas, le riz qu' on ne mange pas ne rassasie pas, ainsi le travail qu' on ne fait pas ne réussit pas. [2.415 #3969] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Sorohitra, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce qu' on gâte sans en tirer profit, c' est comme une alouette qu' on tue d' un coup de pierre et qu' on ne mangera pas. [2.415 #2407] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Beaucoup de Malgaches s' interdisaient superstitieusement de manger les alouettes. [2.415 #2407] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Tapian' Imamo : iray no hanina ka telo no aloa. [2.558 #4103] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Tête de canne à sucre donnée par le souverain ou par un seigneur : ce n' est pas seulement un mets, c' est un honneur. [2.415 #483] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des cadeaux faits par le souverain, les seigneurs ou une personne de condition distinguée. [2.415 #483] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Toy ny rambon' osy : hanina mahavoafady, ariana rambon-karena. [2.558 #4315] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Tokantrano tsy ampoizina, ka hanin-tonta no hanina. [2.415 #1238, 2.653 #3108]
Tokantrano tsy nampoizina, ka hanin-tonta no hanina. [2.558 #4155] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ménage qu' on ne soigne pas : on s' y nourrit de mets grossiers. [2.415 #1238] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est comme l' alouette sur un tombeau : si elle est chassée avec des pierres et si elle est tuée, on ne peut pas la manger mais il faut la jeter. [2.415 #2924]
Qu' on tue sans vouloir le manger, comme une alouette sur un tombeau. [2.165 #427] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' était là une des nombreuses prescriptions superstitieuses ; se disait des gens sans pudeur. [2.415 #2924] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dont on ne sait quoi faire comme le poisson trondro de Reningaraka lorsqu' il sent mauvais : si on le mange, on a l' haleine mauvaise ; si on le jette, on le regrette comme une chose pour laquelle on s' est fatigué ; si on le conserve, il se pourrit ; si on le fait sécher, on est maudit par les gens. [2.415 #6093] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La juste mesure est difficile à atteindre. [2.415 #6093] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.415 #3422] Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.653 #3577] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [2.415 #3422] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [2.415 #3422] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Voalavo manaiki-by, ka ny tsy laitra hanina no hanihaniny. [2.415 #2125]
Voalavo manaiki-by ka ny tsy laitran' ny nify no vazivazina. [1.1] Voalavo manaiki--by ka ny tsy laitry ny nify no hanihanina. [1.3 #843] Voalavo manaiki--by, ka ny tsy laitry ny nify no vazivazina. [2.415 #6333] Voalavo nanaiki--by : ny tsy laitry ny nify avy no inanina. [2.558 #4977] Voalavo nanaiki-by: ny tsy laitry ny nify avy no mba hanihanina. [2.653 #3695, 2.974] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo manandranandram-poana ka ny tsy azo atao no naikanaikana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui tente l' impossible est comme le rat qui veut ronger le fer et s' attaque à plus fort que lui. [2.415 #6333]
Rat qui ronge du fer : pourquoi s’attaquer à plus fort que ses dents ? [2.974 #291] Tenter l' impossible, c' est faire comme le rat qui mord du fer : il veut manger ce qui ne peut pas être mangé. [2.415 #2125] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui voulaient l'impossible. [2.415 #2125] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana : hanina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Akanga makangoa : ho hanina mahafaty ray, tsy ho hanina mahafaty reny. [1.147 #A16] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Akondro masaka ifotony aho : tsinjo maso fa tsy azo hanina, ka jerena ihany. [2.558 #90]
Akondro masaka ifotony aho : tsinjo maso, fa tsy azonao hohanina, fa jerena ihany. [2.415 #1556, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je suis comme une banane mûre sur pied : les yeux me voient, mais vous ne pouvez pas me manger, il faut vous contenter de me regarder. [2.415 #1556] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Refus d' une jeune fille aux sollicitations d' un jeune homme. [2.415 #1556] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chercher difficultés et querelles comme l' intérieur de boeuf, quand on le mange : chaud, il brûle ; froid, il s' attache au palais. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut en tout un juste milieu ; ce proverbe se disait des gens trop hésitants. [2.415 #1198]
Se disait des personnes difficiles de caractère. [2.415 #5644] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Atao adala ka tezitra: vary misy ro ka haronina, sisan' Atao adala ka tezitra: vary misy ro ka haronina, sisan' ny Atao adala ka tezitra, vary misy ro ka haronina, Atao ho adala ka tezitra, nefa vary misy ro ka haronina, sisan' Atao ho adala ka tezitra, nefa vary misy ro ka haronina, | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona tezitra raha atao hoe adala, kanefa ny toetra amam-pombany rehetra mitory toetran' olona adala. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il s' irrite de ce qu' on le traite de sot, et cependant il met la main dans le riz cuit avec de la sauce, il la plonge sans s' être lavé et il mange les restes d'Idalo. [2.415 #2060]
On le traite d' imbécile et il se fâche: pourtant il prend avec la main du riz sur lequel on a mis de la sauce, et il mange les restes d' Idalo (nom de quelqu' un de malpropre, très probablement). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui protestent contre ce qu' on dit d' eux et qui cependant, par leur conduite, montrent la vérité de ce qui est allégué contre eux. [2.415 #2060] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ataony ho aretin’ inona, ka hoe : "Hohaniko ny sisan’ Ikaky". [2.415 #1491, 2.653 #302] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne sait de quelle maladie souffre son père et il dit : je mangerai les restes des bonnes choses qu' on a données à mon père. [2.415 #1491] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' égoïsme et de la gourmandise des enfants, qui sans songer aux souffrances de leurs parents, se réjouissaient de manger leurs restes. [2.415 #1491] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Avoko no nasaina nohaniny ka Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava. [1.1] Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am-bavany. [2.165] Avoko no nasaina nohaniny, ka | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | On lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | L' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza atao hala maina, hoatry ny vorondolo : tsy hohanin-kena, tsy Aza atao hala maina ohatra ny vorondolo: tsy ho hanin-kena, tsy Aza atao hala maina toa vorondolo : tsy ho hanina, tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne haïssez pas sans motif comme on hait le hibou ; on ne le mange pas, on n' en fait pas de bouillon, mais on le tue pour rien. [2.415 #5645]
Ne haïssez pas sans raison comme on hait le hibou; on ne le mange pas, on n' en fait pas du bouillon, mais on le tue pour rien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza manao ombilahin' Aza manao ombilahin' | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne soyez pas comme le taureau d' Ibosy: on voudrait qu' il se batte, il refuse; on voudrait le faire piétiner les rizières, il refuse; on voudrait le manger, sa chair est trop dure; et si on ne s' en occupe pas, il donne des coups de corne aux petits. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il n' est bon à rien. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Be loha mangataka ka Be loha nangataka: | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Hanina omena andevolahy : tsy Toy ny hanina omena andevo : " Toy ny hanina omena mpanompo : | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Comme la nourriture qu' on donne aux esclaves: qu' ils l'aiment ou qu' ils ne l' aiment pas, il faut qu'ils la mangent. [2.165]
Nourriture donnée à un esclave: qu'elle soit bonne ou mauvaise à manger, il est obligé de la manger. [1.3] Nourriture qu' on donne à l' esclave : qu' elle soit bonne ou mauvaise, il est obligé de la manger. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut se contenter de tout ce qui vient des supérieurs. [1.3]
Ils n' ont pas le choix. [2.165] Se disait des travaux qu'on était obligé de faire. [2.415 #552] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Hoditra azon' antitra : tsy hanina fa tanontanonina foana. [2.415 #1814]
Hoditra azon’ antitra : tsy hanina, fa tanontanoniny foana. [2.653 #1090] Hoditra azon' antitra : tsy haniny fa tanontanoniny foana. [2.558 #1363] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vieillard qui a pris une peau : il ne la mange pas, mais il reste assis à côté. [2.415 #1814] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui prenaient par pure malice, sans pouvoir se servir de ce qu' ils prennent ; le vieillard n' a pas de dents, il ne peut pas mâcher la peau. [2.415 #1814] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Homan-tena hoatry ny tantely Tantely merika andro : ny ao an-trano ihany no hanina. [2.653] Tantely Tantely Tantely | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le prodigue se consume lui-même comme les abeilles par un temps de bruine. [2.415]
Par les temps de bruine, le miel qui est à l' intérieur de la ruche est mangé par les abeilles. [2.415 #2408] Se manger soi-même comme les abeilles quand le temps est à la pluie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elles ne peuvent sortir de la ruche et mangent du miel quelles ont déjà fait. [2.165]
Par les temps de bruine les abeilles ne sortent pas et elles mangent le miel qui est à l' intérieur de la ruche. [2.415 #2368] Se disait de ceux qui mangent leurs biens. [2.415 #2408] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Jamba mividy hena : miady varotra ny hohanina fa tsy mangataka ny hatao jiro. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Kibo manina tsy mahatsiaro hanina. [2.415 #2602] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Estomac plein de tristesse et de regrets, ne pense pas à manger. [2.415 #2602] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe est fait d' assonance : manina regretter et hanina manger. [2.415 #2602] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Mahantra lahy, fa maka ny anaty rano, hanin' ny mamba, maka ny an-tanety Mahantra lahy : maka ny anaty rano, hohanin' ny mamba; maka ny an-tanety, | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui est bien à plaindre: s' il va prendre ce qui est dans l' eau, il sera pris par les crocodiles; et s' il prend ce qui est sur la terre ferme, il sera frappé par la foudre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Manambady niainga a | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Na efa nioza Na efa nioza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bien qu' on se soit lavé les mains pour manger, cela ressemble à une ablution de toilette et de parure, s' il n' y a rien à manger. [2.415 #4538] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Nahoana no amalona no nohanina ka no patsa no aloa ? [2.558 #2663]
Raha toho no hohanina, ka patsa no haloa, tsy mety izany. [2.415 #4449, 2.653 #2717] Raha toho no nohanina ka patsa no aloa, dia tsy mety izany. [2.558 #3663] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Manger des poissons toho et rendre des chevrettes : cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Emprunter beaucoup et rendre peu, cela ne convient pas. [2.415 #4449] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Ny be kibo mahalany hanina; ny mahery miantsena | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un gros ventre épuise les provisions, de fréquentes visites au marché usent le lamba, des oreilles dures élargissent les bouches. [2.415 #1676] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Ny hanina zaraina mora lany; ny raharaha zaraina mora vita ; ny sakafo lany mahatsara vava. [2.653 #2249]
Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un repas pris en commun est vite achevé; une besogne mise en commun est vite accomplie. [2.974 #15] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Ny omby mahia no hanina, ny ao Ny omby mahia no hanina, ny ao Ny omby mahia no hohanina, ny Ny omby mahia no ho hanina, ny be no mahamena-maso. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si l' on mange un bœuf maigre (sans récriminer), c' est par honte des autres qui sont dans le parc. [2.165]
Si on mange les boeufs maigres, c' est par considération pour les boeufs qui sont dans le parc. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des parents pauvres. [2.415 #2549] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Ny tarehy soa verin' ny hanina an-dany vazana. [2.653, 2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Un beau visage gâté par la nourriture entre les dents et les joues. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il s' agit d' une femme qui malgré sa beauté se nettoie la bouche avec son doigt, ce qui décourage les prétendants possibles. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Ombilahy tanimanga : tsy hanin-kena, tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Rafotsibe Rafotsibe Rafotsibe | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La vieille femme qui veut manger un unique hanneton: si elle le partage en deux, elle l' écrase; si elle n' en fait qu' une bouchée, il est bientôt avalé (et le plaisir est de bien courte durée). [2.165]
Vieille qui n' a qu' un hanneton à manger : si elle le partage, elle le presse et il ne reste plus que la peau ; si elle l'avale, il est vite mangé. [2.415 #1919] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des pauvres. [2.415 #2500] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | Raha maharary aza ny tanana, jereo aloha ny kibo tsy misy hanina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Quand même la main vous fait mal, regardez d' abord votre ventre vide. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parole de consolation à l' adresse des laboureurs qui ont les mains écorchées d' avoir manié la lourde bêche indigène. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Raha tsy mahomby ny manavy, avelao hohanin’ ny manetsetra. [2.653 #2721] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Tataro be vava, soy lava molotra : 'zay | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Toy ny akotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka taitra ny ondry nandrasany, ary miloloha ny akoho nompiany. [2.653 #3183] Toy ny ankotralahy : mibaby ny omby nohaniny, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme les soldats portant giberne : ils portent sur le dos le boeuf qu' ils ont mangé, le mouton qu' ils ont gardé leur donne l' alarme, et ils portent sur la tête les poules qu' ils ont élevées. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Plaisanteries sur ces soldats et leur uniforme ; allusion à la giberne, au tambour, etc. [2.415 #460] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Toy ny ambiaty : mahalala taona, nefa tsy misy voany hohanina. [2.653 #3176] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Toloho mirin’ iva : | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est comme l' alouette sur un tombeau : si elle est chassée avec des pierres et si elle est tuée, on ne peut pas la manger mais il faut la jeter. [2.415 #2924]
Qu' on tue sans vouloir le manger, comme une alouette sur un tombeau. [2.165 #427] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' était là une des nombreuses prescriptions superstitieuses ; se disait des gens sans pudeur. [2.415 #2924] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Trafon-kena be rano : hanina amy ny lazany. [2.653 #3262]
Trafon-kena be rano : hanina amin' ny lazany. [2.415 #4613] Trafon-kena be rano ka hanina amin' ny lazany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zavatra tsara nefa tsy ny tokony ho izy no nandrahoana na nanaovana azy; ilazana ny olo-mahay nefa tsy dia manao ahoana akory ny zava-bitany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Bosse de boeuf cuite avec beaucoup d' eau : elle n' est pas bonne, mais on la mange parce qu' elle est célèbre. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La bosse de boeuf était très appréciée. Le sens du proverbe est que la renommée supplée parfois à la beauté, à la qualité. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Tsy misy manga hoatry ny voantay ; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.415 #3084]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa raha ratsy fila hanina, mahavazina. [2.558 #4728] Tsy misy manga ohatra ny voantay; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rien n' est aussi beau qu' un bousier, mais il est déshonoré parce qu' il cherche sa nourriture dans l' ordure. [2.415 #3084] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | La beauté n' empêche pas le déshonneur. [2.415 #3084] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Tsy misy mangidy hoatry ny sakay, hono, fa raha atao teny ierana dia mafanafana. [2.415]
Tsy misy mangidy hoatry ny sakay, hono, fa raha atao teny ierana dia mamy. [2.415] Tsy misy mangidy noho ny sakay, fa raha teny ierana dia hanina. [2.165 #265] Tsy misy mangidy ohatra ny sakay fa rehefa teny ierana laitra ihany. [1.1] Tsy misy mangidy ohatra ny sakay fa rehefa teny ierana lany ihany. [1.1] Tsy misy mangidy toy ny sakay; fa raha teny ierana, mafanafana. [2.653 #3533] Tsy misy mangidy toy ny sakay fa rehefa teny ierana mamy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa rehefa sitraka sy nifanarahana, dia maniary mora na dia sarotra sy manahirana aza. [1.1]
Na inona na inona hasarotan-javatra eo amin' ny fifampiraharahana, rehefa ifanarahana vita ihany. [1.1] Na inona na inona zava-tsarotra, rehefa ifanarahana tonga mora. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Rien n' est plus cuisant que le piment, mais quand il y a union et entente, c' est doux à manger. [2.415 #4842]
Rien n' est plus piquant que le piment, mais si l' on s' accorde pour cela, on le mange quand même. [2.165 #265] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les peines sont adoucies en famille. [2.415 #4842] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Tsy misy mangidy noho sakay; fa raha teny ierana, dia hanina. [2.653 #3532] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | Tsy misy mateza milevina hoatry ny voalavo ; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.415 #6258]
Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo; fa raha mitranga izy, dia hanin' ny saka. [2.165] Tsy misy mateza milevina ohatra ny voalavo, fa raha mitranga lanin' ny saka. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aucun animal ne reste aussi longtemps enterré qu' un rat, mais quand il sort de son trou, il est pourtant mangé par le chat. [2.165]
Il n' y a pas d' animal qui reste enterré comme un rat, mais lorsqu' il sort de son trou, il est mangé par le chat. [2.415 #6258] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Tsinay tsy Tsinay tsy | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les intestins ne s' étendent pas tout seuls. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut y mettre quelque chose. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Tsy satrin' ny mpiasa ny ho be herikerika, fa ny Tsy satrin' ny mpiasa ny miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.415 #3422] Tsy satrin’ ny mpiasa no miherikerika, fa ny mpitondra hanina no mivezivezy. [2.653 #3577] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si le travailleur des rizières se retourne, ce n' est pas qu' il le veuille, mais c' est que le porteur de vivres rôde çà et là. [2.415 #3422] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des envoyés qui changent les termes de la commission : ce n' est pas la commission qui veut être changée mais c' est le commissionnaire qui la change. [2.415 #3422] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Vavan’ alika feno taolana : tsy hanina hahavoky, fa henamaso ny be. [2.653 #3645]
Vavan' alika feno taolana : tsy hanin-kahavoky fa henamaso ny betsaka. [2.558 #4903] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Voangin’ ny marary : sady tsy hanina tsy amiana olona. [1.147 #V70] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Voatavo mahamay ka tsy hanin-jaza sarotra | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Argent de Blanc n' est pas nourriture de ceux qui dorment dans la journée. [2.415 #3999] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des paresseux, parce que les Blancs avaient la réputation de faire travailler. [2.415 #3999] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | Voro-damba atakalo patsa : ny iray tafiana Voro-damba atakalo patsa: ny iray tafina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des haillons échangés contre des chevrettes: les uns seront portés et usés en un jour et les autres seront mangées et consommées en un jour aussi. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Donc, il n' y a pas là de quoi se disputer. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 44 | Zaza | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Education de grand’mère : l’enjant mange à son aise, mais son esprit ne s’ouvre pas. [2.974 #112] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||